Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
05/06/2009 04:53)
Takelaka tononkira.serasera.org
Dia nohavaozina ihany koa ny takelaka tononkira.serasera.org araka ny hitantsika.
Inona no niova?
- Ny endrika ivelany sy ny milina anatiny
- Nohatsaraina ny adiresy fijerena tononkira ohatra hoe n...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 07/06/2009 18:01
hery
(
03/06/2009 11:40)
Fanatsarana ny ambanivohitra
[ampiakariko kely ilay dinika]
Anisan'ny zavatra himatimatesanay ka nahatonga anay tapa-kevitra ny hiroso amin'ny fifidianana manaraka io dia ny fanatsarana ny ambanivohitra indrindra indrindra. Ts...
tohiny
novalian'i rodro ny 10/06/2009 13:42
hery
(
28/05/2009 15:50)
Andry Rajoelina nanodina vol Airmad
Dia samy naheno angamba isika fa nahodin'i Andry Rajoelina ho any Dakar/Sénégal ny vol-n'ny Air-Mad tokony ho any Paris. Niesona adin'ny firy tany ny mpandeha. Iza no nandoa ny frais? Sa dia natao t...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2009 16:05
hery
(
20/05/2009 14:30)
Nanao hala-bato ve ny fitondrana?
Gaga foana aho amin'ilay resaka hoe raha izao no manao fifidianana dia hisy hala-bato satria nangala-bato ny teo amin'ny fitondrana nahalany ny prezidà t@ 2006 sy ny depioté t@ 2007
Misaina kely ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:32
hery
(
20/05/2009 05:13)
Mampalahelo: nijanona tanteraka ny fanampiana amerikana
Dia re izany izao fa najanon'ny amerikana ofisialy ny fanampiany an'i Madagasikara satria tsy fitondrana demokratika.
http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5jmo9PwT4N2wn-sFAeSHCjP5WwE9g...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:35
hery
(
19/05/2009 15:02)
Tsy nahomby indray ny HAT
Tsy fahombiazana hafa koa no hita tamin'ny HAT fa tsy nisy nanaiky ny baiko ny ireo ambassadeurs gasy nesoriny teo amin'ny toerany. Vao nahazo toerana mantsy ry zalahy dia hoe esorina daholo ny ambass...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:13
hery
(
15/05/2009 05:33)
Matahotra fifidianana i Andry TGV
Aleo dia tsorina.
Ny antony nitenenan'i Andry hoe tsy hilatsaka hofidiana izy raha toa ka tsy milatsaka daholo ny filoha taloha dia fantany tsara fa ho lany i Ravalomanana raha mbola milatsaka eo. A...
tohiny
novalian'i benkintana ny 16/05/2009 00:34
hery
(
13/05/2009 13:03)
Fozaorana
Hay ve otran'izao izany fozaorana izany e. Izay vao tena hitako :-)
http://tandem2009.over-blog.com/article-31192339.html...
tohiny
novalian'i vale ny 05/06/2009 17:20
hery
(
12/05/2009 13:30)
Rossy lasa kolonely tampoka lolll
Izaho kosa ve hozy i leiry tsy mba omenareo toerana. I Sareraka indray no lasa membre-n'ny HAT talohako... dia iny Rossy fa naka tenue sy gradina Kolonely.
Dia falifaly ery ny miaramila kolonely sa...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2009 21:01
hery
(
12/05/2009 03:48)
Jery todika atsasa-dalana
Araka ny re dia manao jery todika nandritra izay 50 andro nijoroany izay ny HAT
[quote]"As you know, we have already almost 50 days on the government and we are making the report of these 50 days. I...
tohiny
novalian'i essera ny 12/05/2009 12:53
hery
(
10/05/2009 00:00)
Peta-toko ny HAT
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/33315
Tokony ho jerena akaiky ihany ireto hoe investisseurs saodianina ireto! Misy tranga tsara hodidnihina ihany ireto :
1. Nojerena tao @ int...
tohiny
novalian'i reeves ny 11/05/2009 10:53
hery
(
08/05/2009 00:29)
Sarin-tava
Efa vita mitokana amin'izao ny takelaka fanamboarana sarin-tava.
Jereo ao amin'ny [url]http://avatar.serasera.org[/url]
Raha misy olana dia lazao eto....
tohiny
novalian'i halloween ny 13/05/2009 20:04
hery
(
07/05/2009 18:06)
Ofisialy izao: Manohitra ny HAT ny Parlement Européen
Lanin'ny Parlement Européen io hariva io ny filazana izay manameloka ny HAT eto Madagasikara. Anisan'ny lazainy amin'izany ny:
- Fanamelohana ny fanonganam-panjakana misy eto Madagasikara
- Fangata...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 11/05/2009 12:59
hery
(
05/05/2009 11:15)
Tsy misy resa-pivavahana hoy andrywui?
Gaga ihany ny tenanay maheno ny resaky ny TGV eto rehefa lazaina hoe tsy mamely io resaka Arabo tafiditra amin'ny fotoana tsy tokony idirana io.
Ny mampieritreritra, saingy tsy takatry ny TGV, d...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:36
hery
(
04/05/2009 14:21)
Capsat: kidoro avy koa angalarina
Sa izany ve no hoe kidoropamba? lolll mampalahelo ny capsat fa zany hoe taolana ny nify.
Soa ihany fa roa volana sisa.
[quote=gazety taratra]Ans Ampefiloha
Fandriana 75 sy kidoro 50 lasan’ny...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 06/05/2009 09:26
hery
(
03/05/2009 10:06)
Mbola ao daholo ve?
Vita izay ny iray volana... nandalo faran'ny volana voalohany taorian'ny naha filohan'ny HAT an'i Rajoelina isika.
Mbola velona daholo? Mbola maharaka daholo? Nandray karama tsara daholo? Mbola tsis...
tohiny
novalian'i Oay ny 04/05/2009 15:20
hery
(
29/04/2009 21:42)
Sary fisamborana an'i Manandafy
Sao dia mba efa tsy rariny kosa... mba tokony hajaina ihany ny olon-dehibe.
[img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/04/arrestation-musclee-charles-290409.jpg[/img]
[img]http://www.to...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 14:47
hery
(
29/04/2009 15:02)
Invité any New York hoe? lol
Mitohy ihany ny fitorahana bilao avy amin'ny TGV. Dia hoe voaasa ho any New York hono amin'ny Juin. Satria tsinona ny Malagasy tsy vaky volo tsy afaka hanamarina na tsia ny zavatra tahaka izany dia ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:00
hery
(
27/04/2009 09:39)
Misy miaramila maneno sahady fa tsy nahazo saosy
Araka ilay vinavinako momba ny hoe telo volana ihany no haharetan'ny HAT dia tokony amin'ny faran'ny volana fahatelo vao mikomy ny CAPSAT rehefa tsy hahazo karama be fandrainy intsony ka hivadika amin...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:39
hery
(
27/04/2009 08:48)
Site vaovaon'ny Presidansa
Nisokatra ny site vaovaon'ny Fiadidian'ny Repoblika, azo jerena ao amin'ny [url]http://madagascar-presidency.info[/url]...
tohiny
novalian'i Noue ny 27/04/2009 17:24
