Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
02/12/2013 08:29)
Hifidy "Miaraka amin'i Andry Rajoelina" ve Antananarivo?
Miparitaka be izao ny loko orange isaky ny QG-n'ny kandidà solombavam-bahoaka TGV sady hamafisina be mihitsy hoe "Miaraka amin'i Andry Rajoelina". Toa tsy tsaroany fa vao tsy ampy iray volana akory i...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/01/2014 19:31
hery
(
26/11/2013 08:22)
Rajoelina mamadika tampoka lol
Tsetsatsetsa tsy aritra ihany hoe gravy Rajoel raha hivadika tampoka an. Ny TGV izay antokony aza moa avadiny.
Ny antokony nifidy an'i Edgard harotsaka ho filoham-pirenena kay i Hery hono no kandida-n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/11/2013 08:53
hery
(
18/11/2013 10:56)
Very tadipoitra
24 ora izay no niezahako nitadidy anaran'olona iray. Hitako izy omaly, fantatro ny endriny, 10 taona mahery izahay no tsy nifankahita sy tsy nifanoratra... fa tsy mety tadidiko ilay anarany.
Inona ny ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/12/2013 10:35
hery
(
15/11/2013 15:38)
Mpanao mariazy nandeha metro :-)
Nahafinaritra kely ny nahita azy roa nandeha metro nandeha tany amin'ny fiangonana hanaovana ny mariaziny. Tao Milan eto Italia no nitranga ny tantara.
Ny fanazavana nomeny dia hoe tsy manana fiara i...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 14/01/2015 05:38
hery
(
14/11/2013 15:48)
Mitady fika hanamainana lamba amin'ity ririnina ity :-)
Manomboka ny fotoanan'ny ririnina dia efa matetika avy foana koa ny orana ka tsy azo avoaka eo an-tokotany intsony ny lamba (yes, mbola afaka mamoaka lamba eo an-tokotany izahay loll). Dia ahoana ny f...
tohiny
novalian'i 5laody ny 16/11/2013 19:15
hery
(
14/11/2013 10:29)
Paozy matory
Samy manana ny fatoriny (matory fotsiny an). Fa amin'izao ririnina izao dia ilay A sy B no tena milay. Ilay F mandreraka :-p
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/67d917e9f031bacd5844c6ea6cd6...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/12/2013 10:30
hery
(
27/10/2013 19:05)
Seraser'alina 2013?
Salama daholo.
Misy resaka mandeha amin'ny hisian'ny Seraser'alina 2013 amin'ny 30 novambra izao ao Paris ka iza no vonona?
Misy an'ilay Insomnia izay andraisan'i Raozigasy anjara ([url=http://bizn...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 14/11/2013 21:23
hery
(
26/09/2013 15:39)
Siora ry nama a... avereno ny bois de rose
Hira hiverimberina ao amin'ny sofina ato ho ato loll
Sur ry nama avelao ho avy ze ho avy
Ekenay Robinson avelao rava ze rava
Tsy ekenay intsony izay milaza? azy ho favy
Izao izahay hiova loko sy h...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/09/2013 20:33
hery
(
17/09/2013 10:30)
Tononkira Malagasy amin'ny Android
Salama daholo.
Dia vita soa amantsara omaly alina izany ny Tononkira Malagasy amin'ny android. Afaka mandeha amin'ny telephone sy tablet misy Android rehetra. Ny tononkira ao anatiny dia izay tononki...
tohiny
novalian'i hery ny 18/09/2013 10:01
hery
(
16/09/2013 07:50)
JLR Safidin-dRavalo: tsara sa ratsy?
Ho an'ireo TSY mpanohana manokana an-dRavalomanana NEFA kosa MPANOHITRA mafana fo ny fanonganam-panjakana dia tena nahafaly ny safidin-dRavalo. Tsy hoe ilay JLR manokana no mahafaly satria tsy dia ten...
tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 16:53
hery
(
29/07/2013 08:41)
Olan'ny windows 8
Salama daholo.
