Tokony hanararaotra i TGV
1. hery
(
02/04/2009 08:50)
Henoko fa milefitra kely ny mpandàla ny ara-dalàna ka nametraka sosokevitra hivoahana amin'ny krizy. Dia tsy inona izany fa ny fiverenana amin'ny lalàm-panorenana miendrika toa izao:
- Averina ho filoha i Ravalo fa tsy manana fahefana. Apetraka ho mpiaro ny fiandrianam-pirenena izy mandritra ny fotoana teteza-mita.
- Atsangana ny teteza-mita vaovao iraisan'ny hery politika rehetra.
- Ny teteza-mita no mikarakara ny fifidianana haingana dia haingana.
- Tsy ravaina ny andrim-panjakana voafidy (Antenimiera sy Loholona) fa miandry ny fifidianana.
Io ihany no fomba hita fa eken'ny mpanara-dalàna satria ao anaty lalam-panorenana tsara.
Raha mitady légalité ry Andry TGV dia tokony miditra amin'io. Amin'izay fotoana izay dia hankato azy avokoa na ny eto antoerana na ny any ivelany.
Mila fanetren-tena lehibe ho an'ny roa tonta anefa izany. Na i Ra8 izayfiloha anarany fotsiny. Na i TGV miala eo amin'ny maha filohan'ny HAT azy mandra-panendry ny filohan'ny HAT vaovao izay mety ho izy ihany.

novalian'i Oay ny 03/04/2009 07:29
2. Mandefitra
(
02/04/2009 08:56)
Raha hanaiky zany lery ...
Ilaina anefa ny fiverenan-dra8 mba tsy haharava ny tanana.
Finalement, ilaina koa ny fampihavanam-pirenena mba tsy hisian'ny valifaty lava zay tsy hahasoa ny vahoaka sy ny fiainam-pirenena.
Ny tena tsara indrindra dia hoe ny miaramila no nandamina ny zava-drehetra, raha mba nanam-pahendrena ireo (neutre), saingy indrisy ...

3. essera
(
02/04/2009 09:01)
- Averina ho filoha i Ravalo fa tsy manana fahefana. Apetraka ho mpiaro ny fiandrianam-pirenena izy mandritra ny fotoana teteza-mita.
Aiza no garantie amin'izay RaHery. Sarotra hinoana io hoe olona efa tena assoiffé de pouvoir no manaiky hilalao tanana.
- Atsangana ny teteza-mita vaovao iraisan'ny hery politika rehetra./quote]
Ka ny herin'io koa tokony hifandanja fa tsy ry be volombava be taloha ihany no mametraka ny tena hevitra fa ny novice rehetra na manana hevitra aza miala ao an-trano dia théorique sisa sy utopique.
[quote]- Ny teteza-mita no mikarakara ny fifidianana haingana dia haingana.
Tsy hilàna an'i Ra8 iny, saingy kosa tsara hoe organe iray hafa mihitsy no mikarakara ny fifidianana fa même tsy ny HAT. Antony, tsy mahatoky saka aho fa samy misy fozaorana na tim na tgv.
- Tsy ravaina ny andrim-panjakana voafidy (Antenimiera sy Loholona) fa miandry ny fifidianana.
Ny tsy mahamety an'io dia tsotra, jereo ny fifidianana tao amin'ny chambre basse na haute fa TIM ve no atao manenika dia tsy misy zavatra hofidiana intsony ao fa formalité fotsiny. "Ampanarahana lalàna ny tsy ara-dalàna".
Vonoina mihitsy aloha ilay poizina izay vao farafaharatsiny ampifandanjana ny hery manohana sy manohitra.
4. Mandefitra
(
02/04/2009 09:07)
Ianao aloha ry essera efa tsy mahagaga.
Nefa raha nisy ratsy vitandRadidy, nisy ra tsy vitandra8, pire lavitra noho zay no vitan i tgv tanaty ny 3 volana monja.
Saingy tsy hamaly ratsy ny ratsy fa hitsinjo ny ho avin ny firenena ka dia mitady fandaminana ny manam-pahendrena.

