HISY FANAMBARANA BE SURPRISE NDRAY AMIN SABOTSY O! VIVE TIM

1. terrywui ( 04/11/2009 17:50)
De mbola hanao fanambarana lehibe tsy mbola nisy hatrizay eto amin'ny serasera indray izahay fianakam's amin'ny sabotsy izany e! asaina manokana hianareo izay liana amin'izany !
--tsisy zus io ifiona fa resaka sy kabary fotsiny ! hallow efa lany vola tamin'ny fetiny ....!
--Momba ny politika sy ny dia tany Adisaka no tena votoatiny !! ary ny fomba nandraisan'ny fianakam's an'izay dia tany izay ...! satria hita fa efa halohalika ny ranombary , ary mitady hanoto ireto TGVendrana ireto ka tsy maintsy mifamory haingana isika GTT hampandresena ny ARADALANA ! vive tim ho ela velona e!!!....!
---tongava eo elah ra-batista amin sabotsy fa sao laozanlah matory maraina na manao anniversaire ndray ! teneno lery !!....! Locl ,sy ra-zoamaka koa ho avy eo hono lery sy rapikany ,fa efa nikozy tamiko teo ry lerony ...! zavadehibe no hodinihina eto fa mitongava daholo lisany ee ! ....


VIVE TIM

VIVE GTT

:-D :-D =D> =D> =D> :-D :-D
novalian'i pikatti ny 04/11/2009 23:02
2. xxx ( 04/11/2009 17:53)
tongava aby lesty a! :*
3. ifiona ( 04/11/2009 17:58)
za ts ho any rehefa tsisy zus
4. ndotofetsy ( 04/11/2009 18:16)
:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. bazylou ( 04/11/2009 18:31)
vive tgv
6. fozabe ( 04/11/2009 19:13)
vive tgv²
7. pikatti ( 04/11/2009 23:02)
Manao fanambarana alohan'ny fotoana ndray lesy razoam etsy ambony etsy klé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047