Sary fisamborana an'i Manandafy

1. hery ( 29/04/2009 21:42)
Sao dia mba efa tsy rariny kosa... mba tokony hajaina ihany ny olon-dehibe.





novalian'i xxx ny 30/04/2009 14:47
2. pikatti ( 29/04/2009 21:47)
hita fa tena fanaovana tsinontsinona ny RAD mintsy le zava-miseho ,faly ery le rasily kely hotrany hoe trophé ho azy zany le miseho hoe niasa mafy zah ry Andry
3. xxx ( 29/04/2009 21:54)
Izà dia tsy tia an'ny fitondran-dra8, mankasitraka ny fanonganan'azy. Fa izao zavatra izao tsy mety e! Io fanalikana sy fanambaniana izay olona tsy mitovy hevitra aminao io ihany no tena tsy mampandeha ny politika eto an-tanana. Angaha tsy afaka nosamborina tsotra fotsiny izy e? Raha vao hafa noho ny any tena dia lazaina fa ratsy, tsy mety, tsy hankasitrahan'Andriamanitra, ...sns. Maninona ary raha toa ka ny hevitra no hampiadina e!

Aiza moa no tsy hamali-faty izay voaongana rehefa any aoriana, nalikainao izy, nataonao ambany noho ny ambany. Hany ka vali-faty no atao rehefa mivadika ny rasa.

Mampalahelo.
4. Mio21 ( 29/04/2009 22:02)
Tena mampalaelo tokotrany ny mijery an'Ingahirainy, nga dia tsy nomena fotoana akory izy nahafahany nisoloana akanjo sns. Hita taratra eo @endriny iray manontolo ny tahotra sy ny horohoro rehetra.
N'inon'inona kosa aloha dia tsy tokony natao mitovy @fisamborana mpangalatra sy jiolahy ny fomba nitondrana azy e.
5. xxx ( 29/04/2009 22:02)
Tena tsy mba rariny kosa ilay izy, aiza ilay fihavanana malagasy fahiny sy ilay hoe " Aleo very tsikalakalam- bola toy izay tsikalakalam- pihavanana" very ilay hasina maha- malagasy
6. pikatti ( 29/04/2009 22:04)
marina io fanambarana nataon'i xxx io ary tsy misy afa-bela zany io raha zao fomba izao no fomba ampiasain'ny tgv hanotofana ny feom-bahoaka
7. ravalotgv ( 29/04/2009 22:11)
ary tena matanjaka be mintsy le capsata an tsy misy mahasahy manohitra

mety lasa senario sadm huissen ndray io zao

sniff
tchrouff
tsy madaotra zany dada ndafy fa avy nirevy izy ee

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
8. ravalotgv ( 29/04/2009 22:14)
mety samborina otsan izao koa ra8 zany raha mitotona eto @ tanana ary deba koa zany mety samborina ve
tsy hay
sniff
tcrouff
betsaka ndray ny clic net androany
clic clic
clic
clic
:@ :@ :@ :@ :@ :@ 8O 8O 8O 8O 8O 8O
9. bazylou ( 29/04/2009 22:31)
tratra e!!!! :-D :{ :-D :-D :-D :-D :-D
asio sovaly hafa indray !!!!!! :-P
10. tafondro ( 29/04/2009 23:10)
Izao no vokany rehefa samy manenjan- katoka ! Tsy hisy indray izany ny fifidianana @ ity taona ity fa dia 2012 indray vao hifankahita !
11. legona ( 29/04/2009 23:44)
Tena efa ela no ts de miraharaha firy loatra izay avoakan'ny vaovao sy hanakiana loatra na ny andaniny na ny ankilany, fa ny tena manahirana sy tena mahasorena dia mahita ireto sary izay miparitaka @ internet ireto satria avy @reo no indraindray no hitsaran'ny olona ny zava-miseho.

Amiko manokana aloha dia anisan'ny tsy mankasitraka loatra izao fomba izao, naninona moa raha tsy niandry andro mazava vao nisambotra anazy? Tena tsoriko aloha fa tsy de nitia loatra an'ireo mpanao "politika" gasy ireo ny tenako fa na dia izany aza dia tokony asiana fetra ihany izay atao satria misy vokany daholo izay zavatra ho hatao!

Matoky tsara aza izaho izao fa nampisy lanja be ho an'ireo mitady an'i "Dada" hanohy ny fitakiana izao hetsika izao.


