Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 21/01/2012 16:21)
Tsy nisy NOTAM hoy i Beriziky kanefa...
nisy dia nisy ny NOTAM fa raha tsy nahafantatra ny fisiany i Beriziky dia tsy izy no namoaka azy ary tsy baiko avy aminy. Raha jerena tokoa ilay NOTAM dia hafatra mivantana avy amin'ny PHAT ilay izy... tohiny
novalian'i karandoha ny 23/01/2012 21:03
hery ( 21/01/2012 15:58)
Serge Zafimahova CNOSC mamintina ny toe-draharaha
Araka ny famintinan'i Serge Zafimahova izay ao amin'ny CNOSC, napetraka mba hanara-maso ny fanatanterahana ny Tondrozotra dia izy no nasaina nijery akaiky ny toe-draharaha teny Ivato, ka toa izao no n... tohiny
hery ( 21/01/2012 12:48)
Ny zava-mitranga ao Johanesbourg
Ora Madagasikara 15:48 Selon toujours @SebHerieu, journaliste à bord de l'Avion: Johanesbourg La police vient d'arriver..., la délégation #Ravalomanana ne veut toujours pas descendre... tohiny
novalian'i hery ny 21/01/2012 16:16
hery ( 21/01/2012 12:00)
Tsy tafiditra indray Ravalo
Noheverina fa tsy ho avy mihitsy angamba Ravalomanana dia tsy nosakanana mihitsy raha tsy tamin'ny ora farany. Nony fantatry ny HAT fa efa eny ambony fiaramanidina izy sy ny Mpanao gazety (28 ry zare... tohiny
hery ( 19/01/2012 08:32)
Raha sendra tsy tafiditra @ serasera
Tamin'iny faran'ny herinandro teo iny dia nasiana fanovana kely ny milina anatiny momba ny fidirana eto amin'ny takelaky ny serasera.org rehetra. Amin'izao dia tsy mila mampiditra solonanarana isaky n... tohiny
hery ( 16/01/2012 07:52)
Raha hiverina Ravalo
dia mety mihitsy ilay hoe mitondra mpanao gazety iraisam-pirenena maro miaraka aminy. Raha tena te hisambotra azy amin'izay ny HAT dia ho hita eo ny fomba sy ny antony hisamborana azy.... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/01/2012 10:48
hery ( 13/01/2012 17:12)
Tsy tanteraka aloha ny faminanian'i Mailhol voalohany :-)
http://www.famfrance.fr/index.php?news&nid=25 [quote] D’après les prophéties du pasteur, après la crise de 2009, Madagascar n’aura pas son président démocratiquement élu que le premier seme... tohiny
novalian'i tsioka ny 04/02/2012 16:49
hery ( 30/11/2011 06:32)
Seraser'alina 3 -- 3 andro sisa
Koa aza adino ny pitsopitsony vitsivitsy. - Hisy fifanakalozana fanomezana ka samy mitondra ka atao 5euros ny sandany. - ...... tohiny
hery ( 23/09/2011 14:00)
Fika mety hilay hoe mody zao Ravalo
Mety fika milay tokoa raha hoe amin'izao Andry Rajoelina lasa any New York izao Ravalo no mody. Misy fihetseham-bahoaka sy fitsimbadihana tampoka dia i Rajoelina indray no mahazo NOTAM lolll Izany ho... tohiny
hery ( 22/09/2011 09:32)
ONU: Hiteny ve Rajoelina?
