Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 29/04/2004 13:27)
Mivavaka aho satria
(...) Izaho indray dia raisiko amin'ilay resaka pratika mihitsy ilay izy... ary raisiko amin'ilay filazan'i Marx sa i Lenine mou hoe "Le Christianisme est l'opium du peuple" saingy raisiko amin'ny la... tohiny
novalian'i xxx ny 02/01/2005 17:11
hery ( 29/04/2004 12:47)
Zo maha-zoky
Sendra mba nandinika ho'a zah dia mahatadidy hoe matanjaka be izany fizokiana izany taloha. Manana zo manokana ny zoky amin'ny samy mpirahalahy sy mpianadahy. Mbola misy ve io amin'izao fotoana izao e... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2004 23:08
hery ( 29/04/2004 00:12)
Tsy afaka mamaky hafatra ve???
Ho an'ireo izay tsy afaka mamaky hafatra ao amin'ny namana ity hafatra ity. - Tato ho ato dia misy tsy misokatra ilay varavarankely (fenêtre) famakiana hafatra ho an'ny namana sasany. Ny antony dia ... tohiny
hery ( 27/04/2004 11:00)
Vaovao : 500 isa = 1 tahiry biz :)
Ny isa voarain'ny namana tsirairay tamin'ity volana avrily ity dia miova ho bizoroka amin'ny voalohan'ny volana may. Ka ny isa 500 dia miova ho biz'oroka iray fanampin'izay efa tokony ho azonao isambo... tohiny
novalian'i hery ny 02/05/2004 22:47
hery ( 21/04/2004 10:36)
Hono hoaho mivadika
Nanontany i peluche hoe hono hoa nanahoana ny nanaovako ity site ity sns... Dia izao indray aho manontany hoe Hono ho aho : - Ahoana no fomba nihaonanareo voalohany tamin'ny namana serasera? - Ah... tohiny
novalian'i dd ny 23/05/2004 03:06
hery ( 14/04/2004 22:48)
Titre sy album malaza?
Inona indray ny titre sy album malaza any Dago any amin'izao fotoana izao?... tohiny
hery ( 12/04/2004 06:13)
Mombamomba : ilaina ve?
Aleo tsorina ohatran'izay ny resaka. Misy olona manoratra aminao, dia mba te hijery ianao hoe aiza izy no mipetraka, firy taona, lahy sa vavy, alohan'ny hamaly... Nony jerenao anefa ny mombamomba azy ... tohiny
novalian'i hendry ny 03/05/2004 17:39
hery ( 02/04/2004 22:37)
Lohahevitra vaovao : Lalàna
Lohahevitra mety hahaliana raha isian'ny fandraisan'anjaran'ireo mianatra sy mpahay lalàna eto amin'ny namana. Fangatahana nataon'i voninkazokely ihany koa. Misaotra anao mandray anjara.... tohiny
novalian'i dafagelo ny 02/07/2014 22:29
hery ( 01/04/2004 23:29)
Sary Fihaonana 15 feb 2004
Tsy mbola tena manam-potoana hanamboarana tahirintsary manokana eto aho noho ny fanadinana fa azontsika jerena eto amin'ny rohy eto ambany ny sary vitsivitsy nalefan'ny namana sasany nandritra ny fiha... tohiny
novalian'i ramoul ny 29/04/2004 17:23
hery ( 28/03/2004 11:41)
Andrakandrana linux : Fay
Efa ela mihitsy aho no naniry ny hanao install linux satria henoko ny lazany... ary ny tena mou mba mikitikitika ordinatera ihany dé hoe angamba mety moramora. Vao nahazo HDD iray arany dé tonga dé... tohiny
novalian'i namanao ny 29/03/2005 17:25
hery ( 16/03/2004 12:36)
Forum sexy?
Manahoana, Misy nanao salan'isan'ny hevitra mandalo eto amin'ity forum ity ve ianareo? Ny atahorako dia ho lasa Forum Sexy ilay izy... izany hoe resaka sexe no be indrindra... Azo amaritana ny toet... tohiny
novalian'i six ny 29/04/2004 09:27
hery ( 02/03/2004 10:28)
Webmasters: matory dé mahazo vola :)
Ho an'ireo webmasters izay manana sites izay efa mba manana mpamangy ity. Misy sites vitsivitsy afaka manome vola isaky ny click na isaky ny visiteurs izay mety hahaliana anareo. Ny serasera aloha dia... tohiny
novalian'i cowboy ny 02/06/2004 03:57
hery ( 24/02/2004 10:39)
Tatitra ofisialy fihaonana 15/02/04
Tanteraka soamantsara ny fifampiarahabana tratry ny taona niraisan'ny fikambanana namana ny 15/02/04 teo Ireto ny lisitry ny solonanarana voaray tamin'ny namana tonga tamin izany : lucienr, voahiran... tohiny
novalian'i kokoa ny 26/04/2004 11:40
hery ( 17/02/2004 10:00)
Jery todika momba ny namana
Efa nisy vitsivitsy ihany ny programa fihaonan'ny namana na tao Madagasikara na tany Andafy. Azo anaovana jery todika kely eto ve hahitana hoe inona no tokony hohatsaraina, inona no tokony mbola hatao... tohiny
novalian'i unik ny 16/06/2004 19:54
hery ( 17/02/2004 09:51)
Dia nino tokoa
Inona avy ny finoanoam-poana tena ninoanareo tamin'ny mbola kely? - Rehefa mody alina fa tara nijery video dia asiana vatokely ao ambany lela. Amin'izay hono dé tsy bedin'i dada sy neny ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 22:42
hery ( 08/02/2004 20:49)
Harerahan-tsaina (stress)
Tahaka ny olona rehetra dia hitako fa mafy ny asa sy ny fianarana. Dia ohatry ny tsy milamina izany foana ny saina. Ny tena anefa tsy te handray fanafody fa tsy te ho za-dratsy. Misy afaka milaza sak... tohiny
novalian'i idealy ny 30/06/2004 07:37
hery ( 08/02/2004 15:05)
Mitady statistika vitsivitsy
Mitady statistika vitsivitsy momba ny resaka internet any Madagasikara aho ka tsy haiko na efa misy boky milaza an'izany na voatery hanangona "angona" (données) amin'ny namana izay hita. Ireto avy n... tohiny
novalian'i ramoul ny 08/04/2004 15:21
hery ( 04/02/2004 19:42)
Tafaverina i ratsiraka
Tafaverina sahady i ratsiraka dia eto amin'ny namana no seranantsambo voalohany nikasihany an'i Madagasikara. Izany hoe ny site namana no hitany voalohany tamin'izao fiverenany izao. Vao tonga ane... tohiny
novalian'i six ny 06/03/2004 19:32
hery ( 04/02/2004 19:26)
Olana ho an'ny fanokafana hafatra
Misy mitaraina hoe tsy misokatra ny hafatra rehefa cliquer-na. Hitako aty am-pianarana fa misy ordinatera tsy manokatra an'ilay hafatra. Désactivé ny target blank @ ordi sasany. Tsy mbola tena hita... tohiny
novalian'i hery ny 04/02/2004 19:26
hery ( 02/02/2004 12:21)
Fanovana vitsivitsy
Momba ny isa Narahana ara-dalàna ilay fampitomboana isa ao amin'ny namana. Amin'izao ary : Isaky ny mamangy ny takelaky ny namana.serasera.org dia mahazo isa 1 Isaky ny mandray hafatra alefan'ny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0676