Misy miaramila maneno sahady fa tsy nahazo saosy

1. hery ( 27/04/2009 09:39)
Araka ilay vinavinako momba ny hoe telo volana ihany no haharetan'ny HAT dia tokony amin'ny faran'ny volana fahatelo vao mikomy ny CAPSAT rehefa tsy hahazo karama be fandrainy intsony ka hivadika amin'ny HAT.

Re anefa izao fa misy sahady eo anivon'ny zandary, izay nahazo ilay tambinkarama mba hiaraka @ CAPSAT, no maneno sahady fa tsy nahazo an'izany tamin'ity fandraisambola faran'ny volana Avrily ity. Angamba efa manomboka tsy ampy sahady dia nahilika ny zandary fa dia ny CAPSAT sy ny HAT ihany aloha no mahazo.

Toa ho rava aloha indray izy ity.
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:39
2. Oay ( 27/04/2009 09:57)
hery:

Araka ilay vinavinako momba ny hoe telo volana ihany no haharetan'ny HAT dia tokony amin'ny faran'ny volana fahatelo vao mikomy ny CAPSAT rehefa tsy hahazo karama be fandrainy intsony ka hivadika amin'ny HAT.

Re anefa izao fa misy sahady eo anivon'ny zandary, izay nahazo ilay tambinkarama mba hiaraka @ CAPSAT, no maneno sahady fa tsy nahazo an'izany tamin'ity fandraisambola faran'ny volana Avrily ity. Angamba efa manomboka tsy ampy sahady dia nahilika ny zandary fa dia ny CAPSAT sy ny HAT ihany aloha no mahazo.

Toa ho rava aloha indray izy ity.

Raha ny vokatrin'ny litanie ataon'i Rahery ve tsy efa rava ny HAT fa mbola eo aloha izy hatramin'izao.
Zary lasa hatsikana sy resajaza (GOTH mitaiza zaza) ny resaka raha toa ka ilay mametraka an'ilay lohahevitra d mametraka d any d milentika d tsy hita fa miantso vonjy hamaly hevitra.
Ny fandraisan'i Oay ny olona toa izany d ilay mpampirisika ny hifamonoan'ny olona izay attitude n'olona tsy responsable;
izaho ohatra eto d milaza fa raha tena marina anie fa tsy matahotra izay hosamborina i Ravalomanana maninn moa izy no tsy mody fa tsy mamorona site présidentiel kanefa ny tenany aza tsy eto Madagasikara!
Manaiky aho raha toa ka ny fianakaviany no nasainy niala an'i Madagasikara fa i Ravalomanana tenany raha tena mafy d nijanona teto fa tsy mandrangitra ny olona avy any afrika any na rehefa nitsoaka d akombona ny vava fa tsy mampirisika ny hifamonoan'ny samy Malagasy (Mba jereo fa tsy misy hafa ny nataon'i Ravalomanana sy ilay praiminisitra Thailandais d ahoana ny nanaovan'ny miaramila ny mpomba anazy).
Jereo i Ratsiraka é! vao lasa tany frantsa izy d tsy niantso ny AREMA intsony anie izy ny hidinana andalambe é!
Ka izao ra-Hery a! ary ambany ary enao manamafy an'ity resaka tsy fisiambola ity, ka mba omeo ny porofo fa aza manao fikan-jaza mandrangitra d mitsoka!

3. hery ( 27/04/2009 10:15)
Aza miakatra fa 3 volana hoy aho. Izany hoe mbola misy roa volana sy 3 andro.

Nahazo vola daholo ve ny mpiasam-panjakana tamin'ity volana aprily ity? :-)

Ary kay izao vao henoko fa napoakandry zalahy zandary tsy nahazo indemnité hono ny blindé iray teny Fort-Duschesne...

