Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 24/02/2005 13:02)
Manahoana ee, manasa hisakafo eee
Mifindra kely indray isika. Inoako fa toa izao daholo ny ankamaroan'ny ambanivohitra ao Madagasikara. Rehefa tonga amin'ny toerana hafa (Renivohitra na andafy) dia miova tanteraka ilay fomba. Ny an... tohiny
novalian'i majakely ny 25/02/2005 08:34
hery ( 24/02/2005 08:23)
Izahay koa mba... : fika vaovao
Atahorako ho lasa fika vaovao hanambakana vahoaka indray amin'izao fotoana izao ilay hoe [i]Izahay anisan'ny nanohana an-dRavalo tamin'ny fifidianana... fa izao leo[/i]... Aiza moa ny porofo amin'izan... tohiny
hery ( 21/02/2005 12:18)
Ny gasy any amerika
Efa nolazaiko teto ihany fa dia arakaraky ny toerana ipetrahany tokoa ny toetran'ny gasy aty andafy... ary comme d'hab hoe ny oul no hita aloha dia toa izao no fahitako ny Gasy any amerika avaratra (U... tohiny
novalian'i cutie ny 29/06/2005 20:35
hery ( 15/02/2005 18:11)
Sekezem tantara kely :-)
Resaka sekezem... tantara kely noforonina hampitsiky :-) Misy mpivarotra voninkazo anankiray teo Anosy... voninkazo karazany roa ihany no namidiny, dia raozy sy lisy. Teo ambony etalazy no nametrah... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 19:08
hery ( 09/02/2005 07:53)
Googlé an :-)
Etsy kely angé e! :-) Nareo ve mba efa nitady ny pseudo-nareo tamin'ny Google? Raha ohatra ka teny tsy dia be mpampiasa ny pseudo-nareo (ohatra hoe ikaretsaka na fanja1) ka tadiavinareo amin'ny Goog... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:09
hery ( 02/02/2005 14:02)
Statistika be :-)
Dia azo jerena koa izany izao ny statistika ahitana ny mpandefa hafatra betsaka indrindra... Kiii fijo : 11575 hafatra??? ha ha ha :-p... tohiny
hery ( 02/02/2005 10:02)
Ny endritsoratra eto amin'ny Forum
Azo ampiasaina tsara ny endri-tsoratra eto amin'ny forum. http://serasera.org/forum/index.php?rub=bbcode.help ny mombamomba izany.... tohiny
novalian'i chipie1 ny 05/02/2005 19:30
hery ( 02/02/2005 08:01)
Niditra hopitaly ny Papa
Nampidirina hopitaly omaly hariva t@ hopitaly lehibe iray eto Roma ny Papa. Mamely ny gripa eto amin'izao fotoana izao fa taorian'ny gripa nahazo azy dia nanana olana eo amin'ny fitaovam-pisefoana iha... tohiny
hery ( 01/02/2005 19:30)
Serasera ho OpenSource
Misy resaka vitsivitsy momba ny hamahana ny loharanon'ny serasera.org ho azon'ny rehetra jerena sy ampiasaina... miaraka amin'ny licence GPL miaraka aminy. Dia tapaka ary ny hevitra fa hiditra tsikel... tohiny
novalian'i hery ny 02/02/2005 07:37
hery ( 31/01/2005 17:38)
Mivoaka tsikelikely ny forum endriny vaovao
Hitanareo fa miova tsikelikely ny endriky ny forum eto amin'ny serasera amin'izao fotoana izao. Ezahina ampidirina tsikelikely daholo ny hetahetan'ny tsirairay. Raha mbolal misy manana hevitra amin'i... tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:18
hery ( 28/01/2005 09:34)
Logiciel mi-demix :-)
Iza kay no mahalala logiciel izay ahafahana manasaraka ny pistes amin\'ny hira anakiray? Misy an\'ilay DJ ireny rehefa manao re-mix toa mahavita manala ny feo sasany ao amin\'ny hira dia manampy filir... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:00
hery ( 26/01/2005 17:57)
Fandraisan\'anjaran\'ny Namana Diaspora @ Fifampiarahabana
Manahoana daholo, Araka ny hitantsika rehetra dia hanao fifampiarahabana tratry ny taona ny Namana any Madagasikara (Antananarivo no marimarina kokoa). Fotoana lehibe ifampihaonan\'izay afaka izany... tohiny
novalian'i iriana ny 23/02/2005 14:49
hery ( 25/01/2005 14:12)
Fihaonana @ Ravalomanana
COMMUNIQUÉ URGENT Fampiarahabana tratran\'ny taom-baovao miaraka amin\'ny Filoham-pirenena / Présentation des voeux par le Président à la diaspora - 26 janvier 2005 Amin\'ny fandalova... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2005 22:19
hery ( 19/01/2005 12:57)
Klip forum serasera
Mba fantatrao ve ny atao hoe Klip? Amin\'izao fotoana izao dia manana klip ny forum eto amin\'ny serasera. Ny hita ao aloha amin\'izao fotoana izao dia ny forum farany vaovao. http://www.klipfar... tohiny
novalian'i Rabossa ny 15/07/2005 13:03
hery ( 17/01/2005 08:00)
Misehoa amin\'ny finoanao.
Misy namana 5600 eo ho eo isika no mpikambana ato. Inoako fa samihafa finoana daholo :-) Nisy resaka natsipin\'ikaretsaka izay anefa hoe toa resaka kristianina (na indrindra fitsikerana kristianina)... tohiny
novalian'i sonwin ny 21/03/2005 18:20
hery ( 16/01/2005 02:14)
Andry dimy
Mba ilaina ho fantatra ho an\'izay tsy silamo (zah tsy izy) fa misy andry dimy lehibe izay mibaiko ny fiainan\'izy ireo. - Fivavahana (ara-drafitra) - Fivahinianana masina (Lameka?) - Finoana (An... tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2005 08:27
hery ( 14/01/2005 09:56)
RNF toa ahodikodin\'ny politika
Faly aho nandre ny fisian\'ny RFN teny amin\'ny Panorama iny. Mba olona tsy politisiana loatra no nitarika... betsaka koa ny olona tsotra avy amin\'ny sivily toa andry Ramaholimihaso sy ry Remy Ralibe... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 17:02
hery ( 11/01/2005 18:34)
Ariary : Tohizo fa tsara
Marina fa betsaka ny kivy amin\'ilay vola malagasy lasa ariary. Mitaraina voalohany amin\'izany ny olona an-drenivohitra. Tsy fiteny intsony zany ny hoe 1000 francs fa dia Roanjato no malaza sns... ... tohiny
hery ( 02/01/2005 11:08)
Tononkira amin\'ny endriny vaovao
Vaovao ny taona... manomboka miova tsikelikely ny endriky ny site serasera. Nisolo akanjo amin\'izao fotoana izao ny site Tononkira. Tsy ny akanjo ety ivelany ihany no novaina fa betsaka ny zavatra ao... tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2005 22:47
hery ( 01/01/2005 23:25)
Miara-milanja
Soroka miara-milanja :-) tetikasa vaovao hitantanana ny serasera amin\'ity taona vaovao 2005 ity. Iantsoana antsika rehetra indrindra ny namana programmeurs rehetra hiara-milanja. http://vetso.free.f... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451