Ivato: Teny Ifampierana, izaho koa mba teny
21. pikatti
(
08/03/2010 18:10)
kobo be elah rapika oe mialona be anle fivorianay taminle teny ifampierana tao iny aa !teny fampisonana kosa ve leisy de atao inona klé, na ny vote tao angé leity zavatra feno halatra sahady ko zany ve tian'elah atao ,tsy aleo ndray ve leisy teny magro tsisy mpampatory eny sady miaina tsara elah tsisy hetotra :-D :-D
23. pikatti
(
08/03/2010 18:21)
Ary toa nifoha daholo ndray klé , nisy niteny zany tao fa ahongana le tgv andry 8O 8O ary zay zany no tena antondian'ny olona tany tsisy afa tsy hihaino fa ho hahongany io vao taitra sy liana tsara ny mpizaika :roll: :lol:
Misimisia ihany ny miteny @zany klé
Misimisia ihany ny miteny @zany klé
24. ndotofetsy
(
08/03/2010 22:53)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ =)) =)) =)) =))
25. terrywui
(
09/03/2010 11:02)
zao no tao e! sady vonona tsara aby ny oul ze tonga fa hampandroso ny firenena miaraka sady vita soamantsara ny fifanarahana rehetra ny amin'ny fifidianana !!
Ny mpanasa vonona ! ny mpanatrika nasaina nisikim-balahana ! hon hin hon hin hon hin
Ny mpanasa vonona ! ny mpanatrika nasaina nisikim-balahana ! hon hin hon hin hon hin
26. pikatti
(
09/03/2010 14:43)
Velona ny fikotiana sy torimaso vao kobon-dry zalahy fa resaka fampiesonana fotsiny!! ....., hitan'elah @ ireny hala-bato ireny sahady aza , , nafinadrafindra toerana ny tena hanaiky ny tgv no alefa teny aloha ,izany hoe le antoko politika tsisy mpahalala sy ireny mila sôsy ireny , ny mpandalina ny hoe hifidy filoha sy ny fitsapana hevi-bahoaka nalefa any aoriana any satria ry zalahy tsy mitehaka ny lehiben'ny foza:-D :-D leo ny kobaka am-bava ny mpizaika e, ,vao maika ny vahoaka mafy ady!! rarahiany inona izay resa-poza tao fa ny azy ny sakafo tsy hita ,lany ny vary sy menaka tahiry nangalarina tao @ R8 , tgv nangetoran'i saodianina
Teana marina le kobaka am-bava hoy rabitro hoe, afaka 6mois de tsisy SDF ny tanàna ,
"Le FIS est actuellement SDF selon le colonel Charles Andrianasoavina". tsara ho anelah zay , i lelison zany sisa , aza mimenomenona ry charlot a
Teana marina le kobaka am-bava hoy rabitro hoe, afaka 6mois de tsisy SDF ny tanàna ,
"Le FIS est actuellement SDF selon le colonel Charles Andrianasoavina". tsara ho anelah zay , i lelison zany sisa , aza mimenomenona ry charlot a
28. katrikatry
(
10/03/2010 00:46)
Matory ve tsy naleo tany an-trano ihany fa zao voarebirebin'io adalalahy io fotsiny tao ,inona izao no mba tombotsoanareo tany , efa nolazaina fa tsy anareo rehetra ny seza ho zaraina