itanareo ve ry reto ,mapmé be ity kozy ty a!!

1. terrywui ( 10/10/2009 12:12)
Itanareo toko ry reto tamlé faha10 taona ny serasera iny de nisy roa vavy nanolotra aloha de i Hery niafina tao ambadiky ny baffles facade(tena marina) fa tsy niseho teo lery ! de ref vita le fanolorana de nodokafana kely teo alo Hery de nasaina nitsangana lery mba ho hitan'ny pokna zany oe zany ra-Hery zany!!(tao anie za ee!!) de tsy sahy lery fa menatra na de nasain'ny pokna nivoaka aza fa nipoitra kely roa mandingana fotsn de nihemotra !tsy ita mitsy lery ee ! fa hay ve ity sefo ty ko ka ref menatra de manaikitraikitra hoho otran sipa kely !! ha ha ha !!
--neveriko fa tena bandy mafy be anie lery io kay ol mora menatra kely ,,fa ref manala PS ato fotsiny zany ngama no be wawa be !!
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 01:59
2. mitapiwui ( 10/10/2009 12:25)
mpihandry vavahady hon hon hon hon hon hon
3. ndotofetsy ( 10/10/2009 12:43)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. xxx ( 10/10/2009 12:46)
ENAO NO TSY MANAKAMBO TE HILENTIKA ETO ,na sarokenatra izy na tsia tsy aleoSAROKENATRA MISY VALEUR ,
toy izay le RAJIOLAHY tany New-York lany henatra ?SANS VALEUR ?izay dia BOLA SaHY NAnENDRIKENDRIKA NY FILOHA SASANY AO AFRIKA HOE NOVIDIANA efa zatra mividy izy d gasy iza no HATAONY domelina a@zany LAINGa sy FITAKA, IRENY resany ireny ZAO HADIKA @TENY frantsay sy anglisy dia hapihainoana ny filoha Afrikana dia tratra eo ny jiolahy MAPNDAINGA sy mpanedrikedrika !!!!
Ela loatra RA VALOfa aoka izay ny consensus tsisy farany ty fa jereo akaiky @izay zay hi-DELOGER -na IO PUTCHISTE io ,mila ny AIDE NY FIRENEn-DEHIBE IRAY fa mijaly ny vahoaka moa ny FANONDRANA'IREO BOIS DE ROSE satria tsy sure ny hijanaona eo @pouvoir izy tena HALATRA BE VAVA ?NY VAHOAKA MADINIKA NA NY hividianana hanina ISAN'ANDRO AZA TSY MAHITA ?enimbolana tsy mandray karama ve ,be ny MATY VOAN'ny TOSIDRA noh io KRIZY IO .
Mba JEREO akaiky io RAVALOMANANA fa mahanatra ny vahoaka !
5. dadabe ( 10/10/2009 14:16)
resaka politika ve ty leuleu :-w
6. sipagasy ( 10/10/2009 14:33)
terrywui:

Itanareo toko ry reto tamlé faha10 taona ny serasera iny de nisy roa vavy nanolotra aloha de i Hery niafina tao ambadiky ny baffles facade(tena marina) fa tsy niseho teo lery ! de ref vita le fanolorana de nodokafana kely teo alo Hery de nasaina nitsangana lery mba ho hitan'ny pokna zany oe zany ra-Hery zany!!(tao anie za ee!!) de tsy sahy lery fa menatra na de nasain'ny pokna nivoaka aza fa nipoitra kely roa mandingana fotsn de nihemotra !tsy ita mitsy lery ee ! fa hay ve ity sefo ty ko ka ref menatra de manaikitraikitra hoho otran sipa kely !! ha ha ha !!
--neveriko fa tena bandy mafy be anie lery io kay ol mora menatra kely ,,fa ref manala PS ato fotsiny zany ngama no be wawa be !!





PPPPPPfffffff hafa kely koa ny fisainanao izany annn, raha hoe tena 'namana' eto ianao inona sa iza no nisakana anao tsy hanantona teny anoloana rehefa niantso ny 'namana rehetra' aho!!!!! sa ianao dia anisan'itony be tsikera fa tsy misy apoaka pppfffff
7. Papoose ( 10/10/2009 18:09)
terrywui:

Itanareo toko ry reto tamlé faha10 taona ny serasera iny de nisy roa vavy nanolotra aloha de i Hery niafina tao ambadiky ny baffles facade(tena marina) fa tsy niseho teo lery ! de ref vita le fanolorana de nodokafana kely teo alo Hery de nasaina nitsangana lery mba ho hitan'ny pokna zany oe zany ra-Hery zany!!(tao anie za ee!!) de tsy sahy lery fa menatra na de nasain'ny pokna nivoaka aza fa nipoitra kely roa mandingana fotsn de nihemotra !tsy ita mitsy lery ee ! fa hay ve ity sefo ty ko ka ref menatra de manaikitraikitra hoho otran sipa kely !! ha ha ha !!
--neveriko fa tena bandy mafy be anie lery io kay ol mora menatra kely ,,fa ref manala PS ato fotsiny zany ngama no be wawa be !!



terrywui koa ty toa lalina!!
:roll: :roll: :roll: :roll:
8. xxx ( 10/10/2009 18:12)
ny an'i ra wiwi tsy le resaka poltika no tena resahin'i lery fa le fiainan'olona mihitsy no kianiny indrindra fa manohana an' le 8 atony ra wiwi mahamay mihitsy
hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon :-* :-* :-*
9. xxx ( 11/10/2009 07:54)
terrywui:

Itanareo toko ry reto tamlé faha10 taona ny serasera iny de nisy roa vavy nanolotra aloha de i Hery niafina tao ambadiky ny baffles facade(tena marina) fa tsy niseho teo lery ! de ref vita le fanolorana de nodokafana kely teo alo Hery de nasaina nitsangana lery mba ho hitan'ny pokna zany oe zany ra-Hery zany!!(tao anie za ee!!) de tsy sahy lery fa menatra na de nasain'ny pokna nivoaka aza fa nipoitra kely roa mandingana fotsn de nihemotra !tsy ita mitsy lery ee ! fa hay ve ity sefo ty ko ka ref menatra de manaikitraikitra hoho otran sipa kely !! ha ha ha !!
--neveriko fa tena bandy mafy be anie lery io kay ol mora menatra kely ,,fa ref manala PS ato fotsiny zany ngama no be wawa be !!
ndana ry donto tsy manakambo miala tany fa inona foana ary ity fanenjehana an'i Hery ity? efa mipika ny atidoha? Inona no tokony hamenatra an'i Hery? tsy ianao ry kabota kely tsy misy paps io ve no tsy sahy miseho @ namana fa menatra? maharikorikooooo ! mbay tany fa mankaleo


10. pikatti ( 12/10/2009 01:42)
ndana ry donto tsy manakambo miala tany fa inona foana ary ity fanenjehana an'i Hery ity? efa mipika ny atidoha? Inona no tokony hamenatra an'i Hery? tsy ianao ry kabota kely tsy misy paps io ve no tsy sahy miseho @ namana fa menatra? maharikorikooooo ! mbay tany fa mankaleo

Maty ndray wiwi sagà a,elah kou ataon'ny kil fanalana mintsy =)) =)) =))
11. Papoose ( 12/10/2009 01:54)
lasa miseho mbamin'ny bika aman-ttsy ty marina, klown mints :lol:
12. pikatti ( 12/10/2009 01:59)
slt papoose
hay nijaly be tato nedala hitako no niantso help taty ,zah tany Genève manoma pancartes miaraka @ tenagasy , ndraso eo hoa paoly :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3828