Hividy hélicoptères 23 Andry Rajoelina (Force ONE bedabe)

1. hery ( 02/07/2009 22:50)
Mba fantatrareo ve fa misy contrat indray any ividianana helikopitera 23 avy any Belzika? http://www.afriquejet.com/ocean-indien/madagascar/des-helicopteres-de-l%27armee-belge-vendus-a-madagascar-2009070230930.html

Ny vahoaka anefa tsy nahazo izay fihenan'ny vidimpiainana nampanantenaina. Mitombo hatrany ny vidin-javatra, tsy vitsy ny tratran'ny chomage technique. Ny mpitady asa moa tsy mahita intsony. Ny miaramila no misonanina any amin'ny Grande Surface. Ireo mba nihinana dibera sy jus teo aloha tsy afaka mividy intsony fa sady lafo velona moa ny karama rahateo tsy ampy.

Ny HAT anefa indro fa mividy hélicoptères 23... dia atao inona hono?

Mba hahafahana manaparitaka ny miaramila CAPSAT eran'i madagasikara?
Mba hahafahana mandroba izay kely sisa tavela any ambanivohitra any indray?
Mba hahafahana miborosy ny tanàna rehetra alohan'ny hidirana amin'ny ara-dalàna?

Mbà tonga saina ho'a
novalian'i fijo ny 03/07/2009 20:07
2. ndotofetsy ( 02/07/2009 23:06)
efa voasonia sahady ve le izy nefa vao omaly io resaka io no nivoaka
sao dia mba projet fotsiny aloha
3. hery ( 03/07/2009 00:20)
:-D :-D

Aza adino fa ilay reaka tany daewoo koa mbola tsy voasonia kanefa izay no anisan'ny nanesorana an-dRavalo :)
4. diloo ( 03/07/2009 00:43)
Misy resaka etsy ambany hoe mety miomana mangigina ny Resep-n'i Pierrot.
Koa ireo helicoptère ireo angamba no mety hanaovan'i Andry ny FOAR( Force One d'Action Rapide) contre le Resep.Misy ilay fitenenana hoe aza mahatoky ny rano matory. Matoa i Ra-Pierrot mangigina dia misy raha ao leroa.
:wink:
5. benkintana ( 03/07/2009 04:04)
Tokony hahongana in-23 mintsy io fanjakan'ibaroa io
Parano ry zalahy ao zany !!!
Maimbo vanja ny tanàna
Ampiriatiko @ zay io
6. bozyboleta ( 03/07/2009 06:02)
Ny vahoaka anefa tsy nahazo izay fihenan'ny vidimpiainana nampanantenaina. Mitombo hatrany ny vidin-javatra, tsy vitsy ny tratran'ny chomage technique. Ny mpitady asa moa tsy mahita intsony. Ny miaramila no misonanina any amin'ny Grande Surface. Ireo mba nihinana dibera sy jus teo aloha tsy afaka mividy intsony fa sady lafo velona moa ny karama rahateo tsy ampy.


Ka hatao mihitsy izay hamonoana ny vahoaka an-tapitrisany.
@ zay ny miaramila sisa no vahoaka andriamanjaka.
Atao daholo ny sitrapony. Sady omena goûter 16 miliara no ividianana kilalao helikoptera.

7. Mirananirina ( 03/07/2009 06:04)
Ny HAT anefa indro fa mividy hélicoptères 23... dia atao inona hono?

Mba hahafahana manaparitaka ny miaramila CAPSAT eran'i madagasikara?
Mba hahafahana mandroba izay kely sisa tavela any ambanivohitra any indray?
Mba hahafahana miborosy ny tanàna rehetra alohan'ny hidirana amin'ny ara-dalàna?

Mbà tonga saina ho'a

Io aloha dia marina mihitsy.Matahotra ny tsy ho lany ry tgv aminy fifidianana dia alefa hiambina sy hangalabato erany madagasikara ny miaramila sy ny tgv.
kay efa feno mihitsy iny faritry fianarantsoa iny izao.Izay aleha rehetra dia TGV daholo tssss..

8. Noue ( 03/07/2009 09:26)
sao kosa hitanterana ireo fako be misavoana manimba sy mitondra haretina ao M/car fa tsy vitan'ratsivalaka sy nadina sy mialy intsony ny fanadiovana ? :-D :-D :-D :-D :-D
9. essera ( 03/07/2009 09:28)
benkintana:
Tokony hahongana in-23 mintsy io fanjakan'ibaroa io

Izany hoe raha azoko tsara zany ltia d :

1er tps : manongana d tsy voangana.
2è tps : manongana d tsy voaongana.
...
...
...
...
...
...
...
...
23è tps : Voaongana am zay ve ? :-D :-D


Mirananirina:
Izay aleha rehetra dia TGV daholo tssss..

