Rariny hono :)

1. hery ( 15/06/2004 07:42)
Jereo ange ireto lien anakiroa ity lien ity e

http://www.tsenagasy.com/forum/album_showpage.php?full=&pic_id=8448

Dia ampitahao amin'ity ilay sary

http://tononkira.serasera.org

fa angaha tsy mba afaka nanao montage-na photo ry zareo ao no io no nataony?
En plus-n'izany tsy sarin'i malala irery no napetrako ao fa sarin'olona mpihira hafa ihany koa... tsss



novalian'i sonwin ny 22/03/2005 13:52
2. hery ( 15/06/2004 07:45)
dia mbola misy an'izao (menamena be amin'ilay site andry zareo io)

Sauf mention particulière, les photos disponibles sur ce site sont PROPRIETE EXCLUSIVE de Tsenagasy.com, leur reproduction même partielle, sauf cas d'une utilisation personnelle, est soumise à Autorisation.

hihihi
3. samoina ( 15/06/2004 07:55)
Mety fanahy iniana ve hoe tiany hazera ity serasera ity de manamboatra tetika tsikelikely hamelezana rizareo ? Sa de tena hoe fifandrifian-javatra ? Mahagaga ihany a !
4. donemaskit ( 15/06/2004 10:06)
tsy misy hidiran'ilay webmaster-any io, fa fan an'i Malala ilay olona iray io (membre) dia nalain'i leiry ilay sary dia napetany tao ; fa tsy hoe te haninona an'i serasera akory izy.

Asaivo asoriny Hery a.
5. dotmg ( 15/06/2004 10:10)
Tsy mahazo resaka hianareo! Jereo ny ' ny takelaky ry zareo fa hoe Madalascars community!
Ny vendrana hoatra ahy aza mahay ny dikan' ny hoe lascars.

cqfd!
6. angie ( 15/06/2004 10:48)
tsy olan'ny webmaster tokoa angamba ilay izy fa raha ohatra hoe ny eto amin'ny namana dia misy ireo mpitantana ny takelaka ka afaka manala ny sary sy miteny ireo namana izay tsy manara-dalana.
Ary maninona ary izy no tsy maka sarin'i malala any amin'ny site-n'i Zay.
7. ds ( 15/06/2004 11:22)
Marina ny anao Angie. Rehefa tsapa hoe tsy mety na manafintohina ny tompony dia tokony esorina.
8. donemaskit ( 15/06/2004 21:04)
teneno izy ho'aho. Zay no mety indrindra, misy sary @ arivorivony ao @ io site io, tsy ho araky ny mpandrindra tsirairay.
9. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:44)
tay be ilay gasy raha hifangalatra dia asiana copyright hjoono... gholemains!
10. jhouhlambout ( 16/06/2004 11:28)
:o)
11. hery ( 16/06/2004 19:08)
Efa notenenina izany ny modérateurs fa hozy hoe tsy afaka manao n'in n'in hono izy fa perso ny album
hmmm
12. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:44)
nampiditar afaka ko manatsoak ano tsy afaka... o re olona o
13. papango ( 17/06/2004 08:17)
sali daholo

aleo angamba atao @teny frantsay fa koa dia be diso loatra ny teny gasy :-)

j'ai été informé de ce fil de discussion et je me suis empressé de venir y jeter un oeil.

Vous avez entièrement raison concernant les (c) , cette image (et certainement beaucoup d'autres) vous revient de droit.
Notre moteur de traitement d'images estampille automatiquement en ligne toutes les photos qui sont uploadées sur notre site: reportage ou album perso.
Cependant, nous ne pouvons passer en revue toutes les photographies présentes sur les albums photos. Voyez par vous même que plusieurs fils de discussions, ex: http://www.tsenagasy.com/forum/ftopic3169.html
comportent des images qui bien entendu ne proviennent pas de nous, et les membres mettent ce qu'ils veulent sur leur espace sans forcément avoir la notion de droit d'auteur.

Toutefois, utilisées à titre personnel (album perso), ceci pose t'il réellement un inconvénient ?-)

nous allons mettre à jour le système d'estampillage en ligne pour qu'il ne "signe" plus les albums perso...

n'hésitez pas à me contacter directement si vous avez une question

papango at tsenagasy dot com

bien à vous

ps: il n'est nullement question de faire "ahongana serasera" :-)
14. hery ( 17/06/2004 09:51)
merci Papango

Io usage personnel misy (c) io tokoa aloha no tena olako teo e. Raha tsy misy an'io notice menamena io (hoe an'ny tsenagasy.com ny sary rehetra) dia tsy misy an'iny (c) iny dia tsy quoi amiko mihitsy. Ny namana mametraka izay sary tiany hapetraka mantsy rehefa amin'ny album toa ireny.

Dia misaotra e.
Hery
15. ikaretsaka ( 20/06/2004 22:21)
zay mihitsy manko
16. fijo ( 29/06/2004 00:17)
ka maninoan ry papango raha esorina fotsiny tsy hisian'ny disadisa e?
17. cynthia4 ( 22/03/2005 05:06)
Ikaretsaka>
Hery>
Fijo>
Angie>
Donemastik>

Mais vous êtes nuls donc !
Même cette photo est upload-er par quelqu'un qui n'a rien à voir avec serasera ou tsenagasy ...

Avez vous peur de la compétition ?
Copie-coller est permis partout dans le monde l'internet ... le (c) est un style qui n'a pas de sens mais en fait la barrière est déjà levée depuis la mondialisation. Informe toi

Jereo ange ireto lien anakiroa ity lien ity e

xxxxxxxx

Dia ampitahao amin'ity ilay sary

xxxxxxxx

fa angaha tsy mba afaka nanao montage-na photo ry zareo ao no io no nataony?
En plus-n'izany tsy sarin'i malala irery no napetrako ao fa sarin'olona mpihira hafa ihany koa... tsss


Apilisy
18. sonwin ( 22/03/2005 13:52)
cynthia> misy resaka competition ka, tsy tsikaritrao nga ny zavatra ts norme teo? nalain-dry zareo tato ny sary ..nefa avy eo ry zareo manisy soratra hoe..Propriété exlusive..etc!!!
Informe toi ossi c ki veu dir "Exclusive"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8821