Salt (Angelina Jolie)

1. hery ( 26/10/2010 15:29)
Vao nojereko teo fa tena milay.

Hita hoe tsy manao film ratsiratsy mihitsy le kala Jolie.

2. kelly13 ( 02/11/2010 08:06)
mmhhh, aia rô spapa e!!!!!
3. hery ( 02/11/2010 08:53)
kelly13> any @ sisiny kosa fa tsy eto lolll
4. kelly13 ( 02/11/2010 09:00)
alefaso @ sisiny aza e! d miciii d'avansy
5. hery ( 02/11/2010 09:03)
Efa any :-)

Ary tsy hihaona angaha amin'ny 26 nov?
6. kelly13 ( 02/11/2010 09:20)
tsy afa-miala @ adidy, nefa poinsa ery le daty :(

merci ô!! aza hitako fa teny angalisy!!!!! maty aho abako aman'neniko eeee lollllllllll
7. jiolah ( 12/11/2010 13:02)
raha gijagija ihany de mba anjamo koa le machete
style desperado vinaninany
8. vale ( 15/11/2010 10:37)
Oh lala yesssssss, aza miala @ i kala Jolie oà!!!!!! lol
9. soanja ( 01/02/2011 01:35)
Aha izay vao hitako ilay SALT gaigy tokoa ilay Angelina ka! Hitako matimaty aminy i Brad.

Inona indray ny film malaza tsara jerena? za tena tsy naharako tsony nony lasa.
10. AndriambyII ( 03/03/2011 22:55)
Ok rahery @ ilay sopapa . Voajery ny film .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.16