Hay ve ry zalah efa mipariaka be ohatra izany e. Gaigy ko zan letie.


10. Noue ( 03/07/2009 09:28)
tena hafakely indray ity eee !!

Madagascar va acheter 23 hélicoptères de type Alouette II appartenant à l'armée belge, a dénoncé, jeudi, le Groupe de recherche et d'information sur la paix (GRIP), un puissant groupe de pression en matière de sécurité.

Dans un communiqué publié à Bruxelles, le GRIP indique que les appareils vont étre vendus au gouvernement du président Andry Rajoelina par l'intermédiaire de sociétés de courtage qui refusent de révéler le destinataire final des aéronefs de combat.

Le GRIP dénonce le fait que les hélicoptères, bien que démilitarisés, soient vendus à un Etat que la Belgique ne reconnaît pas, ajoutant que ces appareils pourraient servir ne serait-ce qu'au transport de troupes armées à Madagascar, pays où les tensions restent vives après le coup de force ayant entraîné le renversement du président démocratiquement élu, Marc Ravalomanana.

Au cabinet du ministre belge de la Défense, on soutient qu'il n'était plus nécessaire de vérifier, au départ, à qui les hélicoptères allaient étre livrés, étant donné qu'ils sont démilitarisés.

Bruxelles - 02/07/2009
11. pikatti ( 03/07/2009 12:28)
Nianatra force one koa angah ry zalahy tao
voahongana in23 zany dia tsisy na lavenona akory aza
may ndray i esserakely loha klé
12. essera ( 03/07/2009 14:06)
pikatti:
voahongana in23 zany dia tsisy na lavenona akory aza

Azavaina kely indray fa tsy azon'ity zaza ity :

1e mois : manongana ny hat ny zanaky dada, d ts poinsa alou.
2è mois : manongana ny hat ny zanaky dada, d mbola ts poinsa ihany.
...
...
...
...
...
...
...
...
23è mois : manongana ny hat ny zanaky dada, d tena ts nety poinsa mits...

D vita anefa ny TETEZAMITA 24 mois. D niala am zay zalah, d nihorakoraka be pikatti hoe voarodanay ihany ny TETEZAMITA.

=)) =)) =))
13. diloo ( 03/07/2009 15:06)
Azon-tsika atao no mi-défoule saingy tsy mampiomehy ahy intsony, raha tena marina io info azon'i Hery io.
Io resaka fiaramanidina no nahatonga ny mpiray tanindrazan-tsika maro maty t@'ny hetsika nisy efa ho 5 volana izay.
Fanantenana be miompampana ny an'i Andry hoe ahongana i ra8 fa nampiasa force one. Rehafa azo ny fahefana dia hamidy force one hanampiana ny vahaoka mahantra.
Ay i lery modiny fanina fotsiny ireo voasary 13 mai, natao tohatra fiankarana, hafahana mamahana ireo miaramila hividianana alouettes.
Tena mitombona mihintsy ilay hypothèse hoe, ho fiarovana ny fananan'ny Inkjet sy ny savonnerie tropicale no tena tarigetra.
Somary mody hasiana resaka vahoaka dia mety sy tanteraka ny paik'ady.
Iny daholo koa ny ondry rehetra tsapa fa mora adalaina sy acquis à sa cause, dia tsy manao jerikina en méme temps manohana azy raha manaja ny vahoaka voasary izy na tsia.
Raha tena marina wa io resaka alouettes dia tena matimaty fahatany ireo lavo t@'ny hetsika voasary.Tsss.
:x :cry:
14. dadabe ( 03/07/2009 16:05)
misy malahelo mafy hoe sao dia hanakarena tampoka i Andry le :-D :-D rasha izao no vita ny TETEZAMITA araka io laazain'i essera io d maro ny ho tapaka lalandra kleaza hahahaha :-D
15. Noue ( 03/07/2009 17:30)
diloo:
Azon-tsika atao no mi-défoule saingy tsy mampiomehy ahy intsony, raha tena marina io info azon'i Hery io.
tena marina io volaza io ka ! manambola anie ireo FAT(Y) ireo eee !


16. xxx ( 03/07/2009 18:19)
benkintana:

Tokony hahongana in-23 mintsy io fanjakan'ibaroa io
Parano ry zalahy ao zany !!!
Maimbo vanja ny tanàna
Ampiriatiko @ zay io

Misy téte nucléaire impolony n'izay ato ra bekintana ka ahoana ny hevitrao.

17. fijo ( 03/07/2009 20:07)
efa samy mahan ary zalahy ao,ka mifampiomana,raha mitoy izao di ahisyady antrano be ao mada.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.308