Site vaovaon'ny Presidansa

1. hery ( 27/04/2009 08:48)
Nisokatra ny site vaovaon'ny Fiadidian'ny Repoblika, azo jerena ao amin'ny http://madagascar-presidency.info
novalian'i Noue ny 27/04/2009 17:24
2. locl ( 27/04/2009 09:04)
Merci Hery a
3. salopard ( 27/04/2009 09:09)
mi s'investir par sa propre personne mihintsy i hery a!

misaotra e!

mba tsarovy ihany ny akama salopard raha ao ianareo, toa hitsangana @ ity herinandro ity hono ny governemanta Manandafy e
mety e! tsy maintsy tsinjovina ny ho avin'ny taranaka ka!

minisitra ny culture- de jamala
na minisitra ny rano sy ala izao no mba tiako

na minisitra ny environnement, mba ny bozaka aman'ahitra no harovako

tafa ianao ra-hery a! mitsangana io governemanta Manandafy io, rahampitso..

tsy ampy dôzy aloha , fa sao mba any le chocolat , na vovondronono e!

sniff...
tchouff....

mirana et yuka sy noue, ataoko directeur de gabone...
4. andrywui ( 27/04/2009 09:22)
Mampihome be ny mahita ny vaovao alefanao rahery !!! de tsy otran'ny oe matotoa be zany ve no fahitana an'io ?? ny prezidansa lazainy toa Ravalo no loha liste eo fa tsy Tgv !! tokony ho notohizanao hoe Site vaovaon'ny Presidansa TIM le izy de mazava !! fa anareo any ambadimbadika any zany io site io fa tsy tokony ho ataonareo amin 'ny anaran'ny prezidansa zany mihitsy fa tena fanaovana tsinotsinona ny Fanjakana mijoro anie izao rahery e !!!!
5. majakely ( 27/04/2009 10:00)
hahahhahahahahahaha!¨danza ndray zany!¨hanao ny hanapaka lalandrà an'i andrywui eo ndray nareo ahïzy io efa hatahorana ho lasa ny fony na ny sainy ....aterina ery am 18 ery éé!¨ntsooooooooo!!!!
6. Oay ( 27/04/2009 10:09)
salopard:

mi s'investir par sa propre personne mihintsy i hery a!

misaotra e!

Marina ny an'elah ry salopard (elah kou to tsy hita matetika klé) ny mampimé ana @ momba an'ity ra-hery ity d tsy sahy milaza ranamana fa momba TIM kanefa ny ataony rehetrarehetra d manampy ny TIM!

D tonga d teneniko fa raha hilaza hoe tsy mirevy TGV satria nanao Coup d'Etat ny TGV d valiny "Tsy maintsy nahongana ny jadona" ary tadidio ilay kozin'i Manandafy manao hoe "Ny fanaovana jadona d miteraka mpanongampanjakana" izany hoe matoa nisy ny mpanongampanjakana d satria nisy jadona!
Raha toa moa ka raison personnelle ny tsy hitiavana an'i TGV d izao matoa izao rehetrarehetra izao no tanteraka d satria sitrak'Andriamanitra!
7. hery ( 27/04/2009 10:21)
:-)

Izany ve tsy tahaka ny miteny hoe matoa ny devoly manjaka dia sitrak'Andriamanitra izany? Aza ampidirina amin'ny aferanareo Andriamanitra :-)
8. Oay ( 27/04/2009 10:41)
Tsy ampidirinay @ aferanay Andriamanitra ra-hery fa matoa izahy manonona ny anran'Andriamanitra eto d satria ilay tompoinareo d:
_Nilaza fa minoa fotsiny ihany (teny ao anaty baiboly io)
_ilay tohananareo koa d filoha lefitrin'ny antokompinoana!
Noho izany d MPINO an'Andriamanitra ilay tohananareo ka d mampatsiahy izahay fa matoa mihantra aminy izao mahazo anazy izao d satria izay ilay fandaharan'ilay hinoany izay hinoanay ihany koa! ka tokony hanaja izany safidin'Andriamanitra izany izy fa tsy hampirisika ny vahoaka hovonoin'ny devoly eo fotsiny! satria na inn lazain'iza na inn lazain'iza d ny atody tsy miady ambato ary tanampolo tsy maharesy basy ka raha misy fahendrena @ amin'ny olona mino an'Andriamanitra d anjarany ny mandefitra mba hovoninahitr'ilay Andriamanitra hinoany ny asa ataony!
Mbola averiko fa raha olona hafa no manao toa izao ataon'i Ravalomanana izao d tsy nampaninona ana fa malahelo kosa aho @ izao satria olona milaza fa manompo sy mino an'Andriamanitra no mampirisika sy mandrangitra ny vahoaka hifamono!
Raha ohatra i Rahery otrany tsy d manaiky d izao:"Tadidio fa rehefa tonga ny miaramila haka an'i Kristy d navokan'i Pierra ny sabatra ka nopehany ilay miaramila ary niala ny sofiny fa ozy i Kristy hoe apetraho ny sabatra letsy Pierra a! d ozy izy t@ ireo miaramila hoe ity aho ento" fa tsy nanao i Kristy hoe "hitsoaka aho fa tairo ao ny ady d rehefa maro ny maty d hiverina aho" mbola averiko fa i Krsity no modely ho an'izay milaza fa Kristianina, i Ravalomanana d kristianina satria filoha lefitrin'ny Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara!
9. Mirananirina ( 27/04/2009 11:30)
mba tsarovy ihany ny akama salopard