5. essera
(
02/04/2009 09:16)
Izay indray ianao ry Mandefitra...
Ny tsy fantatrao ange dia izahay anisan'ny nomen'ra8 ny tena zavatra tsy hitanay teto ambonin'ny tany ary niara-niaina tamin'ny olona tratran'izany e.
Efa vitan'lery ny action vao tonga saina ianao hoe :
- fa naninona aho.
- Nga mo za nangalatra.
- Fa ts zah ve no tokony nitory.
Hitanao, lasa victime miaina innocemment ianao izany farany ary mitondra faisana mihitsy fa tsy hoe zavatra kely valeur 100.000 na 1 millions fa atran'n am'ny zavatra anananao valeur sentimental goavana robaina amin'ny ara-dalàna ao anatin'ny tsy fanarahan-dalàna. Milay io hevitra iray io ka...

6. ravatorano
(
02/04/2009 09:17)
io resaka nataon'i hery io ange ilay transition 1992 e !
asa raha tadidinareo fa i Ratsiraka teo foana fa tsy nanana fahefana ary afaka nilatsaka ho fidiana nefa moa resin'i Zafy albert izy !
ny HAE dia i Zafy no filohany ary ny CRES dia ry Manandafy sy ry Andriamanjato Richard no filohany io no natao solon'ny parlement tamizany.
Amizao mbola adiseza klou d fizarana mofomamy sy vatomamy
Za koa mba manoha ilay hevitra hoe tokony tsy ho tim na tgv na crn na arema no hanao sy hitantanana ny fifidianana fa raha mbola ireo dia mazava ho azy araky ny tenin'i essera hoe mitovy fomba fiasa daholo ihany ireo samy hihezaka hangala-bato ka hanao izay hahalany ny azy !
ntssssssssssss !
foto boajno fotoboanemba hoy ny fitenenana izay !

7. essera
(
02/04/2009 09:25)
Ny code électoral ry zalah anisan'ny kitihana voalohany. Na tsy mahay an'io aza ny sara-babem-bahoaka dia ao no anaovan'izay fangalarana.
Ny mahafinaritra ahy dia Ra-Andry manana finiavana be hanova zavatra. Fa ilay tenin'i Rina Rakotomanga tamin'ny Matv omaly iny no rotaka hoe : izay nitondra teo ny ankabeazany dia nahazo mauvais conseiller daholo na manana hevitra tsara aza ilay olona mitondra.
Surtout léry boay kely ity izao no mampanahy ahy. tokony mba ataony ohatran'ilay naratra ireny ireo dinosaure hoe : iny ny pension-nlisany dia aleo ho tena rafitra tanora no hitondra miaraka amin'ny hevitra vaovao fa lisany foana no te hiseho sehatra na efa nanomboka tany am valse, tango, rock, rap, haintsohaintso, d ts miala mits dadaben'avan-reto.
:-D :-D :-D :-D
8. Mandefitra
(
02/04/2009 09:26)
Ka ny fankahalana tsy hitondra anao mankaiza ry essera a.
Inona zao ny vokatry ny fankahalana andra8?
- Potika ny firenena
- tsisy hasina ny miaramila sy manam-boninahitra
- tsisy hasiny ny mpitondra fivavahana (na fjkm io na katolika ...)
- Very asa ny maro an'isa
- milaha bary sy menaka ndray ny vahoaka tsy mandady harona
- mitsoaka ny investisseurs noho ny tsy fandriam-pahalemana
- Hialan'ny touriste gasikara
- Very fanahy mbola velona ny amabny lanitra
etc ...
Ka mila mianatra zany tena fifamelana zany ny gasy fa tsy ho to fo hanao halako bika tsy tiko tarehy.
Ary ny mpanao gazety sy ny tv ary ny haino aman-jery tokony hitaiza ny vahoaka, ampahafantatra azy ny lafiny maro @ fiainam-pirenena mba tsy hahatavela azy @ habadoana ka hahatonga azy hanaotao foana toy izao.

