Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 01/05/2023 11:07)
Beurre demi-sel
Sendra diso fividy angamba aho na tena ilay izy mihitsy no fopla. Ohatry ny be sira be izany ny beurre demi-sel novidina tao amin'ny Lidl. Rehefa atao tartine vao maraina dia heno mihitsy hoe be sira ... tohiny
hery ( 18/04/2023 21:36)
Fanavaozana ny forum
Mandalo fanavaozana ihany koa ny [url=https://forum.serasera.org]forum.serasera.org[/url] amin'izao fotoana izao ka hasehoko tsikelikely eto amin'ity lohahevitra iray ity ny zava-baovao. Marihina fa ... tohiny
novalian'i eugene ny 18/04/2023 22:08
hery ( 05/01/2021 17:22)
Andri Joel Harison
Andri Joël Harison Video nalaina tamin’ny 01 Oktobra 2020 teo no nandraisana tao amin’ny « Grande salle de diffusion de l'ORF Radiokulturhaus de Vienne ». Conductor / Dirigent: Andri Joël Ha... tohiny
hery ( 13/08/2019 17:56)
Ombin-tsarety sy ny olona
OMBIN-TSARETY Aoka aloha re Tompoko, mba haka aina kely, Ny entana manindry tsy hita velively, Tsy araky ny aina fa tsy hoe hakamoana, Ny vozona marary, ny kibo tena noana ... https://vetso.serasera.... tohiny
hery ( 07/08/2019 22:07)
Tononkalon'i Rado tiako amin'ity volana ity indray
Satriko holazaina anao... https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado/satriko-holazaina-anao [img]http://vetso.serasera.org/vetso/sary/asehoy/v554d7d2c3f840/1565214406.jpg[/img]... tohiny
hery ( 17/07/2019 17:57)
Novonoina ve Vincent Lambert?
Hevitro manokana mikasika an'i Vincent Lambert. Naharitra andro vitsivitsy taorian'ny tsy nanomezana sakafo azy intsony dia maty i Vincent Lambert. Betsaka ny niteny hoe efa tsy olombelona intsony izy... tohiny
hery ( 17/07/2019 17:52)
Johnny Clegg
Ny tena tsapako tanjak'i Johnny Clegg dia ny fanekeny niditra tao anatin'ny fokon'ny mainty hoditra na dia fotsy tanteraka aza izy. Modelin'ny intégration izay tokony hianaran'ny rehetra indrindra ir... tohiny
hery ( 16/06/2019 07:16)
Miarahaba ny ray rehetra e
Dia tononkalo iray sendra hitako tao amin'ny gazety Lakroa atolotra ho antsika Vavaky ny ray ho an'ny zanany Ray o ! Iny zanako iny... Apetrako aminao ny ho aviny any aoriana Raha tojo zava-tsaro... tohiny
hery ( 11/05/2019 08:52)
Zazakanto sy ny hafa
Anisan'ny nalaza tampoka teto amin'ny internet ry zalahy ireto, izay lasa mitondra ny anarana hoe "Zaza kanto" ankehitriny. Nanam-bintana ihany koa raha ny tena marina satria misy maromaro ireo mpihir... tohiny
hery ( 11/05/2019 08:09)
Bilan députés
Alohan'ny hifidy députés dia tokony jerena ihany aloha ny zavatra nataony nandritra ny fotoana naha député azy teo aloha, ho an'ireo mbola niverina nilatsaka hofidina. Betsaka ireo fanomezantsiny... tohiny
hery ( 11/05/2019 08:06)
Misy ny olona manao zavatra fa mba tohano
Matetika ny olona tsy manao zavatra no miteniteny etsy sy eroa sy hita etsy sy eroa. Fa misy olona tena mitolona ho an'ny fanabeazana ny ankizy malagasy tsy misehoseho. Ireny anefa no tena mila ampian... tohiny
hery ( 23/03/2019 07:43)
Efa misy ny tononkalo azo henoina
Ho an'izay tsy nahatsikaritra dia misy tononkalo vitsivitsy azo henoina ao amin'ny vetso.serasera.org Mbola vao zato mahery eo aloha no vita fa rehefa mamaky tononkalo sasany ianareo dia misy azo hih... tohiny
hery ( 10/03/2019 12:01)
Nodorana indray re ny toaka gasy e
Mahalasa saina ihany ny fanakanana ny famokarana toaka gasy. Marina aloha fa tsy voafehy izy ireny, na ny dôziny na ny zavatra ao anatiny. Misy tokoa ny toaka gasy tena mamono mihitsy satria misy zav... tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2019 11:45
hery ( 10/03/2019 11:38)
Resaka momba ny soatoavina
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png[/img][/url] Tsy vao tato ho ato fa... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 23/04/2019 11:28
hery ( 06/03/2019 20:18)
Application tononkira
Apetrako eto ihany ho an'izay tsy mandeha n'aiza n'aiza :-p Efa nivoaka indray ny version 1.15 tamin'ny application tononkira malagasy izay misy hira 8890 Ao amin'ny Google Play Store no hakana azy ... tohiny
hery ( 02/03/2019 18:40)
Miara-mionona sy mifanotrona amin'i Sipagasy
Noho isika atambatry ny fihavanana na dia hoe betsaka aza ny tsy mifankahalala dia tsy hoe miara-mifaly amin'izay mifaly ihany fa miara-ory amin'izay ory ihany koa. Izany indrindra no anehoana ny ten... tohiny
novalian'i ikalamako ny 05/03/2019 11:12
hery ( 17/02/2019 18:29)
Kolikoly eny amin'ny Aeroport Ivato
Rehefa tonga eny Ivato dia mitaintaina foana hoe ohatrinona indray no homena andry zalahy vao ho tafavoaka tsy misy rahoraho ny entana. Tsy maintsy lazaina fa misy zavatra tsy mety foana ka na dia zav... tohiny
novalian'i aldien2 ny 22/03/2019 07:48
hery ( 12/01/2019 08:15)
Manaraka ny lojika
Raha tena hoe nisy ny hala-bato kosa dia tsy tokony hizesta eo anatrehan'Andriamanitra [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d4f676e60a6b855348037887758a4c56.jpg][img]http://forum.serasera.or... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:25
hery ( 06/01/2019 08:56)
Nofoanan'ny Fitsarana Avo ny valim-pifidianana
Noho ny tsy fanarahan-dalàna sy mangarahara nataon'ny Vondrona manokana sy mahaleotena mikarakara ny fifidianana dia nofoanan'ny Fitsarana avo ny fifidianana. Izany no niseho tany Kenya tamin'ny fifi... tohiny
hery ( 04/01/2019 16:20)
Nahoana no mbola Ravalo sy Rajoelina no tafa 2e tour?
Anisan'ny mahavaka ny saiko mihitsy io fanontaniana iray io. Efa 36 be izao ny kandidà nirotsaka. Nisy tamin'ny karazany avy, artista, pasitera, avocats, mpamboly, olontsotra sns, nefa dia mbola Rava... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412