Liste des messages
Liste des messages, inserés par hery, par ordre de date
hery
(
27/09/2025 06:18)
Tsy mahavita 2e mandat foana ny mpitondra
Amin'izao situation izao dia sarotra be ny hino hoe hahavita 2e mandat koa Rajoelina raha tsy hoe hampiasa herim-pamoretana tanteraka.
Dia lasa ihany ny saina hoe fa maninona izany ny mpitondra eto M...
suite
répondu par RBNIR le il y a 22 jours
hery
(
25/05/2025 08:08)
Mampieritreritra
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2025/05/25/m/mbola_tapaka.jpg[/img]...
suite
répondu par Azrael666 le 11/10/2025 17:57
hery
(
05/05/2025 16:00)
Finoana tsy arahin'asa
Matetika adino matetika (adion'ny kristianina sy adinon'ny tsy kristianina koa) hoe ny Fiangonana dia tena miasa. Asa fampandrosoana, asa sosialy, asa fanabeazana. Mety hoe misy fidiram-bola ny sasany...
suite
répondu par bekeanloinse23 le 17/09/2025 03:51
hery
(
13/02/2025 21:14)
Lalao ohabolana malagasy
Efa azonao alaina ao amin'ny app store sy ao amin'ny play store ny lalao ohabolana malagasy. Fiezahana mamantatra ohabolana ilay izy, izany hoe misy tapany amin'ny ohabolana dia anjaranao ny maminavin...
suite
hery
(
29/08/2024 12:14)
Miteny gasy ny bots
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra i...
suite
hery
(
26/08/2024 17:16)
Tsy ny pasitera na ny filoham-pirenena no diso
Resaka taorian'ny hetsika fitoriana lehibe nataon'ny Vahao ny oloko teny Antsonjombe tamin'ny asabotsy teo.
Taloha aho no nanome tsiny an'i Pasitera Maihol, nanome tsiny an'i Rajoelina, rehefa avy ...
suite
répondu par huanmarie le 19/12/2024 06:35
hery
(
23/06/2024 07:30)
Fahasalamana: Ireo azonao handraisana anjara
Heno fa tena fijaliana no iainan'ny mana-marary eto Madagasikara. Raha tsy manam-bola be ianao dia hosahirana, ary na manam-bola be ara mbola mety tsy ho araka ny tokony ho izy ny fitsaboana.
Tsy azo...
suite
répondu par kundewayne le 08/05/2025 09:55
hery
(
31/03/2024 10:34)
Foana ny facebobaka: Vahaolana
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2024/03/31/m/serasera.org.jpeg[/img]
Araka ny vaovao heno izany izao dia tsy azo atao intsony ny mivarotra data internet latsaky ny 0,93$ ny 1Go. Noho iza...
suite
répondu par natalieportman le 13/02/2025 08:36
hery
(
04/03/2024 22:08)
Tosa-panavaozana 2024
Nanomboka ny faramparan'ny taona 2023 dia mandalo fanavaozana daholo indray ny takelaky ny [b]serasera.org[/b]. Efa nanomboka hatramin'ny [url=https://login.serasera.org]Vavahady fidirana[/url] izany,...
suite
répondu par Azrael666 le 19/04/2025 13:58
hery
(
03/03/2024 22:27)
Fifaninanana tononkalo marsa 2024
Araka ny efa nampanantenaiko herinandro vitsivitsy izay dia hanomboka hanao fifaninanana tononkalo isika eto amin'ny Serasera.org
Fifaninanana voalohany ity fa ny manetsa be mbola ho avy. Koa toa i...
suite
répondu par bevis0405 le 16/06/2025 00:49
hery
(
28/05/2023 10:55)
Teny malagasy : latsaka sa nianjera?
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/28/m/latsaka_sa_nianjera.jpg[/img]
Rehefa tena mpiteny malagasy isan'andro hatramin'ny mbola kely dia tsy mahatsapa hoe misy teny maromaro izay ...
suite
répondu par bekeanloinse23 le 29/08/2024 02:38
hery
(
19/05/2023 18:05)
Takelaka tononkira amin'ny teny frantsay
Raha ny tena satriko dia amin'ny teny malagasy daholo ny takelaka serasera rehetra, izay no efa tanjona hatramin'izay. Mila vola nefa ny takelaka (fampiantranoana sns) kanefa tsy mbola manana fahafaha...
suite
répondu par Azrael666 le 31/05/2023 15:47
hery
(
18/05/2023 18:14)
Aza gadraina ny mpampaneno lakolosy
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/18/m/maherylanto.jpg[/img]
Anisan'ny famantarana iray hoe manomboka mafanafana ny toe-draharaha eto amin'ny firenena, ary manomboka marefo ny fanj...
suite
hery
(
02/05/2023 21:54)
Mikasika ny takelaka vetso.serasera.org
Azo atao hoe vita izany izao ny fanavaozana ny takelaky ny tononkalo vetso.serasera.org. Miezaka manamaivana ny lohamilina sisa satria hitako mbola miadana vokatry ny fivangongon'ny angona (database)...
suite
répondu par Djess le 02/01/2024 15:14
hery
(
01/05/2023 13:16)
Mbola mitohana
Hitako mbola miadana ny forum eto amin'ny serasera.org, ny antony mety eritreretiko dia ny structure-n'ny base de données taloha izay nisy hadisoana koa.
Resaka teknika. Hitako hoe miadana kokoa ny ...
suite
répondu par bekeanloinse23 le 29/08/2024 02:47
hery
(
01/05/2023 11:07)
Beurre demi-sel
Sendra diso fividy angamba aho na tena ilay izy mihitsy no fopla. Ohatry ny be sira be izany ny beurre demi-sel novidina tao amin'ny Lidl. Rehefa atao tartine vao maraina dia heno mihitsy hoe be sira ...
suite
hery
(
18/04/2023 21:36)
Fanavaozana ny forum
Mandalo fanavaozana ihany koa ny [url=https://forum.serasera.org]forum.serasera.org[/url] amin'izao fotoana izao ka hasehoko tsikelikely eto amin'ity lohahevitra iray ity ny zava-baovao. Marihina fa ...
suite
répondu par eugene le 18/04/2023 22:08
hery
(
05/01/2021 17:22)
Andri Joel Harison
Andri Joël Harison
Video nalaina tamin’ny 01 Oktobra 2020 teo no nandraisana tao amin’ny «
Grande salle de diffusion de l'ORF Radiokulturhaus de Vienne ».
Conductor / Dirigent: Andri Joël Ha...
suite
répondu par tiambola0019 le 03/04/2021 08:46
hery
(
13/08/2019 17:56)
Ombin-tsarety sy ny olona
OMBIN-TSARETY
Aoka aloha re Tompoko, mba haka aina kely,
Ny entana manindry tsy hita velively,
Tsy araky ny aina fa tsy hoe hakamoana,
Ny vozona marary, ny kibo tena noana
...
https://vetso.serasera....
suite
hery
(
07/08/2019 22:07)
Tononkalon'i Rado tiako amin'ity volana ity indray
Satriko holazaina anao...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado/satriko-holazaina-anao
[img]http://vetso.serasera.org/vetso/sary/asehoy/v554d7d2c3f840/1565214406.jpg[/img]...
suite