9. Oay
(
02/04/2009 09:30)
Ny fahitako an'ilay hevitr'i Rahery aloha d mety raha ohatra ka:
>>>Atsangana ny fitsarana mahaleotena d tsaraina ny zavanisy nandritra ny fihetsiketsehambahoaka.Midika izany hoe jerena daholo ny andraikitrin'ny mpitondra voahongana sy ny mpanongana an!
Ny antony d tsotra tsy tokony hisy olona efa nahavanondoza t@ Malagasy no hitondra an'i Madagasikara.
>>>Tokony atao haingana ny fijerena ireny volabe nivoaka tsy fantatra hoe avy aiza ary nankaiza ireny!
Amiko ihany koa azo atao ohatra ny mamela an'i Marc Ravalomanana miverina fa ny condition d manaiky izy fa hamaly ny mpitsara mpanao famotorana @ resaka hetra sy vola nihodikondina tao @ ireo orin'asany! Satria mbola averiko hoe "Mila olona madio tanana isika hitondra an'i Madagasikara"

10. Mandefitra
(
02/04/2009 09:37)
Ka iza moa zao no madio @ ireo mpanao politika ireo?
ARy na tgv aza nge : nitarika ny vahoaka handoro ny rnm sy tvm, handoro ny magro sy mbs, namporisika ny vahoaka ho eny @ zone rouge ambotsirohotra ... betsaka ny tsy fanarahan dalana nataony.
Ka raha hitsara ihany, tsara h@ namono andratsimandrava, ny raharaha kung fu, ny vono olona teny iavoloha, ny fanapahana tetezana t@ 2002 ...

11. essera
(
02/04/2009 09:53)
hamaly ny mpitsara mpanao famotorana @ resaka hetra sy vola nihodikondina tao @ ireo orin'asany!
Sarotra be les io zavatra io. Mea culpa izany sarotra tena sarotra amin-dra8 satria ny antony dia misy akony be dia be amin'ny considération-n'izay partenaire-ny hatramin'izay na firenena io na mpandraharaha vahiny.
Ka eo vao tena vao miha-mandao anao tanteraka ny rehetra fa izao mbola misy manohana ihany noho ny tsy fahafantarana. Tsy omeko tsiny izay ao anaty groupe-n'io. Fa enga anie tsy ho ela ny fahatongavan-zareo saina.
12. Oay
(
02/04/2009 10:02)
Mandefitra:
Ka iza moa zao no madio @ ireo mpanao politika ireo?
ARy na tgv aza nge : nitarika ny vahoaka handoro ny rnm sy tvm, handoro ny magro sy mbs, namporisika ny vahoaka ho eny @ zone rouge ambotsirohotra ... betsaka ny tsy fanarahan dalana nataony.
Ka raha hitsara ihany, tsara h@ namono andratsimandrava, ny raharaha kung fu, ny vono olona teny iavoloha, ny fanapahana tetezana t@ 2002 ...
Mandefitra a! omeo anay ny porofo mitohaka @ tenda fa ny TGV no nandoro ny TVM sy ny RNM fa ohatrany mbola tsy nisy mpitsara mpanao famotorana nilaza an'izany sa i Oay no taraiky!
Momba an'Ambotsirohitra d misy an'ilay atao hoe faritra hitandrovana ny filaminana tsy azo dikaina tsy mbola nisy nandika an'ireny barazy ireny ny olona (zone de sécurité à ne pas franchir) samy nahita isika fa ireo olona nanao ny fanelanelanana d nivoaka ary niteny t@ vahoaka hoe hitifitra hono ry zareo d vao tapitra ilay resaka tonga d nandeha ny tifitra tsy nanaraka ny fomba fanao @ izany fandravana fihetsiketsehana izany.
Noho izany d mila mpitsara mpanao famotorana mahaleo tena isika hijery ny momba an'iny fa aiza maika loatra.
Iza aloha mbola tsy teraka t@ Ratsimandrava fa ny hitako @ izao fotoana izao no lazaiko d ozy za hoe "Tsarao daholo aloha ireo na TGV na TIM" d aleo olona madio tanana no hitondra ny firenenay fa tsy mpamono olona!
13. Mandefitra
(
02/04/2009 10:16)
Araky ny tenin i ngahy Organes de zay mpitari tolona nahatonga fandrobana de tokony tsaraina satria tsy nahafehy ny olony izy.
Ary ny fitsarana ve mba hahaleo tena? jereo fotsiny ny nataon ny HCC ...
Tsy hisy hino hoe tsy hiangatra ny fitsarana ... ny miaramila natao ho neutre aza ty efa nivadika.
Vahaolana hafa omena fa aza manao mizana tsidrian ila.

