Refa atao ny kajikajy d mbol ho nofinofy ravalo oe hody zan!
1. terrywui
(
09/11/2009 12:18)
Vao maika mihidy ny robinetn'ny frontiere idiran-dravalo eto M/car ! satri de tsy mbol naeno mitsy ah oe mahazo mody izy ! de ho marina ihany zany le kozindrakidoro oe hampandihy sipa lava nono ihany i dada raha izany ! :-D :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 15:35
2. stalingrad
(
09/11/2009 12:34)
afaka mody anie lety ravalo e, fa mba miaritra kely 10taona ao Tsiafahy fotsiny anie izy de afaka mody tsara e! aleo izy hody kosa e....! :roll: :roll: :roll: :roll:
3. Mirananirina
(
09/11/2009 12:43)
mihidy ny robinetn'ny frontiere idiran-dravalo eto M/carmihidy ihany koa ny fanampiana rehetra avy any ivelany dia ahoana
4. pikatti
(
09/11/2009 13:40)
Ef hisokatra @ zay izy izao Mirana ka
Mahazo miverina R8
Hilatsaka tsy ho ela ny 630millions€ avy @ UE, ny sasany manaraka eo ihany koa ;-)
Mahazo miverina R8
Hilatsaka tsy ho ela ny 630millions€ avy @ UE, ny sasany manaraka eo ihany koa ;-)
5. patrick2002
(
09/11/2009 13:43)
Ka eo indrndra isika izao ,miady mafy ny TIM sy ny TGV hitantana ny ministeran`ny fitsarana ,Tiany TIM hikatona fotsiny ireny famoahana vola tao @ banky foibe ,sy tao @ tresor public ireny ,niniana tsy niadiana hevitra manko ny fitantanana ny ministera fa dia nozaraina fotsiny hoe samy manana ministera 6 ary 28 no isany minisitra izay ihany .
Nefa i Ravalo dia efa nandrahona fa tsy hanao sonia izy raha tsy ny mouvance Ravalo no mitantana ny Justice.
Nefa i Ravalo dia efa nandrahona fa tsy hanao sonia izy raha tsy ny mouvance Ravalo no mitantana ny Justice.
6. pikatti
(
09/11/2009 14:48)
En politique, le choix est rarement entre le bien et le mal, mais entre le pire et le moindre mal. Permettez-moi d’emprunter cette citation du grand philosophe Machiavel pour dire l’esprit qui a animé les négociations à Addis-Abeba et qui a permis d’aboutir à un consensus où il n’y a ni vainqueur, ni vaincu.Extrait Atoa Rakotonirina Fetison
de mbola hidradra ndray koa zany elah @ reny mpitsoaka laharana reny satria boda ny lohany,zay lesy tsy miverina any aoriana zany a!! ny anay roso zao ,hita eo ny manaraka
de mbola hidradra ndray koa zany elah @ reny mpitsoaka laharana reny satria boda ny lohany,zay lesy tsy miverina any aoriana zany a!! ny anay roso zao ,hita eo ny manaraka
