DIRAN-DOZA NY FIANAKAM'S FATAO ATSOJAY,SAKANA,VONO HO FATY
1. terrywui
(
02/04/2010 08:18)
Ny mba fahafinaretana kely hita zao de ity "vaky lalàna !" azon'ny Fitondrana ty ...! fa raha izay ato amin'ny serasera de mangidy no ato ....
--ka aleo alou hipiripirina kely ny bandy fa mbola ho avy eo iany angamba any ho any rehefa milamm ny resakay sy rahery !.....lery be zizo be !
-Nipoaka koa anie Rapika le IP nanaovanlah adalana iny e! ny tato ampiasana petsa daolo ,ity iray ity sisa ....ny tany antrano mou efa ela no nivadika porno ny dinika serasera raha vao manokatra azy. Zany hoe (traduction-na page) no nataon'i hery, ilay http://www.dinika.serasera.org/ iny mitsy no nokitihany de notohizanlery pornhub.com, de isaky ny manokatra serasera de porno no mivoaka !!! gaigy be !!!!!! ny PC portable lasa porno aby teo fa mba novainlery BIZNA serasera alou izy zao, gaigy le atsonjay e.... tena mahay informatique alou i sefo raha ity resaka site sy blogy ...fa ny nampalahelo de nivadika any amin'ny ratsy le fahaizany !!!.... :lol: :lol:
--Ka mazotoa alou letsy bazylou ,rapatrick , Annie2005 ,mihitsy ,Oay dit billy ,Rapika , razoam fa HIPIRINA KELY aho fa tena gaigy le attaque atao amle fianakm's a.....!! --- ny politika eo ihany hifanalana eto iny , fa le gafy IP sy gafy PS no tsy mlamm....! lery atsy resahako be zizotra be !!!!!

novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:45
2. terrywui
(
02/04/2010 08:21)
oay le...nanoratra anle http://iny aho de lasa jereo le izy !! fa soloy hoe http:// www,dinika serasera.org io jereo eto eo ambony io !! iny ndray no tsy arako ....
3. terrywui
(
02/04/2010 11:20)
efa ho faty afakaroa taona avy kou ry hery de mbola manao ratsy saina ihany !
http://www.youtube.com/watch?v=nfKEZXakXbo
elah alou rapika amin'io fahotana be eo ambony lohanlah io de sarotsarotra aminlah ny ho vohain'i petera varavarana !

4. xxx3
(
02/04/2010 11:24)
entina manao gogo rawix f'efa ho tonga ihany fin du monde @ 2012 =)) =)) =))
6. ndotofetsy
(
03/04/2010 17:38)
yuka:
mbola tsimiva mints ity andrywui ty kaka...pfff
c tjr les cons ki ne change pas
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ary aza miteny kaka ianao sao sakanan i hery eto
o^o o^o o^o
7. pikatti
(
06/04/2010 11:45)
-Nipoaka koa anie Rapika le IP nanaovanlah adalana iny e! ny tato ampiasana petsa daolo ,ity iray ity
Efa tena mitapy elah wiwi , tsara hoa anelah zany sazy nahazo anela zany ,zaran'elah aza tsy niala teo io dinik'elah, io