Ivato: Teny Ifampierana, izaho koa mba teny

1. hery ( 08/03/2010 16:09)
Sarinay teny :-)





=))
novalian'i booboo ny 10/03/2010 12:08
2. pikatti ( 08/03/2010 16:11)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) hita fa resaka fampiesonana fotsiny klé =)) =)) =))
3. hery ( 08/03/2010 16:12)


dodo zazah
4. andrywui2002 ( 08/03/2010 16:12)
aiza t@ ireo koa rahery izany e,sa tonga teny nahazo saosy
hon hon hon hon
5. hery ( 08/03/2010 16:13)
Zah indray natory tao ambany latabatra tao mihitsy ... loll
6. pikatti ( 08/03/2010 16:16)
Kay kleaza , tafahesona tao daholo ry rapaty, rawix, ary bazylou :lol: :lol: hitako no lasa nivoaka daholo ny olona ,tsy te ifamiera @ matotoa :lol:
7. ramosekely ( 08/03/2010 16:21)
hay ve mbola velona any ny masters an'i alain ramaroson nefa nedala mbola ao MDM tenamahavariana ity kle,ary mba tao koa ve ny fianakams le
:-D :-D :-D
8. diloo ( 08/03/2010 16:29)
kii toa resak'esona fotsiny ny tao izany kle.Tena atelier-mpozam-bitrom-belety mpandany volam-bahoaka fotsiny.Tena manaha-vary ireto mpanak'esona.Ary toa nisy nanao féte des rois des fous mihintsy etsy ambony, ilay rangahy manao ankanjo mena.Ary sao dia nomen'i radomelina domelina ary ireo mpizaika fa tena reraka be sy leo be.=))
9. terrywiui ( 08/03/2010 16:38)
Manonofy atoandro daholo tsy lahy tsy vavy !!!!........... tsy antitra tsy tanora !!!......... ifampierana a! ifampierana !!!
Ifampierana fa hifanongana atoandro ve ??? ifampiera fa ekena ny pucth ve??? ifampera fa hanao unilatéral ve???
10. terrywui ( 08/03/2010 16:55)
Aza mifanebatenabaka Rahery fa elah anie tsy mahatanty refa tena atao e! sa mitady ??
--TIM sy 3mvs daholo ireo miesona ireo fa tsisy andaharana fa ny TGV iany no be an'isa teny hon hon hon hon hon

--fa hono oa letsy ..! angaha any Italy kou mba misy Ivato kléé?? mba teny Ivato hono i Hery nefa tsy sahy mandingana an'i M/car akory ny tongony fa mataoatra petsa hin hin hin hon hon hon raha tsy oe hiova ndray angaha ny fitondrana !! raha hiova !! fa toa efa miha antomotra ny fara-fofonain'ny TIM sy ny 3mvs kely !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. pikatti ( 08/03/2010 17:34)
Kobon'elah ve rawix fa tena nampiesonin-dradomelina aby ny mpisolelaka :-D :-D
12. pikajunior ( 08/03/2010 17:35)
mba iza @ ireo be torimaso ireo no mety ho lasa minisitra ,mahagaga fa variana niesona dia adino ny nifidy ,aiza ka 500 sisa no adino
13. terrywui ( 08/03/2010 17:42)
izao no tena tao fa TIM reraky ny mitanin'andro eny amn Magro ireo vizana be ireo sady goka pataloa aby !.....

prezida !


ny pokna !
14. terrywui ( 08/03/2010 17:45)
mbola ampiana sary milay iany ..! vonona tsara aby ny tonga teny fa hampandroso miaraka ny firenena klap ! klap ! klap !klap =)) =)) =)) =))



indrisy fa tsy mba nahita na nandre anizao i Hery fa voahidy tany andakozia ! tany lery no nanampatra ny fony nangala-pihinana tao !! =)) =)) =)) =)) =))
15. pikatti ( 08/03/2010 17:48)
Kay lelikééé , mba tsy nandé madagetotra rawix klean aaa!!!!ka io sarin'elah io le vao nanomboka rawix a, vao adiny iray no lasa de iny fa kobon'ny olona rehatra fa resaka fampiesonana kay le ifampierana, de natory aby ry zalahy ,sady nisy baomba hetotra mampandry mpisaika nalefan-dry lelison sy ry charlot :-D :-D
16. terrywui ( 08/03/2010 17:51)
hon hon hon hon kobo be elah rapika oe mialona be anle fivorianay taminle teny ifampierana tao iny aa ! zao ny patiny e! raha mbola mila sary hafa elah de andefasako tena milay lavitra noho ireo koa !! :-D :{ :-D :-D :-D :-D
17. pikajunior ( 08/03/2010 17:55)
ireo ve le antoko malaza misy any dago
GLM MDM KLM RNM
hirotsaka ho fidiana ??? :-D :-D :-D
18. terrywui ( 08/03/2010 18:00)
yéééé fa ny TIM sy ny 3mvs Arema , Tim ,Undd no mety tsy ho ao anaty listra ! :-D :-D
19. pikajunior ( 08/03/2010 18:08)
iza koa no hifidy an'ireo kamo be tenda ireo :-D :-D :-D
20. terrywui ( 08/03/2010 18:10)
iza koa no hifidy an'ireo kamo be tenda ireo
ampahafirin'ny lavaka tenda bean'i dada Ravalo izay ireo olona kely ireo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.697