Ghana no afrikana ho lasa lavitra

1. hery ( 14/06/2010 21:17)
Algerie sy Cameroun toa tsy hamely. Nigeria mety ho lasa akaikikaiky. Cote d'Ivoire sy Afrique du Sud ho latsaka eo amin'ny 8e. Ghana no toa ho lasa lavitra.
novalian'i LazaDaddy ny 21/06/2010 03:57
2. vuvuzela ( 14/06/2010 23:23)
allez afrique du sud
3. mandrindra ( 15/06/2010 09:32)
raha tsy somary déconcentré toy ny tamin'ny faramaparin'ny fifandomana tamin'i serbia ry zalahy dia mety ho lasa lavitra mihitsy
4. pikanety ( 16/06/2010 17:48)
raha maharesy i afrika atsimo androany dia possible lasa lavitra ihany
5. LionelMessy ( 17/06/2010 17:46)
Raha tafavoaka @ io poule io ny Ivorianina dia mino aho fa lasa ry zalahy fa aleo hazava Argentina ihany no ady eo
6. LazaDaddy ( 21/06/2010 03:57)
Ghana tena mahay hatrizay mihitsy sady mampisy fanantenana. Ny ekipa Afrikanina ambiny toa manao "fa ho any, fa ho any" fotsiny daholo, mampiasa hery tsy am-piheverana ka tsy mahazaka lazon'ady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1404