Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
17/01/2015 18:03)
Praiminisitra vaovao Jean Ravelonarivo sy ny accent frantsay
Ho an'ireo izay mitsikera ny praiminisitra amin'ny fomba fiteniny frantsay dia izao no hafatra kely. Nitantana orinasa nandritra ny taona maro sy distrikan'ny Rotary Club izy. Betsaka ny frantsay nifa...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 21/01/2015 15:49
hery
(
16/01/2015 15:56)
Aiza ny mpanao gazety malagasy?
Mampalahelo ihany fa vitan'ny mpanao gazety malagasy ny miandry adin'ny folo anaty orana sy tanin'andro eny amin'ny CCI Ivato, miandry vaovaon'izy 5 mirahalahy prezidà taloha.
Fa vitsy ny tena mampit...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 23/01/2015 05:57
hery
(
14/01/2015 21:07)
Praiminisitra vaovao: Jean Ravelonarivo
Mba fantatrareo ve izany praiminisitra vaovao izany? Miaramila jeneraly, tompon'orinasa, mpandraharaha. Efa DG-n'ny SEIMAD? Efa governoran'ny Rotary Club tamin'ny herintaona.
[url=http://forum.serase...
tohiny
novalian'i Rainibalita ny 17/01/2015 13:03
hery
(
14/01/2015 14:26)
Afera Qatar 2022 sendra hita
Ary anisan'ny voateny tato koa kay i Ahmady an. Aferan'ny risoriso tamin'ny Qatar 2022, fandaharana nandeha tao amin'ny Canal+
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=rKKK-LmF2jg[/youtube]
[url=htt...
tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:22
hery
(
13/01/2015 23:16)
Tsy tia vehivavy
Nanaitra ahy ny nahita an'ity sary ity. Nesorindry zalahy fotsiny tsotra izao tamin'ny montage photo ny vehivavy. Fa dia nahoana? Tsy mendrika hifampitantana amin'ny lehilahy ve sa tsy mendrika ho mpa...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 10/02/2015 07:05
hery
(
02/01/2015 23:11)
Hiditra sekta hono :-)
Tratry ny taona daholo aloha.
Hosoratako ao amin'ny blaogiko lalindalina kokoa ity fa eto aho no maka feeling aloha :-p
Samy manana ny halalin'ny salosany tokoa ny olon-drehetra. Samy manana ny fa...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/01/2015 20:40
hery
(
11/12/2014 08:33)
Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
Angamba tsy ho tsiny raha mba lazaina eto koa fa misy dia misy ary maro an'isa ireo pretra katolika izay tsy manolana ankizy, tsy homo, tsy manohitra ny Papa, tsy ratsy fitondran-tena... pretra manana...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 24/12/2014 20:03
hery
(
10/12/2014 14:01)
Valin'ny fanontaniana ho an'ny Fiangonana Katolika
Hitako mahavaly ny ankamaroan'ny fanontaniana ho an'ny Fiangonana Katolika ity video ity ka tiako hozaraina amintsika.
Azo valiana raha misy fanontaniana :-)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 21:41
hery
(
24/10/2014 08:46)
Tononkira Leboto Dor's Group
Salama daholo. Sao mba misy afaka manome ny tonon'ity hiran'i Dor's group hoe Leboto ity kay?
Be teny tsy fantatro ilay izy. dia misaotra.
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GqC0OxXfp64[/yout...
tohiny
novalian'i salomo ny 07/12/2014 22:52
hery
(
21/10/2014 22:18)
Fanatsaràna ny takelaka tononkira
Manatsara tsikelikely ny takelaka tsirairay aho. Ny takelaka http://tononkira.serasera.org indray izao no vita. Io takelaka io no anisan'ny tranainy indrindra eto amin'ny serasera satria tamin'ny taon...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 17/06/2015 14:18
hery
(
13/10/2014 07:36)
Tonga Ravalo nefa milamina ny tanàna
Salama daholo,
Araka ny vaovao io maraina io izany (izay navoakan'ny RFI koa ho an'izay mila porofo frantsay aloha) dia tonga ao Antananarivo tamin'iny alina iny Ravalomanana.
Hatramin'izao aloha dia...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 14/10/2014 08:24
hery
(
08/10/2014 13:54)
Nohatsaraina kely koa ny takelaka tononkalo
Raha sendra nandalo tao ianareo dia nahita fa novaina kely koa ny Takelaka tononkalo ao amin'ny http://vetso.serasera.org
Teneno ihany raha misy tsikera na soso-kevitra.
Marihina fa mahatratra 7000...
tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2014 14:52
hery
(
03/09/2014 13:46)
Parodies Hanambady aho
Be dia be ny hitady ny parodies-n'i Hanambady aho an'i Gangstabab ato ho ato ka aleo hapetraka eto izay hita
ravalomanana vs rajaonarimampianina
hery an? hody aho
hody ahoana ianao
hody aho ko
fa hod...
tohiny
novalian'i aleix ny 07/12/2014 23:18
hery
(
14/08/2014 16:29)
Chargé des affaires USA
Fa misy inona no voatery mampiseho be mihitsy ny ambassade-n'i Amerika hoe mbola ao Madagasikara i Wong mpiandraiki-draharaha?
Tsy arako ilay resaka
[quote]
Normalement, nous n'aurions pas pris la p...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 15/08/2014 10:50
hery
(
02/08/2014 21:10)
Nohatsaraina kely ilay lalao anarana
Ho anareo (be dia be) izay milalao ao amin'ilay http://lalao.serasera.org/anarana dia nohatsaraina kely ilay izy mba hitondra fahalalàna teny malagasy ihany koa.
Manomboka izao ary, ny teny tsirairay...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2014 17:14
hery
(
21/07/2014 07:51)
Bois de rose: miaiky fa voafandrika
Namaky lahatsoratra iray tao amin'ny Tribune aho vao tonga saina hoe toa voafitapitaky ny foza marina ka aleo zaraina aminareo ihany.
Ilay lahatsoratra dia milaza hoe fika be fotsiny iny resaka hoe b...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 23/07/2014 04:14
hery
(
18/07/2014 09:51)
Valan-dresaka Fanabeazana Olom-pirenena Vanona
Sao dia tokony handeha amin'itony ianareo mpiresaka politika eto:
----------
Ezaka Fifanavaozana Kristiana (EFIKRI)
Ny Filohan’ny Ekipa sy ny Mpikambana dia faly manasa anareo
ho tonga handray anja...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 01/08/2014 14:44
hery
(
13/07/2014 22:31)
Merci Götze :-)
Ho an'izay tsy naharaka dia lasan'i Allemagne ny amboara eran-tany an :-) i Götze no nampiditra ny baolina nandreseny azy tamin'ny minitra faha 113
Nanana 90 minitra ny Argentine hamonoana baolina fa...
tohiny
novalian'i 5laody ny 17/07/2014 10:27
hery
(
08/07/2014 14:59)
Mémoire-na DEA amin'ny Economie eny Ankatso mitovy tanteraka?
Apetrako eto ihany ity fa mino aho fa hiparitaka atsy ho atsy.
Misy mémoire anakiroa, olona roa samy hafa (ny anarana aloha dia samy hafa), sy taona nanolorana azy samy hafa ihany koa (2012 sy 2013...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 11/08/2014 09:06
hery
(
07/07/2014 21:51)
Amin'ny telephone
Sahirana be zah rehefa mijery forum amin'ny telephone dia namboarina kely natao responsive tsotsotra ny forum.
Tsy dia tena raitra fa efa azo vakiana amin'ny telephone fotsiny aloha amin'izao.
Ny ami...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 01/08/2014 10:58
