Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
30/10/2010 06:04)
Seraser'alina 2
Salama daholo,
Araka ny voalazan'ny mpikarakara izany dia hotanterahina amin'ny [b]Zoma 26 Novambra 2010[/b] manomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina ([b]20h30[/b]) ilay Seraser'alina 2 izay fihaonana...
tohiny
novalian'i gasybeu ny 23/03/2011 10:30
hery
(
26/10/2010 15:29)
Salt (Angelina Jolie)
Vao nojereko teo fa tena milay.
Hita hoe tsy manao film ratsiratsy mihitsy le kala Jolie.
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=QZ40WlshNwU[/youtube]...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 03/03/2011 22:55
hery
(
22/10/2010 08:54)
Hira katolika vitsivitsy
Ireto aloha izany ny hira vitsivitsy natao tao anatin'ny roa volana. Ny feo sy ny tonony no tena henoina fa ny sary tsy dia important loatra :-)
Atolotro anao Andriamanitra
[youtube]http://www.youtub...
tohiny
novalian'i bilie ny 25/09/2011 13:01
hery
(
11/10/2010 08:54)
Dia raha mandresy ny ENY?
Efa manomboka ny propagandy ao Dago ao. Mirehareha ny HAT fa hanao référendum ary mandany vola mihitsy hanao izay handresen'ny ENY. Ny fanontaniana aloha mbola tsy mazava tsara, ny Constitution hola...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 20/10/2010 07:33
hery
(
11/10/2010 08:54)
Dia raha mandresy ny ENY?
Efa manomboka ny propagandy ao Dago ao. Mirehareha ny HAT fa hanao référendum ary mandany vola mihitsy hanao izay handresen'ny ENY. Ny fanontaniana aloha mbola tsy mazava tsara, ny Constitution hola...
tohiny
hery
(
01/10/2010 09:11)
Fitsipika ao amin'ny karajia
Manomboka mamolavola miaraka ny fitsipi-pifehezana ao amin'ny karajia izahay amin'izao fotoana izao. Izay manana soso-kevitra hantsaràna azy dia afaka miresaka amin'ireo op ireo.
...
tohiny
novalian'i ninikel ny 21/10/2010 14:43
hery
(
28/09/2010 09:10)
Inception
Ohatry ny hahaliana ity.
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=66TuSJo4dZM[/youtube]...
tohiny
novalian'i kooool4 ny 04/12/2011 07:25
hery
(
23/09/2010 13:53)
ArtistX System
Tsy mbola nidera OS Linux teto mihitsy aho hatramin'izay satria toa mitovitovy daholo ihany ny zavatra avoakany. Fa tamin'ity indray mitoraka ity tena chapeau.
ArtistX no anarany. Ary misy LiveCD az...
tohiny
novalian'i hery ny 28/09/2010 07:26
hery
(
20/09/2010 04:47)
Mahaiza misaotra sy mankasitraka
Mahagaga tokoa an. Tsy misy afatsy hoe fisaorana rehefa jerena ny tombony maro azontsika avy amin'Andriamanitra...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=SiGTV7N5AjU[/youtube]
...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:27
hery
(
12/09/2010 22:40)
Raharaha 7 fevrier 2009. Rapport-n'i Jeneraly Raoelina
Dia namoaka rapport amin'ny maha miaramila azy nitantara ny zavatra hitany teny Ambohitsirohitra sy ny fandraisany anjara tamin'izany ary i Jeneraly Raoelina.
http://collectif-gtt.org/file/RAPPORT_7_...
tohiny
novalian'i tgvravalo ny 15/09/2010 08:39
hery
(
09/09/2010 13:47)
Ny atao hoe borné sy ny atao hoe malala-tsaina
Mazava ho azy fa mifanohitra ny olona borné sy malalatsaina. Ka ity misy fitsapan-tena kely hoe borné ve ianao sa malala-tsaina raha resaka finoana no jerena.
Amin'ny Fanontaniana rehetra eto amban...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/09/2010 19:11
hery
(
06/09/2010 08:02)
Bizna eto amin'ny serasera
Koa satria efa mandeha tsara tsy misy olana intsony mihitsy ny siten'ny bizna http://bizna.serasera.org dia angamba tsy tokony hanaovana dokam-barotra intsony eto amin'ny dinika.
Amin'izao rahateo dia...
tohiny
novalian'i ouioui ny 04/10/2010 20:00
hery
(
01/09/2010 15:36)
Fitadiavana ao amin'ny tahiry Karajia
Asa na hitanareo fa efa mandeha ilay fitadiavana teny na olona ao amin'ny tahirin-dresaka ao amin'ny karajia.
Rehefa miditra ao amin'ny tahirin-dresaka http://karajia.org/karajia/archives dia afaka m...
tohiny
novalian'i ouioui ny 04/10/2010 20:11
hery
(
31/08/2010 22:38)
Misy 1000 bornes koa ao amin'ny karajia
Mahafaly ny milaza amintsika fa hitako misy lalao 1000 bornes koa ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao. Raikitra ny course :-)
Rehefa tafiditra ao amin'ny karajia dia soraty fotsiny hoe /join...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:46
hery
(
27/08/2010 23:07)
Ny konfesy
Inona ny Konfesy?
Ny konfesy dia fomba katolika izay entina hanehoana indrindra ny indrafon'Andriamanitra. Tsy ny halemen'ny mpanota no tena banjinina fa ny haben'ny famelan-keloka omen'Andriamanitra...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/09/2010 13:37
hery
(
27/08/2010 14:21)
Tena mandany fotoana ihany ilay miresaka amin'ny Temoins du Jehovah
Ok, izaho dia mpandray TJ ao antrano rehefa mamangy ry zareo. Nahafinaritra aloha tamin'ny voalohany satria rehefa raisina tsara ry zareo dia miresaka be tokoa. Ny olana anefa dia raha vao miezaka ian...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 28/08/2010 06:35
hery
(
24/08/2010 14:57)
Misy elefanta
Naha toran'me ahy mafy omaly :-)
[img]http://www.lazypalace.com/img/bizarre-and-odd/worst/worst16.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i arialy ny 25/08/2010 11:13
hery
(
22/08/2010 18:55)
Sao dia mbola misy lohahevitra Katolika mahaliana?
Mahafinaritra ahy ny mizara ny finoako eto (io aloha no haiko) ary hitako fa mahaliana ny maro ilay izy. Noho ny maha lehibe dia lehibe sy anisan'ny tranainy indrindra ny Fiangonana Katolika anefa dia...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:46
hery
(
21/08/2010 08:30)
Tokony hanana vady firy?
Ankoatra ny mompera izay nanao voady hanaja ny fahadiovana sy tsy hanambady dia be dia be koa ireo olona izay nanao voady teo ambony alitara ny hanaja ny vadiny. Hanana vady tokana ihany... ary teo an...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:53
hery
(
11/08/2010 09:54)
Misy gasy manja ihany ka
Tena misy tovovavy gasy tsara sy mahafinaritra ihany ao amin'ny namana serasera ao ry zalahy. Mba jereo anie ny sombitsombiny e?
Tsindrio ny sary raha te hahita ny sary lehibe.
[url=http://namana.sera...
tohiny
novalian'i ainania19 ny 04/02/2018 17:35
