Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
25/08/2015 22:43)
Voavonjy ve ny silamo?
Ohatry ny hoe ny Kristianina foana ihany no mifanosinosy eto :-) Fa mba te hanontany aho hoe voavonjy ve ny silamo?
Dia raha tsy voavonjy ny silamo, maninona no tsy ireny aloha ifanotofan'ireo fiango...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2015 11:17
hery
(
01/08/2015 07:38)
Momba ny fiara misy familiana havanana (volant à droite)
Raha ny tokony ho izy dia tokony nifarana omaly ny fahazoan-dalana mampiasa fiara misy familiana havanana. Amin'izao anefa dia nohalavaina 3 volana izany. Koa mbola azo ovaina (na ariana) izany ny fia...
tohiny
novalian'i 5laody ny 22/08/2015 14:03
hery
(
31/07/2015 15:11)
Be loatra ny halabato tamin'ity fifidianana ity
Tamin'ity fifidianana komonaly ity vao tena betsaka ny fikafika tratra amin'ny fangalaram-bato. Misy mpifidy an-jatony maro foronina, misy tsy omena kara-pifidianana sy tsy anaty lisitra, misy biletà...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 28/08/2015 08:46
hery
(
06/07/2015 23:30)
Dikan'ny teny hoe rano manoro?
Inona kay ry zareo ny dikan'ny teny hoe Rano manoro amin'ilay hoe Ranomasina rano manoro?...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/10/2015 04:39
hery
(
09/06/2015 18:33)
Baoritra compil
Izao sisa no nihafaran'ilay resaka vola sy baoritra... Aleo ihomehezana fotsiny ny politika.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/f0b093f12784a264e2299992c55fb40f.jpg][img]http://forum.seras...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 17/06/2015 12:36
hery
(
10/05/2015 21:17)
Refus de visa
Mba misy fanontaniana kely.
Inona kay no atao raha réfusé ny visa? Efa nisy nanana expérience ve ianareo? Nahazo an'ilay taratasy hoe "Refus de visa" misy ny antony, dia ery ambany ery misy an'ila...
tohiny
novalian'i bandyhendry ny 11/11/2015 15:04
hery
(
26/03/2015 11:33)
Klip Gasy
Tsy haiko na hahaliana na tsia fa avoakako eto ihany. Takelaka efa nandeha ela izy ity fa tsy à jour intsony dia vao navaozina indray. Takelaka noeritreretana hanangonana clips malagasy maro atao mir...
tohiny
hery
(
05/03/2015 08:21)
Vato be ao Ambolonkandrina
Sao mba misy afaka maka sary an'izany vato mandondona ao Ambolonkandrina izany fa tsy azoko antsaina mihitsy.
Maninona no tsy apoaka dieny mbola tsy mikodia?
[quote=orange.mg]
10h30>
AMBOLOKANDRINA :...
tohiny
novalian'i hery ny 16/03/2015 08:34
hery
(
04/03/2015 10:37)
Ho an'ireo mangataka mp3 ato amin'ny Radiovazogasy
Misy namana matetika mandefa hafatra aty amiko mangataka ny hira mp3 ao amin'ny Radiovazogasy. Matetika tsy voavaliko ireny hafatra ireny ka raha mety dia apetraho eto ambany izay hira angatahinareo (...
tohiny
novalian'i nalisonrandrianaivo2018 ny 11/11/2022 16:08
hery
(
02/03/2015 17:54)
Nanahoana i Nana Mouskouri?
Mba nanao ahoana ihany ilay fampisehoana Nana Mouskouri teny Ivato tamin'ny alahady? Nahazo olona betsaka ve?...
tohiny
novalian'i maholisoa ny 19/08/2015 12:00
hery
(
26/01/2015 15:19)
Boko-Haram - Hiara-hihetsika ihany i Afrika?
Ny Afrikana no anisan'ny be nimenomenona tamin'ny hetsika JeSuisCharlie tany Frantsa farany teo hoe olona firy fotsiny no maty dia anaovana hetsika goavana tahaka an'iny kanefa ireo matin'ny Boko Hara...
tohiny
hery
(
25/01/2015 19:03)
Hanao ahoana ny ho avin'i Eoropa amin'ny fandresen'i #Tsipras #Syriza
Na dia mbola tsy ofisialy aza ny voka-pifidianana dia efa hita fa miha tanteraka ilay natahoran'ny sasany amin'ny toe-draharaha ao Grece. Hahazo ny maro an'isa ao amin'ny antenimieram-pirenena Grika n...
tohiny
hery
(
25/01/2015 17:41)
Governemanta vaovao
Dia ireto izany ny membre-n'ny governemanta [i]"vaovao"[/i]. Ny fijerinareo azy?
MEMBRES DU GOUVERNEMENT RAVELONARIVO
- Ministre d'État chargé des projets présidentiels, de l'aménagement du ter...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/01/2015 15:12
hery
(
21/01/2015 17:54)
Pilates sa Zumba ?
Te hikotrana nefa tsy te hivoaka ny trano. Dia isaorana izay namorona ny zumba sy ny pilates... inona no mahomby kokoa? ilay kotrakotrana be (zumba) sa ilay sport malefaka (pilates)?
Mba izarazarao t...
tohiny
novalian'i ombelline ny 10/02/2015 15:28
hery
(
21/01/2015 09:18)
Azo ampiasaina sa tsia ny tonelina Ambanidia
Mifamahofaho be ihany ny resaka momba ity Tunnel Ambanidia ity. Ny fanjakana miteny an'avona hoe tsy misy atahorana, angamba tezitry ny voatery nidina teny an-toerana nanao fanadihadiana akaiky. Ny ol...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 26/01/2015 05:51
hery
(
19/01/2015 10:36)
ILY na I Love You sign
Ny endriky ny rantsan-tanana telo (Fanondro, ankihikely, ankihibe) misokatra ary ny rantsan-tanana roa mikombona (fanondroadala sy mpanarampoana) ho an'ny fitenin'ny moana sy marenina dia midika hoe ...
tohiny
novalian'i booboo ny 19/01/2015 14:51
hery
(
19/01/2015 08:53)
Raha hanao reportage video live camera 2
Salama daholo. Misy conférence izay dia tiako halefa mivantana amin'ny internet ilay izy saingy eritreretina hoe mba video camera 2 no ampiasaina. Manjary tsy maintsy hisy mixage izany... dia eo no o...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/06/2015 21:33
hery
(
17/01/2015 19:19)
Ny niavian'ity sary ity
Nisy nanaparitaka sy nilaza hoe sary teny Mahamasina nandritra ny rivodoza teo ity sary eto ambany ity. Rehefa natao anefa ny fanadihadiana dia sarin'ny Kianja Kota Bharu any Malaisie izy ity. Ireo am...
tohiny
novalian'i Maningana ny 15/09/2015 09:46
hery
(
17/01/2015 19:11)
Vaovao cyclone
Tondra-drano sy mifafy orana be ao Antananarivo amin'izao fotoana izao. Efa tafiditra an-tanety ny rivodoza ka mitombo koa ny rivotra. Faritra afovoany andrefana mianatsimo no tena voany.
Fanambaràna...
tohiny
novalian'i taro ny 08/03/2017 15:15
hery
(
17/01/2015 19:00)
Mba nanao mofomamy
Misaotra anareo mpampiditra recettes eto fa mba nanao mofomamy koa aho na dia lehilahy aza :-)
Toa izao ny nanaovako azy: ny famarana nampiasaina dia vera plastika
1. Yaourt: 1 famarana
2. Atody roa...
tohiny
novalian'i bazylou ny 09/02/2015 16:42