14. yvaj
(
02/04/2009 10:45)
Marina ihany ny hvtr Hery fa ity kosa klou e:
- Na mifamela tanteraka dia manao assise fa raha tsy izany io tsy mety mitsy satria mifamaly faty fotsiny eo. na izao foan no iainana e
_ Nareo ndray toa tsy mahita afatsy ny 7 taona fotsiny. Jereo ny mandat talohan'io. Iza reo exiles mitady hiverina ireo? tsy mila Ratsirahonana e, Tsy misy Ra8 e,tsy mila TIM maloto tanana e ' Hoy Rinah R" inn no antony? mailo t@ natao ?nefa de sahy milaza ve reo fa madio tanana ?
- Ra nadio ny tanany, inn no nadosirana fa tsy niandry ny fitsarana?
Refa samy tsaraina de samy tsaraina fa tsy hoe: ra8, na tgv , na AREMA irery e.
Dia hita eo ny tohiny.

15. ari.malala
(
02/04/2009 11:26)
Misy raisina dool le soso-kevitra! Fa mila ny fanetren-tenan\'ny roa tonta aloha e!
16. reeves
(
02/04/2009 12:34)
Ny lesoka h@ zay dia ny TSY FISIAN`NY FAHEFAM-PITSARANA MAHALEO TENA satria be vinany te hangalatra daolo ny Mpitondra nisesy teto . Io izany aloha no tokony hatsangana mba ho arofanina ho an`izay rehetra ho avy eo ka tsy ho afaka hibolila amin`izany intsony ireo Mpanao politika RATSY SAINA mitetika ny hangalatra fotsiny . Jereo fa i TGV aza milaza ho Mpanjakan`ny Demokrasia teto amin`ny tanana , tsy mbola naheno azy mihitsy aho niteny hoe \" Atsangana ny fahefam-pitsarana mahaleo tena \" . Raha misy Fitsarana na Fanagadrana tokony hataon`ny Fitsarana mahaleo tena , dia tokony ho gadraina daolo izay tokony higadra rehetra : Ratsiraka , Pierrot , Tantely , Ra8 , TGV , CAPSAT ...sns sy ny hafa satria ireo dia samy tsy misy madio tànana na iray aza . Ireo zay tokony mbola hijanona any am-ponja ( Pety , ..sns) averina any indray . Ka moa ve ho vonona amin`izany ny sain`ny gasy ? Tokony hapetraka ho Contrat-Programme koa ny asan`ny Filoham-pirenena , dia apetraka hoe , ireto avy no hetahetam-bahoaka ( ny maro an`isa fa tsy hoe olona 2000 , na 3000 miangonangona kely etsy sy eroa akory ) sy tanjona tsy maintsy tratrarina ( mesurable) ao anatin`ny fe-potoana voafetra iray , dia izay tsy mahavita dia esorina avy hatrany na vita na tsy vita ny Mandat . Minoa ahy lisany fa kandra tsy kandra ny an`ny Mpitondra ary raimm de mandroso isika . Tsy misy intsony hoe Minisitra Be hatoka be ireny fa skila kely daolo . Dia tokony ho saziana koa ny fitomboan-karena tsy misy antony ( enrichissement sans cause ) fa be dia be ny halatra mihaja eto amin`ny tanana e !
17. essera
(
02/04/2009 13:10)
Reeves !
Tara kely kosa ianao fa efa niteny an'ity resahinao izy hoe fitsarana mahaleo tena. Hatramin'izao aloha dia somary mbola idealy ilay izy fa ts mbola tanteraka. Fa aleo ho jerena.
