aoka lesy zay i Pikatti ra-batista a!petsa be lery mampalelo
1. terrywui
(
17/10/2009 12:41)
Efa sady resy ve letsy ny GTT sy ny antoko tohanany de mbola ampijaliana ko pikatti le ! aoka izy e! avelao izy !
efa mitenten foana sy midelira be mitsy ve letsy lery de mbola atao ihany a!
efa mitenten foana sy midelira be mitsy ve letsy lery de mbola atao ihany a!
novalian'i dadabe ny 18/10/2009 16:05
3. pikkati
(
17/10/2009 12:47)
Tsy mampaninona ahy no ataonareo otrizao e! mbola hivaly aminareo izao fampijaliana ahy izao , mbola hanody anareo anie izao ! maninona ny PS nay tonga de ataonareo copie coller otrizao fotsiny e! tsy rariny izao e ! hery a! mba jereo ihany zahay fa tsy tanana hitsipaka tsy tongotra handrangotra e! jereo anie ny anaovan'olona ny Ps nay hery e ,tsy rariny ee! mba mety ve izao ray vahoaka a!.. andray kosa ee ...tsy hanao serasera tsony zahay raha mbola ampijaliana toy izao ka ....!!
sonian'ny mpitaraina Pikatti !
sonian'ny mpitaraina Pikatti !
4. terrywiui
(
17/10/2009 12:50)
misaotra pikatti a, tena milay ato @nareo ato zany an, tary mantsy zahay be taraina loatra ha ha ha :-*
5. pikkati
(
17/10/2009 12:51)
raha tsy vendrana sy tsy ampy saina tokoa ve ahazo ny Fanjakan'ny ampy saina sy miseho nahita fianarana ?
--sady zao ny Fanjakany tsy mety azony nefa hono nianatra !
-- ze marina lazaina e! tokony ho mora aminareo milaza ho avarapi zany anie ny mamerina ny Fanjakanareo nandihizan'ny sasany zao e!
--sa nareo avarapi dondrona ,dondrona manampahaizana ,vendrana manantsaina ,sssssshh ! vava no be ,taimbava no alefalefa fa ny réeel aloha de tsy mety azonareo na ovin na ovin tsony ry TIM sy ravalo io fanjakana io a,

7. ifiona
(
17/10/2009 13:40)
mazoto ko nareo manokatra pseudo vaovao foana d midéconnecte d miditra @ iray hafa dia miala ndray dia miverina @ ilay teo aloha dia miala ndray dia maka pseudo iray hafa d...
sns!
ouff!
sns!
ouff!
8. Mirananirina
(
17/10/2009 14:30)
andeha hampiditra ps koa aho fa tsss... :idea: :idea: atoko hoe pikkatiterrywuii :/ :/ :/ :/ dia za zay an
11. swann
(
17/10/2009 16:42)
tena misavorovoro ry le zalah reto ato zany kléé
alamino ny tanan pikatti sy wuiwui a! innn ary ty mifanjinja sy mifanaikitra ty ! mifandraisa tanana nareo mtsam de manao bizou kely de samy vita !
alamino ny tanan pikatti sy wuiwui a! innn ary ty mifanjinja sy mifanaikitra ty ! mifandraisa tanana nareo mtsam de manao bizou kely de samy vita !
14. dadabe
(
18/10/2009 16:05)
andeha koa ny6 ahy ataoko oe "dadabemirana" :wink: sahala @ milay an sa dadabewuiwipikatti :-D