Fianakams lasa mamonjy cyber? lol

1. hery ( 16/06/2009 08:22)
Ok, tsy tena resaka politika ity fa sady resaka vazivazy ihany. Noho ny resaka nataon'i 'general' teto sy tany amiko manokana dia nosakanana ny IP-ny (izy mihitsy moa no nangataka hoe sakano raha mety). Avy eo anefa dia niatsoantso i andrywui hoe voasakana ny IP-ny. Nisy ps maromaro koa niaraka voasakana. Dia avy eo moa izy nitsotra hoe fianakaviany i general ka raha i general no nanao ny ataony dia tokony tsy ho ny IP ao antranony no sakanana. Dia nisy vazivazy teto hoe zanak'anabavy, dadabe sy bebe mihitsy koa angamba ny ps sasany voasakana fa izy hono tsy teto fa tany @ province.

Marihina fa eto @ forum ihany no nosakanana io IP io.

Amin'izao dia tafiditra eto @ forum ireo ps ireo. Izany hoe tsy maintsy niova IP (andao atao hoe cyber)... dia gaga aho hoe lasa namonjy cyber hidirana eto @ forum serasera koa ve ny fianakaviana rehetra? lol.

Hafahafa be ihany ny maka sary antsaina hoe ao antrano dia miaraka mandeha mivoaka hoe "Ndao ho etsy @ cyber etsy hi-forum amin'ny serasera oooo" :-)

Arakao izany ilay tiako hotenenina?
2. xxx ( 16/06/2009 08:37)
Mafy anie Ra hery izany hoe tsy ho ao @ serasera izany e :-) , mamy anie izy ity n'inon'inona hadalàna atao ato e

ndryyyy , misaotra anao ihany namorona azy ity , izao lasa serasera addicted izahay mianakavy

3. xxx ( 16/06/2009 08:49)
xxx:

Mafy anie Ra hery izany hoe tsy ho ao @ serasera izany e :-) , mamy anie izy ity n'inon'inona hadalàna atao ato e

ndryyyy , misaotra anao ihany namorona azy ity , izao lasa serasera addicted izahay mianakavy



KA TSY ZARAN'ELAH AZA VE MBA BE MPITSIDIKA NY FORUMN'ELAH SA LISANY TIM IHANY NO TIMP...NAREO HISERASERA ETO é!

4. hery ( 16/06/2009 09:12)
KA TSY ZARAN'ELAH AZA VE MBA BE MPITSIDIKA NY FORUMN'ELAH SA LISANY TIM IHANY NO TIMP...NAREO HISERASERA ETO é


Pfff, nisy mpitsidika foana io na t@ mbola tsy teraka aza ny TIM sy TGV
5. Mirananirina ( 16/06/2009 09:31)
hihihi
6. xxx ( 16/06/2009 09:34)
zah aloha na hamonjy ciber ary hitsidika serasera dia ataoko e! mba nahitako soa mantsy tato koa :-* :-*
7. xxx ( 16/06/2009 09:34)
nisy mamo niantso polisy indray tato zany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
"hery":
Hafahafa be ihany ny maka sary antsaina hoe ao antrano dia miaraka mandeha mivoaka hoe "Ndao ho etsy @ cyber etsy hi-forum amin'ny serasera oooo
ka ny firaisankina hono no hery e ! :-D :-D :-D :-D :-D fa tena mahavariana marina ilay tantara e ! :-D :-D
8. essera ( 16/06/2009 09:52)
xxx5.:
zah aloha na hamonjy ciber ary hitsidika serasera dia ataoko e! mba nahitako soa mantsy tato koa

Mba tantarao wé le iz d mba enaranay ra mety.

Fa inona moa ry Hery ny olana raha avela miserasera izay tsy miteny ratsy tsy manopa tsy manozona fa izao mantsy :

TSY MISORATRA AO AM FITSIPIKA AO HOE IP IRAY MIRA PS IRAY.

Sa ve tsy mahataty ny vavan'i Andrywui Rahery ? :-D :-D

Na forony izay fitsipika izay araka ilay efa noteneniko ela be iny d am zay voavaha ny olan'ny Hery
9. hery ( 16/06/2009 10:23)
essera> Fa oviana koa no nisy niteny hoe IP iray mira PS iray? :-)
10. Mirananirina ( 16/06/2009 10:31)
essera> Fa oviana koa no nisy niteny hoe IP iray mira PS iray

raha io tokoa dia voamafy daholo.
Fa inona moa ry Hery ny olana raha avela miserasera izay tsy miteny ratsy tsy manopa tsy manozona fa izao mantsy :

Ngaha tsy navelan' i Hery miditra hono ireo ry Essera?nefa tsy manota izany raha azoko tsara.
11. Noue ( 16/06/2009 10:42)
xxx:

Mafy anie Ra hery izany hoe tsy ho ao @ serasera izany e :-) , mamy anie izy ity n'inon'inona hadalàna atao ato e

ndryyyy , misaotra anao ihany namorona azy ity , izao lasa serasera addicted izahay mianakavy



12. essera ( 16/06/2009 10:51)
Izaho ve no tsy mahazo resaka sa i Hery no mody fanina :

Hery:
Noho ny resaka nataon'i 'general' teto sy tany amiko manokana dia nosakanana ny IP-ny (izy mihitsy moa no nangataka hoe sakano raha mety). Avy eo anefa dia niatsoantso i andrywui hoe voasakana ny IP-ny. Nisy ps maromaro koa niaraka voasakana.


13. xxx ( 16/06/2009 11:58)
hery:
Noho ny resaka nataon'i 'general' teto sy tany amiko manokana dia nosakanana ny IP-ny (izy mihitsy moa no nangataka hoe sakano raha mety).


