Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 03/05/2009 10:06)
Mbola ao daholo ve?
Vita izay ny iray volana... nandalo faran'ny volana voalohany taorian'ny naha filohan'ny HAT an'i Rajoelina isika. Mbola velona daholo? Mbola maharaka daholo? Nandray karama tsara daholo? Mbola tsis... tohiny
novalian'i Oay ny 04/05/2009 15:20
hery ( 29/04/2009 21:42)
Sary fisamborana an'i Manandafy
Sao dia mba efa tsy rariny kosa... mba tokony hajaina ihany ny olon-dehibe. [img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/04/arrestation-musclee-charles-290409.jpg[/img] [img]http://www.to... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 14:47
hery ( 29/04/2009 15:02)
Invité any New York hoe? lol
Mitohy ihany ny fitorahana bilao avy amin'ny TGV. Dia hoe voaasa ho any New York hono amin'ny Juin. Satria tsinona ny Malagasy tsy vaky volo tsy afaka hanamarina na tsia ny zavatra tahaka izany dia ma... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:00
hery ( 27/04/2009 09:39)
Misy miaramila maneno sahady fa tsy nahazo saosy
Araka ilay vinavinako momba ny hoe telo volana ihany no haharetan'ny HAT dia tokony amin'ny faran'ny volana fahatelo vao mikomy ny CAPSAT rehefa tsy hahazo karama be fandrainy intsony ka hivadika amin... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:39
hery ( 27/04/2009 08:48)
Site vaovaon'ny Presidansa
Nisokatra ny site vaovaon'ny Fiadidian'ny Repoblika, azo jerena ao amin'ny [url]http://madagascar-presidency.info[/url]... tohiny
novalian'i Noue ny 27/04/2009 17:24
hery ( 26/04/2009 00:25)
O ry CAPSAT o, tadidio ny nanjo ny FRS
Mbola tsy tadidiko fa tantara no henoko. Toa natanjaka be tahaka an'io nataon'ny CAPSAT io hono izany FRS izany saingy fay ihany... Sao lahy hanenenana... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 18:32
hery ( 12/04/2009 07:19)
Tsy maintsy amidy Madagasikara fa tsisy vola
Dia araka io article efa miparitaka etsy sy eroa io dia efa nahazo 10.000 Ha ny DRT, sady amin'izay sapin no ambolena eo amin'ilay izy. Fantatsika fa manimba tany be ny sapin. Dia roboka tamin'ny f... tohiny
novalian'i Noue ny 13/04/2009 12:38
hery ( 10/04/2009 05:48)
Araraoty dieny afaka miresaka
Nanaiky hifampiresaka ny 4 tonta nanomboka omaly. Solontenan'i Ravalo, Zafy, Radidy, TGV. Koa hoy aho aminareo HAT hoe araraoty fa mety ny zavatra mivoaka amin'io no haha-aradalàna ny tetezamita vaov... tohiny
novalian'i Oay ny 10/04/2009 07:40
hery ( 08/04/2009 09:32)
TELO VOLANA hoy aho :-)
Na dia nosokafana aza ny Tiko dia mbola 3 volana (sy andro vitsivitsy angamba) ihany no omeko ny HAT satria ny tsenan'ny TIKO dia tsy hitovy amin'ny t@ andron-dRavalo intsony fa efa nodorana sy voasem... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:40
hery ( 07/04/2009 04:30)
Tsy ny TIM no hanapoaka
Raha ny fahitana ny resaka ekonomika ao Madagasikara dia 3 volana sisa dia ho lany ny tahiry rehetra. Vokatry ny tombom-barotra azo tamin'ny hetra nandritra ny fotoanan-dRavalo aza no mahatonga izany ... tohiny
novalian'i fanou14 ny 09/04/2009 07:46
hery ( 03/04/2009 13:10)
Tsy ho tafita ihany tgv
Tena amin'ny fo tsy miangatra :-) Kely dia kely ny chance haharetan'i TGV eo. Aleo miala amim-boninahitra manao fifidianana haingana dia haingana... Raha izao no mitohy mantsy dia manjary hanome f... tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 00:15
hery ( 02/04/2009 08:50)
Tokony hanararaotra i TGV
Henoko fa milefitra kely ny mpandàla ny ara-dalàna ka nametraka sosokevitra hivoahana amin'ny krizy. Dia tsy inona izany fa ny fiverenana amin'ny lalàm-panorenana miendrika toa izao: - Averina ho ... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 07:29
hery ( 28/03/2009 15:14)
Izao no tena jadona
Tsy mbola nanafika 13 mai zany mihitsy Ravalo na dia nolazaina hoe jadona aza. Rehefa niaka-dapa ny foza orana vao nosakanana aloha ary izay nanafika lapa no norarafana. Izao mbola tsisy manafika l... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 20:16
hery ( 25/03/2009 12:35)
Tsy mahatanty demokrasia ny TGV
Nandritra ny firy andro nilahatra teo @ 13 mai ry TGV tsy nisy nanembatsembana. Amin'izao dia anirahana jiolahimboto indray handrava ny hetsi-bahoaka. Tsy misy hanaiky intsony kosa eo.... tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:39
hery ( 25/03/2009 09:46)
Ambohijatovo, mitombo hatrany
Nitady "vahoaka" ny TGV dia hahita ny tena "Vahoaka". Miha-mitombo ny olona eny Ambohijatovo. Tsy matahotra intsony. Ary dia mandeha amin'ny sitrapo daholo. Amin'izao tsy misy ankizara 75.000 FMG o... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 10:20
hery ( 23/03/2009 15:43)
Hanohitra ny fanjakana nangalarina
Miala any ny fanoherana ny fanjakana nangalarina. Manomboka ary hitohy eo amin'ny kianjan'ny demokrasia :-) eo Ambohijatovo ny tolon'ny vahoaka ianjadian'ny tsy rariny. Vahoaka mpandala fifidianana. N... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 19:19
hery ( 20/03/2009 14:21)
Sarkozy: Coup d'Etat ny tao Madagasikara, mila fifidianana m
Na dia tsy ilaina akory aza ny fihatsaram-belatsihin'i Lafrantsa mpanampy jiolahimboto dia indro apetraka eto ihany ny tenin'i Sarkozy androany hoe fanonganam-panjakana tsy ara-dalàna no nataon'i And... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:15
hery ( 03/03/2009 14:56)
Hilamina ny forum politika raha...
Raha toa ka samy hatao mpandrindra ny dinika politika i andrywui sy i penguin :-) Sa ve tsy hisy hafatra intsony ity politika ity fa voafafandry zalahy daholo? :-p Na izany na tsy izany, ny sera... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 22:53
hery ( 02/03/2009 10:11)
Voatery nosakanana
Miala tsiny fa voatery nosakanna tsy hiditra eto amin'ny forum serasera ireo namana izay tsy nanaraka ny fitsipika eto amin'ny serasera.org :-) Nisy ny nisandoka anarana, nisandoka solonanarana, na... tohiny
hery ( 30/01/2009 16:34)
Fampanantenan'ny TGV
Vao hirotsaka ho maire-n'Antananarivo i Andry TGV dia nametraka fampanantenana vitsivitsy. Herintaona izay no lasa... inona avy no vita? Ireto ny fampanantenana http://hery.blaogy.com/post/4/3796 ... tohiny
novalian'i belakely ny 31/01/2009 01:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478