Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
08/11/2018 21:38)
Milamina loatra ny CENI
Dia mba efa tsy rariny kosa aloha ny fikan'ny CENI tamin'ity fifidianana 2018 ity. Zara ve raha nisy 200 bureaux de vote nandritra ny alim-pifidianana... ary 24 ora aty aoriana mbola tsy ampy 500 foan...
tohiny
hery
(
10/09/2018 19:27)
Fampitaha?
Tsy mbola tena ao anaty propagandy isika fa efa mba misy afaka mampitaha tsikelikely ireo kandidà ve? Na ireo manana foto-drafitr'asa na ireo tsy manana fa araka ny fahitana ny fomba niainany hatrami...
tohiny
novalian'i sonita ny 23/10/2018 21:15
hery
(
27/08/2018 18:03)
Miala tsiny fa amiko ny homosexualité dia...
Hitako hoe lasa resaka lava be indray ny tenin'ny Papa momba ny homosexualité tamin'ny journalistes iny. Marina fa nanindrona loatra ny fitenin'ny Papa ary efa nahitsin'ny Vatican kanefa ny vetin-ke...
tohiny
novalian'i Calinbrandon ny 23/10/2019 07:58
hery
(
13/08/2018 20:02)
andrana
andrana votoatiny...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/08/2019 19:11
hery
(
28/02/2017 08:24)
Application Tononkira sns amin'ny IOS (Iphone, Ipad etc)
Sao dia isika ato indray no tompon-trano mihono fa dia apetrako ato koa ity.
Fanamarihana manokana: Tsy maty antoka aho na tsy atao aza io :-)
Fa mahazo tombony koa nefa raha vita io.
Jereo eto: htt...
tohiny
novalian'i ihangy ny 08/05/2017 08:58
hery
(
05/01/2017 17:50)
Mba nampitsiky dia natao video
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=28LC8amVy9I[/youtube]...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 08/10/2017 19:27
hery
(
20/12/2016 15:45)
Misy migafy indray ny serasera :-)
Misy migafigafy indray izao ny serasera. Dia efa miezaka manadio eo aloha.
Tena tsy mbola fotoana fanamboarana goavana izao fa tsy ampy ny fotoana (mila mamelom-bady aman-janaka koa mantsy)......
tohiny
novalian'i mirananirina ny 05/01/2017 21:05
hery
(
30/11/2016 23:37)
Andramo eto ara raha mbola mandeha ny solonanaranareo.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg[/img][/url]
Mamalia eto ambany fo...
tohiny
novalian'i elien8 ny 22/11/2018 12:10
hery
(
21/11/2016 06:22)
Sao tsy tokony ho eny amin'ny oniversité
Avy namaky sy nihaino ity tononkalo anakiray ity aho dia tonga saina ihany hoe sao tokoa dia tsy tokony ho any amin'ny oniversité ary ny tanora Malagasy zanaky ny tsy dia ampiampy loatra. Toa andania...
tohiny
novalian'i Charoumeni ny 13/01/2017 11:09
hery
(
03/10/2016 14:12)
Raha misy virus ny kaonty Facebook-nao
Amin’ny maha fitaovana be mpampiasa ny kaonty Facebook dia betsaka ihany koa ireo fanafihana mety hihatra aminy. Ny tanjona matetika dia ny hahafahana mangalatra ny kaontinao na koa hahafahana manap...
tohiny
novalian'i nintsievagio ny 23/06/2017 08:45
hery
(
28/07/2016 10:24)
Nisy olana kely
Nisy olana kely teo ny forum. Tsy nahita internet oa ny tena satria tany ambanivohitra aty an-tanindrazana ka elaela kely ny fanamboarana azy.
Efa mandeha izany amin'izao fotoana izao.
...
tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:18
hery
(
30/03/2016 12:58)
Mandalo fanamboarana
Manao mise-à-jour-n'ny site serasera tsikelikely (mamindra azy amin'ny serveur vaovao) dia mety hisy olana vitsivitsy......
tohiny
novalian'i hery ny 17/04/2016 05:43
hery
(
10/03/2016 18:38)
Malagasy Mizara Nahandro
Takelaka ahitana sakafo malagasy isan-karazany
http://www.mamina.org
...
tohiny
hery
(
23/02/2016 06:15)
Tononkalo 8252
Misaotra antsika rehetra hatrany fa efa mahatratra 8252 izao ny tononkalo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org
Samy nandalo fotoana kely naha "poeta" azy daholo isika ka tsy mahame...
tohiny
novalian'i raharonatenaina ny 09/10/2016 09:58
hery
(
07/11/2015 21:57)
Raspberry pi
Salama daholo.
Misy mampiasa Raspberry PI ve ato? Inona no tena ampiasanareo azy? Nividy iray aho mantsy nefa tena tsy hitako hoe atao inona (afatsy hampidirana linux izay efa ananako amin'ny ordinat...
tohiny
novalian'i Tibao ny 04/12/2015 14:43
hery
(
09/10/2015 06:25)
Tsy azo atao ve ny mandinika olona maharitra eny andalam-be?
Misy lalàna mikasika izany ve?
Nisy bandy izay mantsy nibanjina tovovavy ela be mihitsy, ambony ambany. Dia tezitra ilay sipa dia nifampimenomenona teo. Dia ny navalin'i leiry hoe mpanao sary hono i...
tohiny
novalian'i 5laody ny 13/10/2015 10:49
hery
(
22/09/2015 13:00)
Voafitaka ve Chef Mbinina sa,,,?
Nalaza tamin'iny voalohan'ny herinandro iny fa nahazo loka avy amin'ny BID tany Geneve i Chef Mbinina izay mpitantana ny Gastro Pizza. Raha ny fivoarany no jerena dia tena manana ny lanjany tokoa ny l...
tohiny
novalian'i hery ny 22/09/2015 11:28
hery
(
11/09/2015 10:44)
Manangona angano
Manomboka manangona angano aho fa efa manomboka mahazo fy amin'ilay itantarana angano isaky ny alohan'ny hatory ny boay kely. Dia araraotina mba atao amin'ny teny malagasy ilay izy fa sady fampianaran...
tohiny
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 07:06
hery
(
11/09/2015 07:35)
Ireo hadisoana telo nataon'i Lalatiana namaly ilay resaka sary miparitaka
Erreurs 3 nataon'i Lalatiana? namaly ilay resaka sary nivoaka.
1. Raha tena tsy misy dikany ilay resaka dia tsy tokony novaliana. Izany no fanaon'ny mpanao politika rehefa misy zavatra maivana. Fa mat...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 19/09/2015 13:33
hery
(
08/09/2015 23:58)
Takelaka Namana voatra 3.0 andrana
Salama,
Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org
Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on
Dia apetraho eto amban...
tohiny
novalian'i SederaMioty ny 13/06/2017 19:05