Fa nareo koa diso am'lé oul kely 2000, 3000 io no niangonangona tery. Tena nahita ny niandohan'io a ry akama fa pokna ts pokna no nanarakan-draTgv nandeha amin'iny avenue, behoririk nankany ambatobe. Izay nahita dia aleo hanamafy... hi hi hiiiiiiiiiii.
Betsaka ny tsy faly tamlé rangah iray. Fa ity koa : hoy ilay olona iray izay hoe isao koa ny mijanona any an-trano tsy te idiran'ny rivotra fa manohana ny tolona. Betsaka ange no tsy sah mivoaka ny trano koa fa manohana ny hevitra e noho ny fitadiavana sy ny hohaniko androany tadiaviko rahampitso. Niainga bobaka be ireny d faly ery lé pro8 nony nihena satria ts d nisy vola nozaraina loatra tao. Ilay vola zaraina teneniko eto dia ilay mila vola fotsiny fa manao zavatra à contrecoeur.
Fa manohana ny hevitrao kosa aho aloha amin'ilay hoe tsy tokony olona hitavana no ho avy eo fa mba tena hiasa. Ra-Andry ange efa nikôzy an'io hoe : tsy ny hampanakarena ahy no idirako eto fa ataoko ny fanambaram-panana. (Tena marina io a).

18. ari.malala
(
02/04/2009 14:54)
ka aiza hoaiza ilay fanambarampananana aza e! zà efa nanao an'io remark io hoe ts nolazaina tam le discours teny mamasina ny momba ny haute cours de justice, nefa isan'ny nampanantenaina teo am trezmé... Tsara tokoa izao raha mba tanteraka tokoa io hevitr'i reeves io, ilay resaka contrat programme! Mitovy @ any am-piasana e! rehefa ts mahatanteraka ny asa ampanaovin'ny patron anao enao d miala tsy misy hatak'andro, d tokony ho toy izany koa na ny prezidà na ny minisitra sy izay manam-pahefana rehetra... Tsy hisy intsony ny mpitsangatsangana sy mpandany volam-bahoaka toy izay nitranga hatrizay!
19. fijo
(
02/04/2009 21:24)
rehefa manao tetezamita dia io no lalana tsara sy aradalana indrindra.
tamin'ny 1972 dia fe atoa io.i tsiranana,nijanona fikoham pirenena fa ramanantsoa no tena nanana ny fahefana.
1992 i ratsiraka mbola nijanina filha fa zafy sy ny governementa no tena nitondra.
izao dia tokony ho toa izay ihany;i ravalo apetraka eo,asiana hat ihany fa olona vitsy,ary asiana governementa hiraisan'ny rehetra.io no mikarakara ny fifidianana miaraka amin'ny sivily.dia izay lany eo no eken'ny rehetra.
saingy adala no mahazo seza,ka asa raha ahatakatra izany ny sainy.

20. Oay
(
03/04/2009 07:29)
fijo:

Ka ny olana d i dada tsy nanaiky ny hizarana ny fitondrana noho ilay lohambotony iny d tonga koa ry TGV d nanao lohamboto d resy dada d iny izy nipitsika ao Swaziland ao io ka d taraiky ilay hevitra tara loatra é!