salut Pikatti! vrai wuiwui letsy ty a! NIOVA E ! hin hin hin

1. terrywui ( 29/10/2009 11:38)
tena niova letsy ny tenanay ah ! vita hatreo ny adalana rehetra nataoko hatramzay fa ho hendry ah letsy a! efa omaly ah no nanao voady fa elah tsy teo ! hon hon hon !! fiovana goavana ! maharitra mandrakizay ! tsy levon'ny tany ! totoi-mahafotsy ! hon hon hon !! mbola ampiana ihany hin hin hin !!
2. pikatti ( 29/10/2009 11:44)
=)) =)) =)) =))
zah ndray zany hivadika tgv klé
ary tsy nahazo invitation ny akama klé ha ha ha,misy fanasana any @ kidoro's group sao elah handé,tsisy resaka politika fa tonga de virja zany ndray no malaza ao o^o
3. stalingrad ( 29/10/2009 11:48)
itako le virja lavanono kotrean drakidoro ao io fa tsy levoko letsy io a! tetezin'drakidoro isankalina on reny lava nono ireny ozy lery no nahavizana anedala tsy teto elaela zay fa tsy tafatsangana foana isamaraina fa mitsingongoana ! hin hin hin !
4. kidoropamba ( 29/10/2009 11:52)
hihihihihihihi, ka lazao ary ny dadanareo Ra8 fa izy ange no mirevy an'ireny é, hihihihihihihihihihihihi
Io ihany no mahatonga azy tsy mety miverina ao dago ary mahatonga azy tsy mety hiala ao afrika.
5. stalingrad ( 29/10/2009 11:53)
fa inona lety rakidoro no hirevenlah anreny lava nono be ireny a! ny norma betsaka eran tanana ka ny lava nono ireny iany no maha maika analah !
6. pikatti ( 29/10/2009 11:58)
kidoro kely basy elah fa aza miady ny anajan'ôlo fa reraka é :-D :-D
o leity ry stan i kidoro anie efa maty ozatra e, efa mihinana ronono lery tsy mahavita mandena zany ntsony hihihihi
7. swann ( 29/10/2009 11:59)
ary modia amzay elah kidoro fa innn ihany no mahavariana anlah any swazi any a! ze nono lavabe ve letsy no hanarianlah vady amanjanaka ?
8. pikatti ( 29/10/2009 12:04)
kidoro zao efa mpangady volamena zany ka asa aiza ndray zany ,sao ao sud af ao elah zany manosotra menaka reto nono enjana reto klé :-D :-D :-D
9. terrywui ( 29/10/2009 12:11)
kidoro zao efa mpangady volamena zany ka asa aiza ndray zany ,sao ao sud af ao elah zany manosotra menaka reto nono enjana reto klé
=)) =)) =)) =)) =)) =)) safosafoy ao ny anlah rakido a!
10. pikatti ( 29/10/2009 12:20)
rakidoro manotra ozatra maty sisa,de maso mijery tsy mitondra mody :-D
11. swann ( 29/10/2009 12:28)
toro hevitra ho anlah ity rakidoro! mampiasà elah karaoty sao lasa mitsoaka eo ny swazi anlah lava nono efa zatra tingina isan'andro reo ! hin hin hin
12. pikatti ( 29/10/2009 12:48)
:-D :-D :-D :-D :-D
katsaka sy sorgho zany no ary taolan-katsaka zany no fampiasany fa reny oz nedala marakorako tsara =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. terrywui ( 29/10/2009 12:54)
toro hevitra efa bobaka reo ve letsy ry kidoro de mbola hidongy iany ny swazi anlah a! toro hevitra farany ity ! mampiasà ndray tavoangy na eau vive na cristaline jerena raha mahafay azy na tsia ! raha tena tsy mety mihitsy izy de sandry tanana ampiasaina ! fay izy amininy ! hon hon ho
14. Mirananirina ( 29/10/2009 13:23)
Resaka inona re ny ato marina eh,hihihi
15. kidoropamba ( 29/10/2009 13:53)
Resaka politika avo lenta ange ny ato ka "henjankenjana" dolidoly e.
Tokony nanao "aktera" hoa le8 fa tena tsy zakany mihitsy ny fitondràna fanjakàna.
16. yukaa ( 29/10/2009 14:06)
Resaka inona re ny ato marina eh,hihihi

:lol:
Resaka politika avo lenta ange ny ato ka "henjankenjana" dolidoly e.

veta saina ty rangahy be ty ry Mirana a,politika avo lenta hono zany :roll:
17. Mirananirina ( 29/10/2009 17:18)
Voalaza teo :
Resaka inona re ny ato marina eh,hihihi



Voalaza teo :
Resaka politika avo lenta ange ny ato ka "henjankenjana" dolidoly e.

veta saina ty rangahy be ty ry Mirana a,politika avo lenta hono zany

yukaa,ela ela indry izany ,salut aloha.
Efa mba niova kely ary io kidoro tsy manompa be intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8802