Ohatry ny mahakivy ahy ilay windows 8. Toa manjary manana tendance smartphone ilay izy. Indraindray ara tahaka ny tsy manao multi-task intsony.
Raha manokatra video ohatra dia tsy af...
tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2014 06:10
hery
(
22/07/2013 12:50)
Mbola ilaina ve ny CEPE ?
Nivaly hono ny CEPE any Madagasikara, ilay Certificat d'Etutes Primaires Elémentaires. Raha ny tena izy dia ny CEPE no hanaporofoina hoe mahay mamaky teny sy manoratra ny olona iray.
Manontany tena ...
tohiny
novalian'i SandratraIdealy ny 21/12/2016 11:13
hery
(
09/05/2013 21:28)
Tsy vitan'ny kristianina sasany ve ny mampibebaka ny mbola tsy mpino?
Asa ianareo raha mahatsapa fa ny ankamaroan'ny fiangonana madinika isakarazany dia izay efa mino no tena ataony lasibatra itoriany fa tsy izay mbola tsy mino mihitsy. Mety hoe lafiny pratika vitsivits...
tohiny
novalian'i sitlo ny 18/05/2013 08:12
hery
(
09/05/2013 07:45)
Fampihavanana marina
Efa hoe tsy mety io bulletin unique io. Inona moa no tena tanjona tamin'io? Hoe hanome chances ireo antoko kely ve? Dia io tokoa ara fa niroborobo ny antoko kely. 41 be izao no nofidina. Ny laharana t...
tohiny
novalian'i 5laody ny 16/05/2013 06:48
hery
(
23/04/2013 08:12)
Artista avy any atsimo
Hiran'ireo artista maromaro avy any atsimo. Mino aho fa hetsika manokana taorian'ny Haruna ity hira ity. Isaorana izy ireo.
Fa ohatry ny tsy mba hitako ao i Mamy Gotso?
[youtube]http://www.youtube.c...
tohiny
novalian'i endriny ny 27/05/2013 11:06
hery
(
05/04/2013 14:02)
Resaka maka maka sary
Tsy hoe artista akory fa izay hita mahaliana dia atao kely eny. Misy mpaka sary faka mizara traikefa ve ato? Vao mianatra mantsy ny tena.
Itony izao andrana:
[url=http://hery.blaogy.com/post/4/8314][...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:36
hery
(
05/04/2013 04:29)
Fifidianana tandrametaka indray ve sanatria?
Hiroso amin'ny fifidianana izany isika, tonga ihany ilay fotoana nodradrain'ny sasany teto amin'ny serasera hoe vitao haingana, vitao mora, fifidianana mora.
Toa izao no nolazain'ny kandidà iray efa...
tohiny
novalian'i hadji ny 13/04/2013 08:29
hery
(
04/04/2013 13:34)
Valala
Dia iny henontsika iny izany ny firongatry ny valala ao Madagasikara. Araka ny nolazain'ny FAO dia mihoatra ny 40M USD ny vola ilaina. Tsy manana izany vola izany ny Malagasy fa raha misy ho avy dia t...
tohiny
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:37
hery
(
29/03/2013 08:46)
Papa Fransoà manasa tongotry ny gadra
Nanaitra sy nanohina ahy ny nahita ny Papa nanasa ny tongotry ny gadra omaly. Namerina izay nataon'i Kristy nanasa ny tongotry ny mpianany. Hoy tokoa mantsy izy hoe "Ka raha izaho Tompo sy Mpampianatr...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 09/04/2013 18:44
hery
(
21/03/2013 08:06)
Hi-chat ao amin'ny serasera amin'ny alalan'ny Pidgin
Misy fitaovana anakiray atao hoe Pidgin izay azo ampiasaina raha hi-chat ao amin'ny serasera. Ka ity ny fomba fampiasana an'io [url=http://pidgin.im]Pidgin[/url] io.
Voalohany indrindra aloha, ny [u...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/03/2013 05:37
