Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 08/06/2010 07:05)
Temoins de Jehovah, mba hazavao hoe ry Mpanazava?
Hitako nitsipalotra tatsy ambadika tatsy ny nolazain'i Mpanazava hoe [quote] [quote] Tsy mino an'i kristy ho Atra [/quote] io aloha angamba hors sujet sady tsy TJ no niteny anao an'io fa mety henonao... tohiny
novalian'i niryna ny 02/05/2013 14:56
hery ( 07/06/2010 16:16)
Hampiharina ny fitsipika eto amin'ny serasera
Nandritra ny fanatsaràna ny dinika serasera.org dia ninia tsy nikitikitika mpikambana mihitsy izahay mba hahitana ny olana mety misy ara-teknika. Efa hita fa mandeha amin'ny ankapobeny ny takelaka ko... tohiny
novalian'i xxxw ny 13/06/2010 11:59
hery ( 04/06/2010 08:47)
Zavatra hafa mahasolo kotrana?
K'aiza daholo. Resa-dehilahy efa manomboka antitra ity. :-) Tena mitady solution ankoatry ny kotrana fa mihamitombo ny kibo. Ny asa atao eto ambody ordi foana dia tsy misy fotoana hikotranana ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2010 19:24
hery ( 31/05/2010 11:13)
Lavaka ve dia tsy voatsentsina?
Mahagaga ahy ihany ireto Amerikana ireto. Malaza amin'ny resaka teknolojia na madinika na goavana. Teny amin'ny volana sy te ho atsy sy ho aroa. Kanefa ilay lavaka amin'ilay sambo rendrika mitondra pe... tohiny
novalian'i diloo ny 08/06/2010 11:20
hery ( 28/05/2010 14:51)
Mandra-pihaona chrome
Hatramin'ny nivoahan'ny [url=http://www.google.com/chrome/]Google Chrome[/url] dia nazoto be mihitsy aho nampiasa azy io satria malaky sady maivana. Vetivety dia misokatra ny pejy jerena ary tsy tapat... tohiny
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 06:22
hery ( 28/05/2010 10:15)
Nohavaozina ny dinika serasera
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ity takelaka ity. Fanavaozana anatiny goavana ihany no natao satria ny milina ampiasaina mihitsy no nosoloina. [b]Inona ny zava-baovao?[/b] [list] [*] Tsy misy din... tohiny
novalian'i hery ny 04/06/2010 11:09
hery ( 26/05/2010 06:58)
Dinika manokana
Mifindra tsikelikely any amin'ny site namana ny dinika manokana. Amin'izao dia misy hoe Vondrona ao amin'ny namana dia ao anatin'ireny no mandeha ny dinika manokana. Ohatra: - Resak'olon-dehibe h... tohiny
hery ( 12/04/2010 07:16)
Tsaho ve hoe nosamborina i Cdt Charles?
Hitako tao @ sobika teo fa le sobika lasa tsy mandeha tsony am'zao. Dia i jentilisa koa nandefa ilay vaovao. Toa hoe anisan'ireo nikotrika fanonganam-panjakana hono? Ataoko hono ihany fa toa hafah... tohiny
novalian'i diloo ny 16/04/2010 01:50
hery ( 27/03/2010 08:01)
CENI sy fifidianana, hofitahina indray ny vahoaka
Natsangan'ny HAT samy irery ny CENI mba hikarakara fifidianana hono. Amin'izao izany dia mizesta ny HAT hoe jereo fa efa manao izay hikarakarana fifidianana izahay. Ny tena izy anefa dia tsy te hia... tohiny
novalian'i hery ny 30/03/2010 07:20
hery ( 08/03/2010 16:09)
Ivato: Teny Ifampierana, izaho koa mba teny
Sarinay teny :-) [img]http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0029-2.jpg[/img] [img]http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0021.jpg[/img] =)) ... tohiny
novalian'i booboo ny 10/03/2010 12:08
hery ( 15/02/2010 06:02)
Hay hi-maputo ihany
Mizotra moramora mandeha any amin'ny fanapahan-kevitra niombonana tao maputo II ihany ny HAT amin'izao. - Nametra-pialàna i Ny Hasina satria arak'i Maputo II dia homen'ny TGV ny Mouvance Ravalo ny... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:44
hery ( 27/01/2010 07:57)
Tafiditra karajia?
Tafiditra ao amin'ny karajia daholo ve? Jereo fa misy fomba 3 fidirana ao amin'ny http://karajia.org Ho an'izay mampiasa script dia mila ovaina Host: irc.serasera.org POrt: 6667 na Hos... tohiny
novalian'i ideas ny 17/02/2011 05:52
hery ( 22/01/2010 09:15)
Raha manjombonjombona ny any
Ity indray hira mba haiko koa fa tsy haiko ny mpihira. Sao dia hainareo indray? Misaotra hatrany ------------ Raha manjombonjombona ny any e Ka mila ankarary ny fo Mahatsiaro fa latsa-toma... tohiny
novalian'i threet ny 30/07/2010 10:49
hery ( 18/01/2010 08:19)
Herintaona toa izao 1 : ny teo ihany no miverina
Serie Herintaona toa izao 1. Herintaona toa izao dia nimenomenona izaitsizy i Andry Rajoelina satria tsy navela niteny ny Télé Viva. Amin'izao dia nogadrainy ny mpanao gazetin'ny Radio Fahaza... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:27
hery ( 12/01/2010 09:48)
Eto ampitandrano eto aho...
Ity indray hira iray. Tsy mbola henoko fa nisy nampiditra tao amin'ny tononkira. Iza kay ny mpihira azy? Hery Eto ampitandrano eto aho No mibanjina mangina ao antsaina Ao am-poko manina mahat... tohiny
hery ( 12/01/2010 08:17)
Efa ela ihany aho...
Salama daholo Iza kay no mihira an'ity hira ity raha fantatrareo? Efa ela ihany aho no naniry hiaraka aminao Nefa moa ianao tsy taitra akory hatrizay Ny tena moa tsy manana omena Ny tena ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:14
hery ( 11/01/2010 00:39)
Mety hisy fahatapahana
Mety hisy fahatapahana ny blaogy.org sy blaogy.com ao anatin'ny 24 ora noho ny fifindran'ny "registrar". ... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2010 09:29
hery ( 30/12/2009 21:53)
Inona avy no zavatra azo atao eto?
Misy ireo namana vao niditra no manontany hoe inona avy marina moa no zavatra tena azo atao eto amin'ity serasera ity koa ity ambany ity ny fanazavana momba izany. Dia ampitampitao [url]http://seras... tohiny
hery ( 28/12/2009 14:40)
Hipoaka io... miala any koa ny RAS
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV. Efa manomboka miala any koa ny RAS taorian'ny RFI. Ny RAS (Régiment d'Appui et de Soutien) ihany koa dia manana fitaovam-piadiana. Iny n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 21:23
hery ( 08/12/2009 07:14)
Andry Rajoel sisa no sakana
Dia iny hita iny fa niara-nivory tany Maputo ny lohan'ny mouvances 3, ny praiminisitra niaraha-nanapaka, ny co-présidents. I Andry Rajoel zany sisa no tsy tonga kanefa mbola tsy maninona koa izany fa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1348