REGARDER VIDEO:lutte contre la pauvrété!zay no maika!....
1. terrywui
(
21/01/2010 18:18)
be wawawawa sy wouwouwouwouw amin'ny ping eee.... pong...ee!! basket ee,..foot eto fotsiny reto TIM n'ny serasera ireto nefa ny oul zao efa miditra amin'ny ady amin'ny fahantrana haingana zao..!
--ny an'i Hery zany de misy fanisana andro vaovao zany oe hoe heritaona zao ny anona eee.. sy ny wouwouwouw rehetra ,,, nefa annif nle nitenten fona nataon'i hery iny mitsy ary zao ..! tadidy ve??? le hoe amin'ny 07 juin sy 23 juin tam heritaona!! sa averina ndraipa ???.... le hery niteniteny fona iry eeee...!!!! ity alou le vidaka n'ny fanjakana miady amin fahantrana no tanjona eee!! sefa hatreo miresaka ndray
http://www.youtube.com/watch?v=0ZI1kS_ItHw

novalian'i pikatti ny 25/01/2010 20:31
2. pikatti
(
21/01/2010 19:39)
Slt ny akama e,
Nitsangana t@ maty rawix lé,ary ahoana lesy zany fiadiana @ fahatrana izany vao maika aza nitombo telo avo heny , efa ho herintaona izao io video io @19Mars :-D :-D :-D :-D
Fa hono hoa lesy rawix tsisy rancune an
Ao lesy tohizo ny dinika fa elah ,teto nitadiavin-drapaty mafy ery ha ha ha, tsy izany mantsy à défaut elah tsy teto dia lery no nataon'olona fanalàna :lol: ,hafa ihany lesy elah mbola tsisy mahasolo, rapaty miverimberina foana le halako bika halako tarehy , elah mba misy hihomezana kely sady mba mahay manao hatsikana,
o leity a, fa,tatr'elah ve aloha ny vaovao farany e?????
Hanontanio razoam fa lery no aleo hilaza fa elah koa hono anie miavonavona tsy nety nandray tel t@ farany te iny e,efa hoe rapaty no nandefa ny sarin'elah teto :-D :-D :-D :-D

3. fijo
(
21/01/2010 20:21)
ady be amin'ny fahantrana ny orinasa rehetra mikatona izao ô.mahay nareo ka
4. pikatti
(
21/01/2010 21:15)
Aiza leity elah rawix a, avoka-drapaty eto daholo anie ny sarin'elah hono raha vao tsy mivoaka eto elah e, ,
zay zany hono rapaty efa nataoko zay nety ka dia manasa tanàna madiodio aho zay an :lol:
zay zany hono rapaty efa nataoko zay nety ka dia manasa tanàna madiodio aho zay an :lol:
6. pikatti
(
21/01/2010 21:27)
Azoko teo lesy rapaty fa elah ihany oz lery kay io mandefa ny sarin'elah io :-D :-D :-D elah ty kay olona mampiesona fotsiny , ary raha handefa ihany lesy elah de reny mba mahatara sipa reny klé :-D :-D , misy an'izany sarin'elah mitendry glita zany hono mba tian'i Mialy jerena :lol:
8. feticon
(
21/01/2010 23:02)
rehefa avy nandoro sy nanimba sy nangalatra ny fanany gasy ve lisany vao hiady @ pauvreté,izao lisany avy nanao vola sandoka avy any mba hoe entiny gasy hividianana ppn :-D :-D :-D
aiza izao le ppn avy any @ arabo hoe mora be ny vidiny ,apombo fihinany rameva aza lesy tsy hitan'ireny akory
aiza izao le ppn avy any @ arabo hoe mora be ny vidiny ,apombo fihinany rameva aza lesy tsy hitan'ireny akory
9. ndotofetsi
(
22/01/2010 01:28)
aiza izao le ppn avy any @ arabo hoe mora be ny vidiny ,apombo fihinany rameva aza lesy tsy hitan'ireny akory=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. pikatti
(
22/01/2010 21:22)
Aiza rawix a???? laozan'elah mitabataba kely ao @ io boaty kely karajia ao @ io vatofototra io mantsy an, :-D :-D :-D avia elah ety ankalamanjana raha hifampitady ,tsy hanogan'elah ntsony hono i rapaty , lery koa anie leity efa kobo e, hay i Dadasy le kofy klé :lol:
12. pikatti
(
22/01/2010 22:07)
ka nendry zalahy kosa anie ,efa resy le fahantrana e
:-D :-D :-D asa mba efa nahavita montage video lery zay , mahita an'i Tana hotran'ny any Dubaï, le kpofy rain-drameva nampandry andrisa bitrovoalavo iny e :-D :-D :-D
13. vitamatavy
(
22/01/2010 22:29)
ra wiwi eo ihany lery fa hoe niova ps hono lery dia lasa hendry be
14. pikatti
(
22/01/2010 22:42)
Tsy mbola tara leisy elah rawix a, ialao io wagon tsy mamely io bainn a, ny locomotive ty efa nidofitra :-D :-D
15. fijo
(
24/01/2010 00:13)
ka le wagon io mbola mandeha ao mada aloha izao,dia amindry zalahy mandeha io,fa le olana dia tsy ny rehetra no mahita an'ilay izy hoe mabdeha.
io toa ilay ankizy kely milalao fiara,de mipetraka eo ambony seza de mitana zavatra boribory atao volant de vrrrrrrrrmmmmm hannnnnn ,de aminy tena mamindra vitesy sy missosa be le fiarany ,nefa kay any an tsaina le izy no misosa fa tsy mihetsika fa eo ihany

16. terrywui
(
25/01/2010 14:51)
mijery ny hagegen'ny tim fotsn ah alou ee.....!! innnn tsar n vavanla rapika a!!? ady amn fahantrana vao haingana letsy ioa!! sady elah rabatista mo mba naita ny vao2 marina sa de sobika no maty sokatr'elah ao de eo elah miseh mahay vao2 eo!!! efa hoe misy vola ny fanjakana zao de hiady amn fahantrana de mba hinoy zay lazaiko.........!!! miwawawawawaaa eo ndray !!! :lol: :lol: :lol:
innn rapika zany kozin'i batista zany? lery ary refa tsy tany pantin tsony ah vo tonga tany amzay lengama fa tamza tany nanafatra anlery angah lery tonga akory!!! mitovy tamle fiadinlah iny ihany rapika a!! esona no betsaka !!! otran'io esonalaisany amin'ny TIM tsy mamokatra io iany letsy a!!!!

17. pink
(
25/01/2010 19:24)
Raha mahita ireo lasa be kibo sy be gestes nahazo tombotsoa @ izao fitondrana izao aho dia resaka be fotsiny ilay lazainy terrywui.. Mila hipoaka ny kibony sasany .
18. pikatti
(
25/01/2010 20:31)
Rediredin-drawix io pink a, enao ve vaovao @ izany , tssss, reny kofa fataka , mitsoaka ady foana , eto be vava nefa refa fotorana tsara sy hifanaovana fotona hoe ndao ary hanao débat dia iny ry foza fa misitrika an-davaka :lol:
Ary efa milaza @ lah aho rawix fa video efa lany daty iny alefan'elah iny, aza mianatranantra vatofototra eo elah :lol:
Ary efa milaza @ lah aho rawix fa video efa lany daty iny alefan'elah iny, aza mianatranantra vatofototra eo elah :lol: