Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
08/09/2004 08:09)
serasera.org sakanan'ny mpampiasa sasany?
Manahoana daholo,
Naharay hafatra tamin'ny namana sasany (orinasa iray) aho nilaza fa tsy afaka mijery serasera intsony ry zareo fa bloquer-n'ny ao ampiasana. Tsy dia azoko loatra hoe inona no anto...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 21:42
hery
(
04/09/2004 07:33)
Manan-karena ve?
Resaka sendra henoko ary nahazoako fanazavana teto Rome ity resaka ity. Malaza fa hoe manan-karena ny Fiangonana Katolika ( :?: ) ary betsaka mihitsy ireo mieritreritra fa misy zavatra maizimaizina ao...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 20:45
hery
(
02/09/2004 07:38)
Somary nandalo olana
Somary nandalo olana kely ny serasera.org nanomboka tamin'ny alina. Efa mihamilamina izany amin'izao fotoana izao miaraka amin'ireo teknisianina avy ao amin'ny mpampiantrano.
Misaotra an'ireo izay ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2004 20:12
hery
(
24/08/2004 17:35)
Tany Dago
Betsaka ny nandeha tany Dago tamin'ity vakansy ity... mba azonareo lazalazaina eto ve ny fiovana hitanareo raha efa ela ianareo no tsy tany? Ny tsara sy ny ratsy? Ny olona, ny zavatra, ny tany, sns.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 20:49
hery
(
20/08/2004 17:32)
Tsy misy miafina aminao
Niresaka tamin'ny namako iray efa manambady aho dia sendra niteny taminy hoe misy zavatra na hevitra aminao tsy fantatry ny vadinao... fa nandà mafy izy. Raha mifankatia hono dia tokony secret zany m...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 21:44
hery
(
19/08/2004 08:20)
Interface vaovao serasera
Hiditra amin'ny faha 5 taonany ny serasera.org atsy ho atsy. Hatramin'izao dia olona iray no niandraikitra ny zavatra maro (script, interface, contenu). Hita tsy dia mahomby loatra anefa izany. Izany ...
tohiny
novalian'i nalafe008 ny 01/04/2005 12:29
hery
(
08/08/2004 19:38)
Fanamboarana madinidinika
Hisedra fanamboarana madinidinika ny serasera.org rehetra mandritra ity herinandro ity. Nolazain'ny mpitantana ny lohamilina fa miha mavesatra loatra ny site ka mila havaozina kely. Mety hisy fiantrai...
tohiny
novalian'i hery ny 22/08/2004 15:53
hery
(
08/08/2004 08:43)
Tononkalo 745
Mba fantatrareo ve fa misy 745 ny tononkalo ao amin'ny site vetso.serasera.org ?
Mahafinaritra fa manana aingam-panahy ny namana. :)
...
tohiny
novalian'i rahonala ny 18/01/2006 05:26
hery
(
05/08/2004 15:21)
Fanamboarana kopie
Tena mahagaga sy hafahafa ihany raha amin'izao fotoana efa 2004 izao no mbola tsy misy firindran'ny asa ihany eo anivon'ny fivondronana tsirairay. Rehefa maka kopian'ny sora-piankohonana ianao dia tsy...
tohiny
novalian'i ralay ny 05/08/2004 18:19
hery
(
01/08/2004 06:55)
Nanahoana ny tany @ 67?
Misy namana tany @ 67 vitsivitsy nitantara fa nahafinaritra ny tany. Nisy ankizy teo amin'ny 50 teo ho eo. Mbola ho avy ny sary sy ny lisitra... misaotra antiska rehetra tonga tany e.
Mba tantarao ...
tohiny
novalian'i mayah ny 12/08/2004 00:53
hery
(
01/08/2004 06:49)
Western Union
Azoko antoka fa be dia be isika no mampiasa an'io fomba io handefasana vola na mandeha any Madagasikara na any antoerankafa... fa amin'izao fotoana izao ohatran'ny miha-midangana ihany ilay izy. Tsy m...
tohiny
novalian'i eliana ny 05/08/2004 01:37
hery
(
26/07/2004 23:32)
Olana nandalo
Nandalo olana teknika tsy miankina aminay ny site serasera.org rehetra ny 26 jolay 2004. Voavaha izany amin'izao ka isaorana izay nanoratra sy niantso mivantana na dia teo aza ny fahasahiranana....
tohiny
novalian'i fanaina ny 12/11/2004 21:27
hery
(
25/07/2004 19:52)
Mitondra hafatra sipa
Salut daholo. Tsy hoe appel d'offres akory fa mitondra hafatra sipa iray izay tafaresaka tamiko eto Italie aho.
Raha misy bandy matotra hifandray aminy (mifandray fotsiny aloha fa sao dia maika be eo...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2005 21:30
hery
(
20/07/2004 15:47)
Ireo te hianatra kabary
Araka ny resaka efa nifanaovana tamin'i Naritsimba dia nanome ahy lesona iray manontolo momba ny fianarana kabary izy hapetraka eto amin'ny serasera.org. Isaorana be dia be i Naritsimba amin'izany. Am...
tohiny
novalian'i Gill ny 21/03/2005 10:05
hery
(
17/07/2004 22:48)
Forum manokana : Raha mahazo fanasana
Betsaka ihany no manontany momba ny fidirana sy fandraisana anjara amin'ireo lohahevitra manokana.
Tsara homarihina aloha fa ny lohahevitra manokana dia mitovy fiasa amin'ireo lohahevitra hafa ihan...
tohiny
novalian'i ramaso ny 24/07/2004 07:37
hery
(
17/07/2004 07:54)
Raikitra ny fihaonan'ny namana ao Antananarivo
Tiako hampatsahivina sy amporisihana fotsiny fa misy programa raikitra hihaonan'ireo namana ao Antananarivo http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m40f3ac9a2e652
>FyjL
Ny momba ...
tohiny
novalian'i fraulo ny 31/07/2004 14:05
hery
(
17/07/2004 06:23)
Zava-baovao eto amin'ny forum?
Nisy zavatra maromaro izany novaina tao amin'ny forum
- Forum manokana. Afaka manamboatra lohahevitra manokana ho azy ny tsirairay. Ilay mpamorona avy eo no manasa namana hijery sy handray anjara ami...
tohiny
novalian'i hery ny 17/08/2004 00:12
hery
(
17/07/2004 00:37)
Mihoatra ny 4000
Dia ankafaliana no ilazana amintsika fa mihoatra ny 4000 ny namana amin'izao fotoana izao.
Io 4000 mahery kely io izany izao no mpikambana mbola mampiasa ny namana farafahakeliny tao anatin'ny 4 vo...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 19/07/2004 09:16
hery
(
15/07/2004 22:47)
Ho anareo manana Caramail
Ho anareo manana email caramail ka mametraka izany ato amin'ny namana dia azonareo jerena kely fa be dia be ny adiresy caramail tsy mandeha intsony. Raha ohatra ka tokony hovaina ny adiresy email-nao ...
tohiny
novalian'i hery ny 17/07/2004 05:57
hery
(
12/07/2004 06:33)
Resakolondehibe = manokana
Nalefa any amin'ny Forum manokana ny resak'olon-dehibe. Mila mangataka manokana izay te hiditra any.
Izany no natao dia ho valin'ireo fangatahana be dia be momba ny tokony hanafenana ho an'ny latsa...
tohiny
novalian'i mumu ny 15/07/2004 18:40