Tadidintsika ny tamin'ny roa taona lasa izay nandehanan-dRajoelina tao amin'ny fivoriambe-n'ny firenena mikambana, saika handray fitenenana dia tsy navelan'ny SADC... Tamin'ny herintaona tsy sahy nand... tohiny
novalian'i milamm ny 25/09/2011 21:13
hery ( 21/09/2011 10:59)
Satelita hilatsaka ety an-tany, tandremo ihany ny loha eny an-dalana
Misy satelita amerikana efa lany daty tamin'ny 2005 ka hilatsaka ety an-tany mety amin'ny alakamisy (rahampitso) ka hatramin'ny asabotsy, tsy fantatra nefa hoe aiza marina no hilatsaka ilay izy. Koa t... tohiny
novalian'i niryna ny 21/09/2011 14:29
hery ( 16/09/2011 07:44)
Atahorana mafy Ravalo
Heno indray izao fa nisy NOTAM indray nivoaka omaly misakana an-dRavalo tsy hiditra ao Madagasikara. [url=http://www.madagascar-tribune.com/Interdit-d-entree-par-un-autre,16408.html]Jereo eto[/url] M... tohiny
novalian'i hery ny 19/09/2011 08:18
hery ( 11/05/2011 09:12)
Raha diso moa ny Baiboly?
Zavatra vitsivitsy mety mahatonga io fanontaniana io ireto ambany ireto... dia ery ambany ny valiny. Efa natsipiko tsindraindray teto ihany. - Ny baiboly dia fitambarana boky nosoratana tao anatin'ny... tohiny
novalian'i patacoull ny 25/10/2011 12:40
hery ( 09/05/2011 15:12)
Fihaonana Namana Serasera Roma Aout 2011
Araka ny vinavina mandeha dia hisy fihaonan'ny namana serasera indray aty Roma amin'ny volana aogositra 2011. Ny daty dia ny 12-15 aogositra 2011. Nalefa aloha mihitsy ity fampilazana ity mba hahafaha... tohiny
novalian'i hery ny 27/06/2011 08:50
hery ( 09/05/2011 09:52)
Volan'i Masina Maria
Ity volana ity, ny volana mey, ho an'ny Katolika :-) isantaona dia volana natokana hanajana manokana an'i Masina Maria. Betsaka ny zavatra azo atao amin'izany. Ny tena fanao matetika dia ny hasivianan... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 17/05/2011 11:25
hery ( 28/04/2011 22:27)
Papa Joany Paoly II
Vaovao mahafaly koa itony :-) (mivonto zao ny oron'ny sasany kanefa ny vaovao mahafaly tsy maintsy lazaina). Hatsangana ho olontsambatra amin'ny 1 mai izao eto Roma ny papa Joany Paoly II. Atao ahoana... tohiny
novalian'i hery ny 09/05/2011 15:33
hery ( 28/03/2011 07:02)
Consensuel hono
Ny kafe tsy nasiana ronono ve mbola azo antsoina hoe café au lait ihany? Izany mantsy no fahitako an'ilay governemanta amin'izao fotoana izao. Nieritreritra ny hanao café au lait ry zalahy, izany ho... tohiny
novalian'i andrywui ny 31/03/2011 19:11
hery ( 06/02/2011 09:59)
Sosokevitr'i simplex
Jereo ihany itony zavatra itony fa tahaka ny mety. Sur aloha nefa aho fa sarotra tanterahina ilay izy satria i tgv dia tsy hanaiky ny tsy hilatsaka, ravalo tsy hanaiky n y tsy hody ary ny ct sy ny cst... tohiny
novalian'i milamm ny 12/02/2011 11:23
hery ( 29/11/2010 10:14)
Tanteraka ny seraser'alina 2 misaotra antsika
Tanteraka soa amantsara iny ny seraser'alina 2 izay natao tao amin'ny Restaurant Au Gout de Madagascar tany Paris tamin'ny Zoma 26 Novambra alina. Nahafinaritra ny fiarahana ka isaorana daholo izay n... tohiny
novalian'i cyril ny 07/12/2010 12:44
hery ( 11/11/2010 09:27)
Fiarovanao ny zonao ny tsy mifidy
Raha toa ianao ka tsy mankasitraka ny HAT na tsy matoky ny HAT dia aza mandeha mifidy akory. Satria nahoana? Betsaka tokoa ny resaka momba ny fitsapan-kevi-bahoaka ho avy ity ka mba arosoko ihany koa... tohiny
novalian'i rahery08 ny 16/11/2010 06:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424