Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
11/09/2009 07:04)
Rajemison: Amin'ny anarany manokana
Dia samy nandre ny filazan'i Rajemison Rakotomaharo isika fa t@ anarany manokana no nanendrena sy nanekeny ilay toerana ao amin'ny HAT.
Izany hoe tsy mitombona izany ny filazan'i Ndefo hoe nampidir...
tohiny
novalian'i papala ny 14/09/2009 10:12
hery
(
09/09/2009 15:02)
Mikotrika fika ara-bola indray Roindefo
Henoheno izao fa mikotrika fika vaovao ara-bola indray ny HAT. Hita fa tsy ho ampy ny vola satria ny CI tsy manaiky moa ny seza nitombo isa dia efa miala any sahady ny eritreritra hanamboatra vola. Ef...
tohiny
novalian'i klitika ny 10/09/2009 12:20
hery
(
09/09/2009 09:04)
Fandresen'ny MAGRO ny Governemanta Roindefo 2
Raha tena manaraka politika dia fandresena ho an'ny Mouvances 3 (Ravalo, Radidy, Zafy) ny fitsanganan'i Governemanta Roindefo 2 io. Ny antony dia mbola bloké indray ny HAT satria be mokony. Efa nomen...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 09/09/2009 22:39
hery
(
07/09/2009 07:37)
TGV: Mizestiava ihany e
Dia horaisin'i Andry sy Ndefo indray zany ny fitondrana na dia efa nomena chance aza ry zareo hoe hiditra amin'ny tetezamita iraisana. Dia nolazain'i Andry hoe efa nihaino ny "vahoaka" rehetra izy etc...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:18
hery
(
06/09/2009 01:18)
Hetsika Faha 10 taona
Efa henonareo ihany fa alefa fotsiny ny pub. Amin'ny Zoma alina (manifika) 2 octobre 2009 no fotoanan'ny namana ao Paris sy ny manodidina. Miaraka amin'i Ambondrona, Jobily Weber, ary DJ SimJay (infin...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 16/10/2009 08:43
hery
(
31/08/2009 19:35)
Reveo manja ao aloha :-)
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e :-)
Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:18
hery
(
10/08/2009 08:34)
Ilay fifanarahana voasonia
Aleo hapetraka eto ilay fifanarahana voasonia dia samy mamaky
[img]http://farm4.static.flickr.com/3122/3806645011_2c6e73439a_o.jpg[/img]
[img]http://farm3.static.flickr.com/2553/3807461852_8f945...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/08/2009 18:28
hery
(
09/08/2009 14:05)
Hafatry ny Filoha Ravalomanana
Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana,
Ny voalohan-teny dia fisaorana an’Andriamanitra noho ny fitahiany, ka nahatongavantsika amin’izao tanjona fampihavanam-pirenena izao.
Nandalo fotoan-tsarotra...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 10/08/2009 06:33
hery
(
08/08/2009 22:31)
Cdt Charles any Maputo
Inona ary raha fantatrareo ny nataon'i Cdt Charles any Maputo? :-)
Io no tena ahitana hoe lasa saribakolin'ny CAPSAT tanteraka i Andry Rajoelina. Tsy natoky ny CAPSAT sao dia manao sonia na manaikina...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 09/08/2009 21:11
hery
(
08/08/2009 08:24)
Nahoana no miditra lalina ny Vondrona Iraisam-pirenena
Hafatra nalefa tao amin'ny lisitra serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/34067
Nolazaina foana (nolazain'ireo mpanohana ny HAT sy ny tetezamita sy ny
TGV) fa milamina ny tany....
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 08:59
hery
(
05/08/2009 10:19)
Ny tena tahotr'i Andry TGV
Nifezaka ihany i Andry TGV amin'io resaka Maputo io satria na dia hoe mpikambana amin'ny HAT aza ireto delegaziona entiny dia olona efa samy dinozoro politika daholo ary samy akaman-dRavalo taloha dah...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:24
hery
(
04/08/2009 07:27)
Maputo... ho tafita raha toa ka...
Dia hihaona any Maputo izany ny rehetra manana ny fanalahidin'izao krizy be mandreraka izao. Inoako fa hisy vokany io dinika io raha toa ka vonona ny hifanaraka tsara ry zareo. Ho hita eo izay tia tan...
tohiny
novalian'i nytsiry ny 05/08/2009 08:39
hery
(
14/07/2009 22:27)
Voatoraka bilao indray Cdt Charles
Nitonatonana teny Ivato namaky ny fitaovan'ny Tiko indray ry Cdt Charles satria hoe misy basy any... perquisitions gravy be kanefa tsy nahitana basy na dia basy kilalao aza. Dia mbola tsy tonga saina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:30
hery
(
12/07/2009 07:26)
Raha hi-bizna
Hitady asa? Hanome asa? Hivarotra "entana"? :-p Hividy entana? Hivarotra fiara sy kojakoja isan-karazany sns? Hitady namana na fitiavana ? (bizna koa izany) :-)
Nohavaozina ny site [url]http://bizna...
tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:23
hery
(
03/07/2009 09:01)
Ianao antsary = Antsary.com
Dieny mbola mangingina ny politika dia alefako indray ity. Efa nalefako email tany amintsika tany ihany. Ny takelaka antsary.com http://antsary.com dia takelaka hametrahana sary.
Afaka mamorona tahi...
tohiny
novalian'i ni81 ny 10/07/2009 11:39
hery
(
02/07/2009 22:50)
Hividy hélicoptères 23 Andry Rajoelina (Force ONE bedabe)
Mba fantatrareo ve fa misy contrat indray any ividianana helikopitera 23 avy any Belzika? http://www.afriquejet.com/ocean-indien/madagascar/des-helicopteres-de-l%27armee-belge-vendus-a-madagascar-2009...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/07/2009 20:07
hery
(
26/06/2009 00:16)
Ohabolana 4570
Mahatratra 4570 ny ohabolana ao amin'ny ohabolana.org amin'izao fotoana izao. Misaotra antsika rehetra izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka izany.
Azon'ny rehetra ampiasaina ny ohabolana ko...
tohiny
hery
(
22/06/2009 11:56)
Namidy koa ny Rano :-(
Satria tsy manam-bola hanaovana ny asany ny HAT fa tsy omen'ny firenena rehetra tsy mankato vola, dia nanapa-kevitra fa hamidy indray ny Rano. Ny reniranon'i Faraony no alaina dia hamidy amin'i Arabie...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2009 19:57
hery
(
22/06/2009 07:51)
Mila anao ny tononkira
Ny takelaka [url=http://tononkira.serasera.org]tononkira.serasera.org[/url] no horesahiko aminareo androany.
Betsaka isika no efa nila tononkira ka nahita izany tononkira nilaintsika izany tao amin\'...
tohiny
hery
(
20/06/2009 19:00)
Niverina ho voazanaka
Dia ho fahatsiarovana sisa ve ny 26 jiona? Dia voatery hanangana sainam-pirenena frantsay indray ve satria ny Frantsay izao no mitondra an-kolaka ao Madagasikara?
Tsy diso mihitsy ny Malagasy izay t...
tohiny
novalian'i Noue ny 21/06/2009 19:52
