Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 11/07/2004 09:30)
Fiovan'ny forum
Manomboka miova tsikelikely ny forum eto amin'ny serasera.org amin'izao fotoana izao. Mety mbola tsy tena tonga lafatra fa maika aho :) Raha misy olana sendra hitanareo dia ilazao eto aho. Ireto av... tohiny
novalian'i ramoul ny 12/07/2004 13:09
hery ( 06/07/2004 06:50)
Olana nandalo
Manahoana daholo, Nanao fanovana kely ry zareo ao amin'ny lohamilina mampiantrano ny serasera.org nandritra ny alina ka nisy olana kely ny takelaka androany maraina. Efa miverina amin'ny laoniny ts... tohiny
hery ( 27/06/2004 02:11)
Anarantanàna Dagoisé
Mba ataovy eto daholo hoe ry reto ny anaran-tananana ao Dago izay ovain'ny tanora amin'izao fotoana izao? Na miova ho teny frantsay izany, na miova ho teninjatovo, na miova fanonona sns. Ohatra : ... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 08:37
hery ( 20/06/2004 09:43)
http://dotmg.net/
Site anakiray manandratra ny maha Malagasy ihany koa ny dotmg.net ary hita fa mivoatra tsikelikely Jereo fa sao mahaliana ny tolotra izay omeny http://dotmg.net/ ... tohiny
novalian'i dotmg ny 26/11/2004 12:25
hery ( 16/06/2004 10:56)
Hitendry gitara?
Sendra hitako tamina site anakiray ireo notes-na gitara miaraka amin'ny feony izay mety hanampy an'ireo mpianatra gitara. Misy kandidà mantsy ato dia aleo zaraina amin'ny hafa koa http://www.gui... tohiny
novalian'i lanto ny 31/07/2004 21:44
hery ( 15/06/2004 07:42)
Rariny hono :)
Jereo ange ireto lien anakiroa ity lien ity e http://www.tsenagasy.com/forum/album_showpage.php?full=&pic_id=8448 Dia ampitahao amin'ity ilay sary http://tononkira.serasera.org fa angaha t... tohiny
novalian'i sonwin ny 22/03/2005 13:52
hery ( 14/06/2004 07:36)
Takelaka Ny Eja
i Ny Eja dia mpanoratra an'ireo tononkalo anisan'izay ankafiziko rehefa lasa hira (Teny mamy - Tovo J'hay). Namoaka site vaovao izy ka tiako zaraina amintsika eto. http://www.nyeja.ht.st Euh, na... tohiny
novalian'i chipie1 ny 17/06/2004 08:28
hery ( 11/06/2004 13:22)
Andrana RSS Feeder
Ho an'ireo webmaster mikirakira informatika. Hivoaka tsikelikely ny RSS eto amin'ny forum.serasera.org Ity eto ambany ity aloha ny an'ny lohahevitra informatika. http://forum.serasera.org/rss/rss_... tohiny
novalian'i unik ny 11/06/2004 20:08
hery ( 11/06/2004 05:51)
Hiran'i Mahaleo 176 !!!
Sendra nijery tao amin'ny tononkira.serasera.org aho dia nahita ary tiako hozaraina aminareo fa misy hiran'ny tarika Mahaleo 176 ao hatramin'izao. Mino anefa aho fa tsy izay irery no hiran'i Mahaleo..... tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:21
hery ( 09/06/2004 08:17)
Commentaires tononkalo
Manahoana daholo, Efa hitanareo ve fa ny tononkalo rehetra dia azo asiana commentaires daholo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org Mamporisika ny mpanoratra ny filazanareo ny mom... tohiny
novalian'i hasikanto ny 23/08/2005 04:29
hery ( 08/06/2004 23:08)
Fametrahana sary
Efa afaka mametraka ny sariny ao amin'ny site namana.Serasera.org ny namana amin'izao fotoana izao. Tsindrio fotsiny ilay hoe Ny sariko ao anatin'ny fanoroam-pejy. Marihana fa ny fametrahanao sary ... tohiny
novalian'i ramaso ny 18/08/2004 18:02
hery ( 06/06/2004 09:55)
Ireo namana efa mama
mba ataovy ato hoe ny lisitra? Dia bonne fête daholo. ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/06/2004 16:39
hery ( 05/06/2004 19:58)
Hira ho an'i Neny
Ny Radio VazoGasy dia manana hira vitsivitsy ho an'i Neny. http://serasera.myftp.org/playlist.cgi?psearch=neny ny lisitra Dia miarahaba ny reny rehetra e.... tohiny
novalian'i rurik ny 29/05/2005 11:46
hery ( 02/06/2004 07:06)
Ho an'ny admin eto @ forum
Salut daholo, Tsy disponible kely ny forum manokana ho an'ny admin hatramin'ny omaly fa tafiditra ao anatin'ilay projet fanamboarana forum ilay izy kanefa mbola tsy vita. Zah androany tsy miasa fa ... tohiny
novalian'i admin ny 22/06/2004 09:33
hery ( 01/06/2004 10:07)
E.N.I. Fianarantsoa
Gaga fotsiny aho mahita ny site vokari'ny tanora mpianatray ny ENI ao Fianara amin'izao. Ny hita dia hoe nisy fivoarana be ka efa maharaka ny fivoatry ny informatika iraisam-pirenena. Mazotoa daholo... tohiny
novalian'i blondin ny 03/03/2005 16:47
hery ( 28/05/2004 23:27)
Zo tsy hahomby
Vao avy niresaka tamin'ny namako anakiray aho dia nitantara taminy ny zavatra niainako indray taona izay... nahazoako sy nanekeko an'ity Zo tsy hahomby (Right to fail) ity. Ny olona mantsy matetika mi... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:55
hery ( 12/05/2004 20:01)
Nisy olana kely
Nisy olana kely ny site serasera.org rehetra androany. Olana avy amin'ny lohamilina mpampiantrano. Nanomboka t@ 12/05/04 21:57:33 - 12/05/04 21:20:45 Dia mbola tsy tafaverina tsara. Vao avy nan... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2004 20:38
hery ( 03/05/2004 23:39)
Ity forum ity
Tsy tsikera momba ny takelaka, na momba ny votoatin'ny serasera fa eritreritra mandalo fotsiny. Any am-pianarana izahay dia takiana hanoratra, hanoratra, hanoratra hatrany. Ary rehefa avy manoratra i... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:19
hery ( 02/05/2004 22:39)
Hampitombo tahiry biz'oroka maimaim-poana
Manomboka androany dia misy fomba roa hampitomboana ny tahiry biz'oroka anananao. Ny iray maimaim-poana, ny iray kosa sadaina amin'ny antso antaroby ho an'ny namana mipetraka ivelan'i Madagasikara iha... tohiny
novalian'i hery ny 04/05/2004 12:41
hery ( 29/04/2004 19:18)
Nisy tsy nety teo fa efa mety
Nisy olana kely ny fandefasana hafatra teo fa efa nahitsiko amin'izao fotoana izao. Isaorana ianareo izay niteny manokana. Misaotra. Hery... tohiny
novalian'i ramoul ny 30/04/2004 20:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453