Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 12/01/2010 08:17)
Efa ela ihany aho...
Salama daholo Iza kay no mihira an'ity hira ity raha fantatrareo? Efa ela ihany aho no naniry hiaraka aminao Nefa moa ianao tsy taitra akory hatrizay Ny tena moa tsy manana omena Ny tena ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:14
hery ( 11/01/2010 00:39)
Mety hisy fahatapahana
Mety hisy fahatapahana ny blaogy.org sy blaogy.com ao anatin'ny 24 ora noho ny fifindran'ny "registrar". ... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2010 09:29
hery ( 30/12/2009 21:53)
Inona avy no zavatra azo atao eto?
Misy ireo namana vao niditra no manontany hoe inona avy marina moa no zavatra tena azo atao eto amin'ity serasera ity koa ity ambany ity ny fanazavana momba izany. Dia ampitampitao [url]http://seras... tohiny
hery ( 28/12/2009 14:40)
Hipoaka io... miala any koa ny RAS
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV. Efa manomboka miala any koa ny RAS taorian'ny RFI. Ny RAS (Régiment d'Appui et de Soutien) ihany koa dia manana fitaovam-piadiana. Iny n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 21:23
hery ( 08/12/2009 07:14)
Andry Rajoel sisa no sakana
Dia iny hita iny fa niara-nivory tany Maputo ny lohan'ny mouvances 3, ny praiminisitra niaraha-nanapaka, ny co-présidents. I Andry Rajoel zany sisa no tsy tonga kanefa mbola tsy maninona koa izany fa... tohiny
hery ( 07/12/2009 16:23)
Sakafo krismasy...
Inona ny kaly hataonareo amin'ny krismasy? ;-) Ny zavatra mba iriko zao (enga anie ho hitan' madama) dia Ny entrée angamba aleo tsy dia be vinaigre sy menaka loatra... na dia salady tsotsotra a... tohiny
hery ( 05/12/2009 22:22)
Joyeux annif Andrywui sy i Pikatti
Ato amin'ny politika no ataoko satria anisan'ny mpanao "politika goavana" (lol) eto izy roalahy ireo. Nahafinaritra ny nahita tao amin'ny site-n'ny namana.serasera.org hoe aniverseran'izy roalahy and... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:26
hery ( 03/12/2009 08:31)
Ny ps clones
Ao amin'ny karajia dia misy ankizy mampiasa fitaovana dia mahalala hoe i ranona ihany no i ranona. Io ilay antsoina hoe "clones". Ohatry ny mahafinaritra io raha ampidirina eto amin'ny serasera. T... tohiny
novalian'i ANARIM ny 19/01/2010 08:33
hery ( 26/11/2009 10:29)
Angels and demons
Izay vao hitako ilay Angels and Demons an'i Ron Howard fa tena milay. Sady eto Rome daholo ny tantara no mitranga dia araka tsara :-) Ary tsy arakaraky ny tsikeran'ny olona ilay izy hoe manimba ny ... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/11/2009 02:39
hery ( 26/11/2009 10:20)
Kanosa ihany Rajoel
Tamin'ny voalohany dia nieritreritra aho hoe mafy loha ilay Andry TGV ary izay no nieritreretan'ny olona azy satria hoe TGV fonceur. Fa amin'izao vao hita hoe kanosa ihany kay ity prezidà-n'ny trans... tohiny
novalian'i pimaso ny 30/11/2009 19:38
hery ( 26/11/2009 09:56)
Ao tsara daholo? :-p
Hay mbola ato daholo ihany isika ka. Milay. Tsisy vidim-pidirana zany eto @ serasera. Mbola vita soa amantsara ny mifandrimbona amin'ny fandoavana ny sarany rehetra ilaina aloa. Raha misy vonona ha... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 11:50
hery ( 25/11/2009 10:55)
Tsianjery krismasy indray o
Efa ho avy ny fety fa dia mba mitady tsianjery krismasy indray eee... Aza atao an'le mahazatra be ireny. Tsy manin na misy hoe "Tonga ny noel Miala Rajoel" lol... tohiny
novalian'i hery ny 18/11/2023 14:07
hery ( 24/11/2009 16:02)
Sary firariantsoa 2009
Efa ho avy ity ny Krismasy 2009 sy ny Taombaovao 2010. Toy ny isantaona dia misy sary firariantsoa avy amintsika namana aseho ao amin'ny pejy fandraisana. Koa amin'ity taona ity dia toa izao no hanaov... tohiny
hery ( 16/11/2009 08:39)
Ahoana tsara ilay 2012?
Navoaka film mihitsy ily hoe farandro amin'ny 2012. Mafana fo be koa izao ny sekta sasany hoe "Io ary ilay efa nolazaiko". Misy ny mino misy ny tsy mino. Misy petra-kevitra 3 lazain'ny mpiandry fara... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:56
hery ( 10/11/2009 04:41)
Ny fitaizana taloha
Asa ianareo raha mba toa ahy fa misy fotoana aho mahita ny zavatra iainan'ny ankizy sy tanora amin'izao fotoana izao, indrindra ireo maditra sy ilay migafigafy irony kanefa tsy azo kitihina mihitsy. D... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/11/2009 18:28
hery ( 07/10/2009 09:44)
Mahay politika ve i Andry TGV?
Hitako hihinana ambolony indray i Andry TGV amin'io fifanarahana vaovao io :-) Niseho ho mafy loha loatra i leiry taorian'ny Maputo I sy Maputo II ka mila anaovana fika mahery vaika dia mibitaka :... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 01:12
hery ( 25/09/2009 22:01)
Voasakana fa tsy voadingana intsony
Dia iny niara-nahita iny fa voasakana tsy hiteny mihitsy i Rajoelina fa tsy voadingana tahaka ny omaly intsony. Efa nantsoina saika hiteny izy dia tonga dia nangataka fitenenana ny mpitondra tenin'ny... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 10:50
hery ( 24/09/2009 14:54)
Kabary UN. Voadingana Andry Rajoelina
Dia iny niaraha-nahita iny fa voadingana tsy navela hikabary i Andry Rajoelina androany maraina tao amin'ny ONU. http://www.un.org/ga/64/generaldebate/ Hatramin'ny omaly dia mbola tao anaty lisit... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/09/2009 07:39
hery ( 18/09/2009 08:47)
Ny adala no tsy miova hevitra
Manomboka hita fa miha tonga saina ny olona. Indrindra ireo izay nieritreritra hoe ho tafita ilay TGV. Aty aoriana vao mahita hoe tsy mety tafa ilay izy. I Andry Rajoelina mety ho nilay ihany fa ilay ... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/09/2009 12:22
hery ( 17/09/2009 09:51)
Ary ny fahitanareo ny A.M.E?
Ny A.M.E izao no nanao filazana anisan'ny voalohandohany t@ herinandro lasa iny hoe handrotsaka olona ho filoham-pirenena izy ary ny filoha nasionaly Atoa. Clément Ravalison no hatolony amin'izany. ... tohiny
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 14:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438