Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 10/01/2013 15:29)
Ity teny malagasy ity (8)
(Antso tao am lisitra serasera dia ampitaiko eto amin'ny dinika) Mitohy indray ny dinidinika momba ity teny malagasy ity satria tonga ny vanin-taona lehibe ankalazana isan-taona ny « Andro Iraisam... tohiny
novalian'i Nav ny 15/01/2015 15:02
hery ( 13/12/2012 01:24)
"Ni" iray aloha izay, ny "Ni" iray sisa, ho sahy ve?
Dia iny izany Ravalo fa nanambara ny tsy hirotsahany hofidina. Mahagaga fa nangina tampoka ireo mpiantso "Ni.. Ni..". Tsy nampoziny hoe Hanaiky angamba Ravalo. Tokony miantsoantso "Ni... Ni..." ihan... tohiny
hery ( 10/12/2012 08:22)
Kristianina ve ny Temoins de Jehovah?
Amin'izao akatoky ny krismasy na noely izao dia mafana fo be ny Temoins de Jehovah ary tonga saina kely aho nahita ilay hoe "ny tena kristianina tsy mankalaza noely"... - Fa angaha Kristianina ny Tem... tohiny
hery ( 01/12/2012 10:28)
Tononkalo be mpitia
Ireto ireo tononkalo be mpitia ao amin'ny vetso.serasera.org hatry ny androany :-) Ireo tononkalo be mpitia eto amin'ny serasera 1. [url=http://vetso.serasera.org/tononkalo/ryana/azafady-1]AZAFADY[/... tohiny
novalian'i sahia ny 11/10/2019 10:11
hery ( 01/12/2012 08:58)
Fanambaràna lehibe nataon'i Col. Charles
Mampita ny vaovao fotsiny ho an'izay liana ny fanambaràna tamin'ny video izay nataon'i Col. Charles [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ZBfF_C2xmuI[/youtube]... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/12/2012 09:13
hery ( 21/11/2012 05:15)
Baiboly amin'ny finday android
Efa misy vitsivitsy ny baiboly amin'ny findray. Fa vao nampidiriko ao amin'ny https://play.google.com/store/apps/details?id=com.baiboly.katolika ihany koa ny baiboly katolika teny malagasy. - Misy fa... tohiny
novalian'i hery ny 21/11/2012 20:04
hery ( 25/10/2012 20:21)
Ny Ortie kay fihinana
Tsy aritro dia tantaraiko eto fa ortie ny laokanay androany. Aty ambanivohitra aty no misy azy io. Be dia be mantsy atsy ambony anaty ala atsy, tena misavovona mihitsy, dia naka ry zareo tato an-trano... tohiny
novalian'i lalaina28 ny 20/01/2020 11:51
hery ( 07/10/2012 20:29)
Fampidirana sary eto amin'ny forum
Araka ny hitanareo dia misy fampidirana sary tsotra dia tsotra eto amin'ny forum ho an'izay mampiditra lahatsoratra misy sary. Eo ambanin'ny fanoratana dia misy fampidirana sary. Raha ohatra ka tsy m... tohiny
hery ( 06/10/2012 13:03)
Mila mpanome rà maika
Efa henonareo ihany angamba fa misy ankizy kely herintaona sy tapany marary nanaovana antso avo hifanampiana. Amin'izao fotoana izao dia mila rà maika indray ilay zaza koa manentana antsika izay afak... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2012 12:10
hery ( 23/07/2012 08:24)
Aiza ho aiza ny Wisdom in Memory?
Anisan'ny mpihira mahafinaritra ahy ny Wisdom in Memory. Aiza ho aiza ry zareo amin'izao? Sao dia mba misy mahalala ny momba azy ireo? Iza ohatra ny anaran'ilay sipa mpihira iny? [youtube]http://ww... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/07/2012 22:39
hery ( 03/05/2012 07:31)
Home studio
Misy manao studio kely ao antrano ve ato? Dia inona avy ny fitaovana ampiasainareo? Hanatsara kely ny fomba fakàna feo mantsy aho io fa hatramin'izay dia tsisy afatsy clavier sy micro dia ampidirina... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/07/2012 16:59
hery ( 12/04/2012 07:47)
Fividianana Airbus
Tonga hono izany ilay Airbus malaza hoe novidiana ho an'ny Air Madagascar. Namaky ilay article ao amin'ny Tribune ([url=http://www.madagascar-tribune.com/Airbus-bien-visible-mais,17336.html]Jereo et... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2012 20:27
hery ( 28/03/2012 17:47)
Fiangonan na antokom-pinoana inona?
Mba nahaliana ahy, ho'aho, hoe mba inona avy ny Fiangonana misy antsika ireto? Dia menatra ny mijoro amin'izany ve isika sa mirehareha? Dia hatraiza ny lanjan'io fiangonana na antokom-pinoana misy ant... tohiny
novalian'i pissoa ny 02/04/2012 13:01
hery ( 01/03/2012 09:40)
Izay tianao hatao amin'ny tenanao...
Tsy resaka baiboly fotsiny ity fa tena marina mihitsy ilay hoe "Izay tianao hatao amin'ny tenanao dia ataovy amin'ny olona"... na koa "Izay tianao hatao amin'ny olona dia eritrereto hoe raha ataony am... tohiny
novalian'i hanjaris ny 12/06/2012 14:06
hery ( 27/02/2012 23:10)
Hafatra avy amin'ny AME
Ho antsika tia tanindrazana ka mino fa afaka miala amin'ny lavaka mangitsokitsoka misy azy i Madagasikara, Ho antsika Raiamandreny efa reraky ny tolona tsy misy vokany kanefa mbola manantena maraina v... tohiny
novalian'i Miharena ny 03/03/2012 08:36
hery ( 27/02/2012 11:41)
Tandremo fa tsy milamina
Sendra nisy nandefa tao amin'ny serasera ======== Soratako eto ho fampitandremana antsika rehetra : Omaly jeudi 24 Février 2012, nisy lehilahy iray mitondra fiara Golf 4, naka lasantsy teo amin'ny T... tohiny
novalian'i booboo ny 27/03/2012 12:54
hery ( 26/02/2012 17:06)
Vehivavy ho filohan'i Madagasikara
Mbola tsy vonona ny ho filohan'i Madagasikara ve ny vehivavy? Iza ohatra no eritreretinareo efa mety hahavita an'izany andraikitra be izany?... tohiny
novalian'i manoasoa ny 25/09/2012 10:47
hery ( 29/01/2012 18:52)
Pidgin, fitaovana ampiasaina amin'ny karajia.org
Araka ny nampanantenaiko ankizy vitsivitsy dia tiako haseho anareo amin'ity lahasoratra an-tsary ity ny fomba fampiasana ny Pidgin mba hahafahana mikarajia haingana sy mahafinaritra ao amin'ny karajia... tohiny
novalian'i hery ny 06/02/2012 18:33
hery ( 23/01/2012 07:50)
Tsisy hono ny Point-G... mampamangy lol
Hitako nampiatain'i Simplex tao amin'ny blaoginy http://simplex.blaogy.com/post/326/8042 ilay resaka tao amin'ny bbc tao amin'ny http://news.bbc.co.uk/2/hi/8439000.stm milaza ny vokatry ny fikarohana ... tohiny
hery ( 21/01/2012 16:56)
Point lehibe ho an-dRavalomanana iny
Mila mandinika kely fotsiny dia mahita hoe very indray ny points azon'ny HAT teo fa nahazo point indray Ravalomanana eo anivon'ny vondrona iraisam-pirenena. Mety efa fantatr'i Ravalomanana fa tsy mai... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047