Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 22/07/2010 15:49)
FANASANA Filaharana andraisan'ny MALAGASY anjara aty Raleigh, USA ny 31 Jolay 2010
Ho an'ny gasy any USA nalaina tao amin'ny http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/36857 Miarahaba, Hisy filaharana izay andraisan'ny tera-tany malagasy anjara eto Raleigh ny Sabotsy 31 Jo... tohiny
novalian'i soanja ny 09/08/2010 22:06
hery ( 03/07/2010 00:24)
Grrr Ghana
Rangitra be mihitsy aho tamin'ilay penalty tsy maty tamin'ny 120e min iny kle. Saika tafakatra. tsss... tohiny
hery ( 28/06/2010 14:55)
Agora
Nanaitra kely ahy ity film Agora ity. Tsy miresaka ny votoatiny ara-tantara aho satria film milaza tantara rehetra dia marina tapany ihany ilay izy. Fa amin'ny ankapobeny dia mahalasa saina hoe tsy va... tohiny
novalian'i soanja ny 29/06/2010 16:41
hery ( 28/06/2010 09:41)
Lalàm-panorenana
Aiza tokoa kay no mety hahitana ny lalàm-panorenana ankehitriny amin'ny teny Malagasy?... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/06/2010 18:50
hery ( 26/06/2010 06:23)
Afaka manao fety sambatra na tsy miaraka amin'ny HAT aza
Dia miarahaba ny Malagasy nahatratra izao faha 50 taonan'ny nanomezana an-taratasy ny fahaleovan-tena izao. Azo atao tsara ny manao fety na dia tsy hiaraka sy tsy hanatrika ny fetin'ny HAT aza. Aho... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 14:00
hery ( 25/06/2010 15:42)
Ny vondrona ao amin'ny namana
Salama daholo indray, Misy zava-baovao efa misy mampiasa indray ao amin'ny takelaka [url=http://namana.serasera.org]namana.serasera.org[/url] ka tiana holazaina amintsika tsirairay. Tsy inona izany f... tohiny
hery ( 25/06/2010 11:52)
Raikitra ve ny Kassav' ao?
Raikitra ve ny kassav ao? Sambatra ihany aloha manam-bola hanafarana an'izany Kassav izany. Izany tokoa no tena fitiavana ny Malagasy. Na i Sareraka, Mamy Gotso, sy ireo artista malagasy malaza sady ... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/06/2010 09:11
hery ( 23/06/2010 09:56)
Raha tsy hankalaza ny 26 jiona
Raha toa ka tsy te hankalaza ny 26 jiona 2010 ianao dia asa miasa saina fa zonao izany. Eritrereto ho toy ny migrevy ianao dia tsy misy olana fa mandry tsara ny eritreritra. Raha hoy ny sasany hoe... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:45
hery ( 21/06/2010 08:19)
Nakaiza daholo ny sipa manja?
Marina fa manana ny maha izy azy sy ny maha manja azy ilay sipa lany tamin'ny Miss RTA teo fa tena gaga ihany aho hoe dia tena tsisy sipa manjamanja kokoa intsony ve ao Dago ao? Miss izany ange tokony... tohiny
novalian'i Dan23 ny 27/10/2010 12:14
hery ( 20/06/2010 14:08)
Tsy hankalaza 26 Jiona 2010?
Raha toa tsy hankalaza ny 26 jiona 2010 ianao dia aza manaiky tsindriana amin'ny hoe tsy tia tanindrazana. Tahaka ny grevy rehetra io. Rehefa misy ny grevy dia tsy miasa na dia te hiasa aza. Tsy hoe t... tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 10:45
hery ( 14/06/2010 21:17)
Ghana no afrikana ho lasa lavitra
Algerie sy Cameroun toa tsy hamely. Nigeria mety ho lasa akaikikaiky. Cote d'Ivoire sy Afrique du Sud ho latsaka eo amin'ny 8e. Ghana no toa ho lasa lavitra.... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 21/06/2010 03:57
hery ( 14/06/2010 15:16)
Misy mialona be
Tsy ratsy koa ilay loko an. Tsy misy olona fantatro eo fa aza mialona eo. [img]http://farm2.static.flickr.com/1274/4700226230_d169bea8a1.jpg[/img]... tohiny
hery ( 12/06/2010 23:19)
Dailymotion sy Youtube
Araka ny efa hitantsika dia afaka miseho avy hatrany eto amin'ny forum ny video avy ao amin'ny youtube sy ny dailymotion. Ny boutons roa farany rehefa manoratra no mampiditra azy ireo avy hatrany. Mi... tohiny
novalian'i sipagasy ny 19/06/2010 06:59
hery ( 11/06/2010 10:06)
Solfa Misaora an'i Zanahary
Mitady ny solfa-n'ny hira faha-2 ao amin'ny fihirana ffpm "Misaora an'i Zanahary" raha mba misy manana. Na raha tsisy dia feony marina no tena ilaiko. Sarotra atao be mantsy ilay izy, indrindra ho ana... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/06/2010 18:19
hery ( 10/06/2010 21:32)
Angamba raha i Ravalo no nanasonia ny exploiation Soalala
Ny exploitation-n'i Soalala dia efa tetikasa nanomboka tamin'ny 2008. Tsy nirotoroto anefa ny fanjakana tamin'izany fotoana izany satria sao dia tsy mahaleo ny sarany ny vidiny. Ny sinoa mantsy manamb... tohiny
novalian'i rijadolly ny 12/06/2010 04:08
hery ( 10/06/2010 21:23)
Rakibolana
Ampitampitaiko ihany fa mbola mila ezaka amin'ny rehetra. Site iray misy ny rakibolana malagasy http://rakibolana.org Voalaza ao amin'io site io ihany moa ny tanjony sns.... tohiny
hery ( 08/06/2010 07:05)
Temoins de Jehovah, mba hazavao hoe ry Mpanazava?
Hitako nitsipalotra tatsy ambadika tatsy ny nolazain'i Mpanazava hoe [quote] [quote] Tsy mino an'i kristy ho Atra [/quote] io aloha angamba hors sujet sady tsy TJ no niteny anao an'io fa mety henonao... tohiny
novalian'i niryna ny 02/05/2013 14:56
hery ( 07/06/2010 16:16)
Hampiharina ny fitsipika eto amin'ny serasera
Nandritra ny fanatsaràna ny dinika serasera.org dia ninia tsy nikitikitika mpikambana mihitsy izahay mba hahitana ny olana mety misy ara-teknika. Efa hita fa mandeha amin'ny ankapobeny ny takelaka ko... tohiny
novalian'i xxxw ny 13/06/2010 11:59
hery ( 04/06/2010 08:47)
Zavatra hafa mahasolo kotrana?
K'aiza daholo. Resa-dehilahy efa manomboka antitra ity. :-) Tena mitady solution ankoatry ny kotrana fa mihamitombo ny kibo. Ny asa atao eto ambody ordi foana dia tsy misy fotoana hikotranana ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2010 19:24
hery ( 31/05/2010 11:13)
Lavaka ve dia tsy voatsentsina?
Mahagaga ahy ihany ireto Amerikana ireto. Malaza amin'ny resaka teknolojia na madinika na goavana. Teny amin'ny volana sy te ho atsy sy ho aroa. Kanefa ilay lavaka amin'ilay sambo rendrika mitondra pe... tohiny
novalian'i diloo ny 08/06/2010 11:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0838