Andriamanitra anie samy hitahy antsika rehetra (na dia tsy dia mpino be aza ny tena)
12. legona ( 29/04/2009 23:47)
Tena efa ela no ts de miraharaha firy loatra izay avoakan'ny vaovao sy hanakiana loatra na ny andaniny na ny ankilany, fa ny tena manahirana sy tena mahasorena dia mahita ireto sary izay miparitaka @ internet ireto satria avy @reo no indraindray no hitsaran'ny olona ny zava-miseho.
13. nancy ( 30/04/2009 02:40)
Ity koa misy videos e.
http://www.youtube.com/watch?v=DRwrDktRoDE


hery:

Sao dia mba efa tsy rariny kosa... mba tokony hajaina ihany ny olon-dehibe.









14. Oay ( 30/04/2009 04:34)
Ny zavatra tokony hofantantsika d izao:

1°rehefa misy fisamborana na firenena aiza na firenena aiza d tsy maintsy misy fampiasan-kery!

2°Momba ilay ray amandreny, mbola averiko fa tsy maintsy mivaly ny natao:
_jereo ny nahazo ny fianakaviana Andriamanjato é! i Andriamanjato no nitondra ny olona nilahatra nankeny Iavoloha nisy maty tamin'izany d jereo ny nahazo an'ny vadin'i Pasitera, jereo fa Ny Hasina efa nisy nanome poizina d saika maty! Ka mbola averiko fa TSY MAINTSY MIVALY NY NATAO
io Charles io teneniko fa horatsy ny fiafaran'io!

3°rehefa hita fa antitra d tsy tokony hitarika olona andalambe intsony satria na aiza na aiza ihany koa d rehefa hita fa sarotra ny mametraka filaminana ary mba tsy ho be loatra ny olona maty d tsy maintsy samborina ny mpitarika mba entina handaminana ny tanana.
15. nancy ( 30/04/2009 04:56)
Mbola i Sarla ihany le hita eny amin'ny sary sy video feno habibiana rehetra e.
Tena efa vonona ny hisotro ny aleoko maty mhiitsy ilay Sarla raha izao no dinihina.
16. rakaroka ( 30/04/2009 05:13)
Marina ny an´i Oay, toa zokiolona tsy mahay manaja tena koa, efa pataloha tery izao koa mbola hidirana ihany, ny fisamborana angaha maha zokiolona patati patata fa tsy izay ahazoana azy ihany, ny tany Etais-Unis
t@ i Bus izay aza mbola pire noho izao !
17. iartistika ( 30/04/2009 05:37)
tsy misy mlaha olon-dehibe zany refa manakorotana eh! :@ ,sôvaly ray zay no lavo, le sôvaly be tongotra lasa nirifatra iny sisa :@ :@
18. xxx ( 30/04/2009 07:29)
maman'i iartistika no soavaly ary ampiritana any de tsisy an'zany hoe maman'elah zany eto ,zany no fanajana azonao ,
19. irihat ( 30/04/2009 12:40)
io zany de zao, le Sarla io mintsy no tokony hasiana fiheverana. Izao manko no tantarany : vao nanomboka ny tantara de tsy pour ny vadiny ary niteny azy. Indray alina anefa de nisy ni-tél izy fa raikitra ihany ny mission ka raha vao naheno izany ny vadiny de nivadi-po de nody any @ Rainy. Conclusion zany : aleon-draSarla hisotro ny aleoko maty tsy te-hahalala ny zanany intsony toy izay handinika kely. Sady REVANCHE @ MPONIN'Ant/vo ANIE NY AN'NY CAPSAT e (ex-RESEP), Resep izay nataon'Ant/vo nahamay t@ andron'ny deba. De aôna hoy Andry @ izao? Tsy miteny satria voa-ambana basy koa fa ny capsat (tanindrana) daholo no mibaiko.
20. xxx ( 30/04/2009 14:47)
ireo anie tsy miafina @ iza n'iza intsony fa nanomboka tany @ voalohany dia efa fantatra izany fomban'ireo capsat reo,fea vita moa ny nikaramana azy ireny fa tafa ny fitondrana nangalarina ka zao ny tànana zatra mitsotra di atsy hety hivonkina intsony fa mila saosy foana lasa tsy voafehy intsony fa lasa diso loatra le fahazotoana @ hetraketraka,karazana sonegaly nahazo baiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2