Tsy mety kosa raha toa ka fananam-panjakana no simbain'ireo tsy nahazo tambiny ireo fa tokony mandeha eny Ambohitsirohitra izy haka ny anjarany. Sa tsy karama ara-dalàna no nomena azy dia tsy sahy mitaky?
4. xxx ( 27/04/2009 10:18)
ka i ratsiraka anie resy tamùiny fifidianana e, fa i ra8 norahonana taminy basy, nefa izy lanimbahoaka 54%, ka ianao va ra oay hiady aminy basy? i mba heritrereto kely ihany rahalahy fa olon-dehibe nareo a!
5. Oay ( 27/04/2009 10:28)
hery:

Aza miakatra fa 3 volana hoy aho. Izany hoe mbola misy roa volana sy 3 andro.

Nahazo vola daholo ve ny mpiasam-panjakana tamin'ity volana aprily ity? :-)

Ary kay izao vao henoko fa napoakandry zalahy zandary tsy nahazo indemnité hono ny blindé iray teny Fort-Duschesne...

Tsy mety kosa raha toa ka fananam-panjakana no simbain'ireo tsy nahazo tambiny ireo fa tokony mandeha eny Ambohitsirohitra izy haka ny anjarany. Sa tsy karama ara-dalàna no nomena azy dia tsy sahy mitaky?

Misaotra fa izao no tadiavina mba afaka miresaka fa tsy hoe io ny resaka d vahao! d miatrika fa tsy mampirisika satria ny 'Lehilahy tsy miamboho adidy é"
Tsy misy miakatra eto ra-hery a!
manana ny filazanao ianao momba iny blindé nirehetra iny fa ny voalaza aloha d noho ilay état an'ilay blinde noho nahatonga ilay surchauffe éléctrique ka nahatonga ilay firehetany, izany état izany d manamporofo hoe ohatrany ahoana anie ny matériel ny tafika izay eritreretina hiarovana an'i Madagasikara raha tonga ny tsy azo hanoharana,
Manaraka izany marina fa misy miaramila tsy manaiky an'izao zava-misy izao fa na izany aza d mahatsapa ihany koa ry zareo fa tsy maintsy andalovana izao zavatra izao entina hanehoana @ mpitondra fa mila jerevana ny fiarovampirenena ka tsy tokony atao ambaninjavatra!

6. penguin ( 27/04/2009 11:02)
Tsy miala ny tgvendrana. Jereo ary manatona eraky ny Ministera fa mangarona fotsiny no ataon-dry tgvendrana. Tsy misy mandeha fa ny FANAMBATAMBAZANA ny STAFF -ndRa8 no atao betsaka mba HAMPANDEHA NY ASA HONO.
7. Mirananirina ( 27/04/2009 11:27)
fa angaha moa ny miaramila irry ,fa ireo mpiasam-panjakana vodaka sy ireo mbola ao,koa betsaka no tara karama na mety tsy hahazo mihitsy ary
8. tsiafoi1 ( 27/04/2009 11:30)

Ny hery miantso hery hoy ny fitenenana, ka ny fahendrena de aleo mikisaka aloa manoloana ny savorovoro. fa Tsy hiandry hovonoina ka zary toy ny kankana mivoaka ho lena??? Tsy gaigy ny Filoha Ravalomanana, fa mahalala tsara ny tokony ataony.

Efa kely sisa de hitsimbadika ny tantara "Revirement de la HCC" zao ny malaza(source MIDI), AO RAHA...

RETOUR EN ECLAT DADA A!
9. Oay ( 27/04/2009 12:17)
tsiafoi1:

Marina ny revirement ny HCC fa ny interprétation omena anazy no tokony hojerena:
Fa na inn na inn aloha d tsy nety ny nataon'i Ravalomanana satria nanao zavatra tsy voalazan'ny lalampanorenana izy noho ilay fanomezany fahefana feno ny miaramila, izany hoe nanitsaka lalampanorenana izy!

