zao no fotopisain'ny TIM ato am serasera! jereo ato

1. terrywui ( 11/02/2010 17:01)

Teny ratsy variraraka , ompa reny sy ,ompa razana tsy hita lany , Porno sy vetaveta sy ratsy mamoafady ,ozona sy teny maloto !!!! ireo no zavatra fanaon'ny TIM ! jereo anie ty zavatra nosoratan'i RAJY ity e! mbola santionany io a!! fa raha ny nalefan'i Rapika sy Batista angamb efa niova Rangorivao69 daholo ny mpisera hin hon hin hon honhin hon h


Voalaza teo :
: HONENA NY FOKO MILA HITOMANY AHO (Rajy)
Voalaza teo :
Noho ny tsy fahaiza-miaina sy ny havendranan'le kindindreniny lavanify io
Voalaza teo :
amin'ialahy ry le amboarazana ty
:evil: :evil: :evil: :evil:



zao e! zao no nosoratany !
novalian'i terrywui ny 14/02/2010 12:00
2. vitamatavy ( 11/02/2010 17:18)
aoka lesy izay ,andaho @ izay hiverina tim fa tsy tafa intsony io tgv an lisany io,mbola mitady mapoteau4 ihany lery mba hitazomana ny sezany,tsy aleo ve milavo lefona dia mba milamina n
fa ity aloha misy hira mba hampamelomelona eh
http://www.youtube.com/watch?v=dQMdRe3Z9ww&feature=related
3. milamm ( 11/02/2010 17:46)
ra tsy afa-po @ hira2 de zao aty amiko misy tefa-tsofina mandrivorivo ampitony hatezeranla,sy alahelo ary daka divo ho fampiononana,mafinaritra b le mijery anla misavomboana otrany bol noana,toy izao :-D :-D aza misalasala ny manome ny antsipirihanla eto ho tsidihana raha ilainla @ reo service-ko reo fa samy mpisera dolidoly ny eto
4. Rajakoo ( 11/02/2010 17:53)
Minanemanin wiwi leuleu,aza mba mnompa olona ihany leisy elah ndray ty no mendy tsara anaovan'ny mpisera azy
5. rajy ( 11/02/2010 19:12)
Ialahy rawi no mikipy maso sy minia ho jamba a!
tsy manankavana mahantra ialahy dia faly satria frantsay daholo lisany , izaho kosa anefa tsy nahatampim-bava intsony nahita sy miaina ny fahantrana mianjady @ mpiray monina amiko.
sa averina any @ialahy ilay ompa? .
6. patrick2002 ( 11/02/2010 21:38)
Tsy mahagaga ny dadiste ,efa nandevoziny dada ny foto-pisainana ka lasa andevo fisainana ,
7. milamm ( 11/02/2010 22:11)
:-D toa marary fo rapa leuleu 8O omeny rajy ko ela ra mitady eo fa mailo :-D
8. pikatti ( 11/02/2010 23:52)
Petsain-Drajy ato daholo koa ry tgv kely loha isany ireto klé :-D :-D :-D
Io leity Rajy raha mbola miseho bemokiny eo de palao any a, zay elah rawix vao vita matavy ao, elah koa anie manopa olona foana koa aiza ary no tsy ataon-dry zalahy :lol:
9. terrywui ( 14/02/2010 12:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ompa zany ataon'ny TIM sy ny 3mvs ato zany §§§§ tsy mety maharesy mitsy ry lerony de io sisa anaparana ny fo ...! lasa bordel ny tanana fa minia mikipy hery refa ny TIM no folaitra ato léééé!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3851