Efa manazava ihany enao io, ka mba hazavao anay ny antony izany fanakanana izany. Raha resa-behivavy-nareo any moa dia ajanony ho anareo any. Fa kosa raha resaka politika, izany hoe: noho ny tsy fitiavana TGV no nanakanana azy ireo dia mba teneno anay eto izany.

Ity samy manome fanazavana tapany (ianao sy andrywui sy general) ity mantsy no mahatonga ny disadisa sy ny fiheverana mitanila rehefa avy eo.
14. halloween ( 16/06/2009 12:24)
Une petite astuce pour ceux qui ne connaissent pas. Comment changer d’adresse IP à la volée.
Il suffit d’en demander une nouvelle à son provider.

Comment ?

C’est simple. Allez dans le menu "Démarrer" puis "Exécuter"
puis tapez "cmd" pour obtenir l’invite de commande MSDOS et tapez les commandes suivantes:

ipconfig /flushdns
(cette commande reinitialise le contenu du cache DNS)

ipconfig /release
(cette commande libere la configuration DHCP et libere la configuration d’adresse IP de toutes les cartes réseaux)

ipconfig /renew
(cette commande renouvelle la configuration DHCP de toutes les cartes…
C’est à dire qu’elle renouvelle sa connexion au serveur DHCP de votre provider,
donc que vous avez une nouvelle adresse IP)

exit
(cette commande quitte l’invite de commande MS-DOS)

That’s all…
Mody anaovana resabe d hita fa dondrop... fa mazava fa ny PSnay TGV no bloqués-ne elah d zay, d aminay tsy mahazaka ady hevitra ny oul toa izany, ary raha mifakahita ihany koa tonga d tsy mahazaka an'ilay mavesatra.TAPITRA!!!!
15. xxx ( 16/06/2009 12:32)
halloween >>>> tsy hitako izay hifandrotehanareo amin-drahery eto fa tsy aleonareo ve ho aho manokatra site vaovao malalaka , nareo koa ohatran'ny ratsian'ady @ ra hery , lery mivanitika fotsiny mijery anareo


:lol:
16. xxx ( 16/06/2009 12:50)
tsiky petsa dia ampy :-D :-D :-D
17. xxx ( 16/06/2009 13:11)
halloween:
Mody anaovana resabe d hita fa dondrop...
ny olana @ nareo koa anie ry andrywui dia ianareo manompa sy be vava nefa rehefa atao dia tsy mazaka e ! sady be taraina, be konetaka ery nefa tsy jerenareo akory ny zavatra ataonareo e ! dia mahaiza mijinja izay nafafy e !


18. essera ( 16/06/2009 13:34)
Iza ary io manao xxx io ôôôôôôôôôôô ? Fantatro indray io zao fa zah tsy hiteny. :-D :-D :-D
19. Bazily ( 16/06/2009 14:12)
Ok, tsy tena resaka politika ity fa sady resaka vazivazy ihany. Noho ny resaka nataon'i 'general' teto sy tany amiko manokana dia nosakanana ny IP-ny (izy mihitsy moa no nangataka hoe sakano raha mety). Avy eo anefa dia niatsoantso i andrywui hoe voasakana ny IP-ny. Nisy ps maromaro koa niaraka voasakana. Dia avy eo moa izy nitsotra hoe fianakaviany i general ka raha i general no nanao ny ataony dia tokony tsy ho ny IP ao antranony no sakanana. Dia nisy vazivazy teto hoe zanak'anabavy, dadabe sy bebe mihitsy koa angamba ny ps sasany voasakana fa izy hono tsy teto fa tany @ province.

Marihina fa eto @ forum ihany no nosakanana io IP io.

Amin'izao dia tafiditra eto @ forum ireo ps ireo. Izany hoe tsy maintsy niova IP (andao atao hoe cyber)... dia gaga aho hoe lasa namonjy cyber hidirana eto @ forum serasera koa ve ny fianakaviana rehetra? lol.

Hafahafa be ihany ny maka sary antsaina hoe ao antrano dia miaraka mandeha mivoaka hoe "Ndao ho etsy @ cyber etsy hi-forum amin'ny serasera oooo"

Arakao izany ilay tiako hotenenina?

Io le vavan'ny maty andrano e! Zah handeha , tsy hipody intsony, zah hamono tena. Nefa na hanindrona paingotra ny ratsantanany iray aza tsy sahiny. Dia mody faninina ny pouk'n fa hiala aho, tsy napoiziny mihitsy. Tsy nahoan'ny mpisera izy raha hiala , tsy nisy nanambitamby.
Mody anaovana resabe d hita fa dondrop... fa mazava fa ny PSnay TGV no bloqués-ne elah d zay, d aminay tsy mahazaka ady hevitra ny oul toa izany, ary raha mifakahita ihany koa tonga d tsy mahazaka an'ilay mavesatra.TAPITRA!!!!

Izao ilay atao hoe miala wainn fa matahotra ny mason'ny pouk'n. Hitanareo moa le bandikely azeran'ny bisikileta eny imasombahoaka a! Mody matanjaka be nefa vao dify dia jerena daholo na ny tongotra na ny tanana, tsapaina ny lamosina sao folaka. Eo imaso eo anefa mody hoe shhhh ze nibolisatra kely iny ve eee??? :-D :-D :-D
20. ravalotgve ( 16/06/2009 22:32)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

mba vahao ny trano fa tezitra i dadabe sy bebe ary ry nenitoa sy dadatoa ra hery aaa

snifff
tchroufff
lasa mihanika ao daholo ireo raha sakananareo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6627