Koa d miandry ny tohiny isika fa mandritra izany fotoana izany d mihamitombo ihany ny fifankahalana eo @ samy Malagasy ka tokony hojerena izay hamahana aingana ny toedraharaha.
10. andrywui ( 27/04/2009 13:37)
hoy Oay ::

(GOTH mitaiza zaza)

ary tena otran dra goth marina lery ra-Oay an !! mahadinika koa nareo an !!
ho hita eo ny telo volana nlery fa efa 2volana sy 4andro zay no lasa nanomboka ny nitenenany izay teny izay !!! voaisako ato antrano tsara !! ka miandry isika , fa raha tsy tafa kosa ny faminanianao rahery de mpaminany sandoka zany ianao !!! bon Ravalo=mesia , rahery Mpaminany sandoka !!! c tt !! miandry isika ! tsary ela zay de higadona !! tandremo sao mivadibadi-dela fotsiny !
11. Oay ( 27/04/2009 14:13)
andrywui:

Za mirevy hatsikana be ra-andrywui a! d ny zavatra ataon'i GOTH anisany reveko satria tsy tonga d mampime fa rehefa mieritreritra refa avy eo tonga d tapaka tanteraka! d zay koa ny fahitako an'i Salopard, za tapaka mihintsy rehefa mamaky ny kozin'i lery eto klé!

12. xxx ( 27/04/2009 14:18)
Tsss , diso be zany vao2 Oay zany ! Ny Chef de corps tao amin`ny caserne FORT DUCHESNES mihitsy no nilaza fa nisy nanipy Cocktail molotov tao anatin`ilay BRDM ny alin`ny Sabotsy teo fa tsy defaillance technique izany . Tratran`ny afo ireo munition tao anatiny dia nipoapoaka daholo . Raha ny tombatombana dia tsy mpanafika avy aty ivelany no nanao izany fa kôvy ao amin`ny camps ihany satria toa hoe tsy faly tamin`ny resaka Indemnité . Fa angaha moa ny INDEMNITE tsy efa fixe zany hoe efa fantatra dieny mialoha koa nahoana no tsy reclamation ara-dalana no atao fa maninona no tsy maintsy handoro fatina Tank ? Ny dikan`izany dia VOAKARAMA HAMONO VAHOAKA IREO BODEGAN`NY FORT DUCHESNES IREO ka mety nisy tsy nitovy ny TSOLOTRA noraisina dia TEZITRA dia tany amin`ilay BRDM tsy manan-tsiny no nihatra ny fahatezerana . Ity Fort Duchesnes ity koa izany dia anisan`ireo CAMP hivezivezen`ny TSOLOTRA am`zao fotoana izao ankoatran`ny CAPSAT .
13. Noue ( 27/04/2009 16:06)
zao napokan'ny miaramila ny blindé fa lany ny saosy dia nisy ny tsy nahazo ny anjarany ee!! aiza ilay carton feno vola iny zao no nalehany??
14. fanou14 ( 28/04/2009 07:56)
efa nandray karama daholo ny mpiasa ry hery sy mirana a, ary tsy mbola nisy mpiasa manjakana vodaka zany fa ry zareo no tsy mety miasa fa hoe tsy ara dalana hono ny HAT ary prèsque chef de service sy ny mpitatambola daholon satria raha tao ka 140 000 000 ny carburany pour une année dia tsy maintsy hahena koa normale izy ireo raha maneho tsaho fa tsy misy mandeha ny raharaha mpanjakana , efa hisokatra d'ici 1 semaine ra be indrindra satria efa nivoaka ny decret fa efa afaka mampiasa vola ny fanjakana fa hahenany vola laliana dia io no tsy revindry zareo , enao hoa any ivelany any tsy mahafantatra ny zava mariana fa ra za enao mipetraka tsara any dia karakarao tsara ra mose , sy ny zaza
15. pikatti ( 29/04/2009 00:39)
efa mazava be zao fa tsisy saosy de minia tsy mahita ve nareo zah efa jamba ,tsy tongatonga ho azy ny navoakan'ny HCC io fa ao raha fa diniho tsara ny zava misy ary tsy resaka goth eto ry oay sy andrywui fa lisany aza manao resaka masiso :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1209