elaela zany
10. coucou2 ( 27/04/2009 12:27)
andrywui:

Mampihome be ny mahita ny vaovao alefanao rahery !!! de tsy otran'ny oe matotoa be zany ve no fahitana an'io ?? ny prezidansa lazainy toa Ravalo no loha liste eo fa tsy Tgv !! tokony ho notohizanao hoe Site vaovaon'ny Presidansa TIM le izy de mazava !! fa anareo any ambadimbadika any zany io site io fa tsy tokony ho ataonareo amin 'ny anaran'ny prezidansa zany mihitsy fa tena fanaovana tsinotsinona ny Fanjakana mijoro anie izao rahery e !!!!

Aza mora tezitra eh!! Mba manaova ko site ho an'ny mpanongampanjakana eh!
11. coucou2 ( 27/04/2009 12:31)
andrywui:

Mampihome be ny mahita ny vaovao alefanao rahery !!! de tsy otran'ny oe matotoa be zany ve no fahitana an'io ?? ny prezidansa lazainy toa Ravalo no loha liste eo fa tsy Tgv !! tokony ho notohizanao hoe Site vaovaon'ny Presidansa TIM le izy de mazava !! fa anareo any ambadimbadika any zany io site io fa tsy tokony ho ataonareo amin 'ny anaran'ny prezidansa zany mihitsy fa tena fanaovana tsinotsinona ny Fanjakana mijoro anie izao rahery e !!!!

zany no midika fa tsy président TGvendrana matoa tsy afaka miditra @ site ny présidence.
12. salopard ( 27/04/2009 12:48)
mirana:
elaela zany

misaotra aki a Ramirez a!
ka indry nilaza hoe tsy hano sera politika intsony fa bedi'ny Andriandahifotsy ramenasofina,
dia iny koa aho mba nandeha!!!
ndry ihany tsinona no mba mahazaka choc eto, fa raha ry YUka sy ry noue,sy ry majakely eo ihany saingy mbola categorie ambany lohalika

mampamangy andramenasofina ao e! na izany aza marina ihany ny azy raha sakanany indry, fa satria

ry OAY mody zokivavy zokivavy, nefa hita be izao fa anadahy tsy fady ry zalahy , ka sao....leiry iny bôgosy ihany izay, fa tsy toa an-drahery sy ra-peguin

mila vazimboaana kely aloha, fa alao hanao trosa DJama etsy @ ndra-girity etsy ambany e!

glou glou glou......
13. Oay ( 27/04/2009 13:26)

O lety ra-salopard a! elah tokony hitady kandra momba ny hatsikana otran'ny ataon'ity Stéphane Guillon ao @ France Inter ity:http://sites.radiofrance.fr/franceinter/video/humour.php

14. andrywui ( 27/04/2009 13:47)
rahery a! valio kely le kozin'i Oay ao amin'i Oay 7 io fa aza mody fanina papa a ! mipetraka tsara io fanazavana sy fanaporofoan'i Oay io , ka mila andrahery hamaly kely azy !! raha sahy !!
15. sitlo ( 27/04/2009 14:29)
Tsy mino an'io aho fa miala tsiny.

mba hoe .gov na farafaharatsiny .mg dia mba azo eritreretina.
16. Mirananirina ( 27/04/2009 15:39)
misaotra aki a Ramirez a!
ka indry nilaza hoe tsy hano sera politika intsony fa bedi'ny Andriandahifotsy ramenasofina,
dia iny koa aho mba nandeha!!!
ndry ihany tsinona no mba mahazaka choc eto, fa raha ry YUka sy ry noue,sy ry majakely eo ihany saingy mbola categorie ambany lohalika

mampamangy andramenasofina ao e! na izany aza marina ihany ny azy raha sakanany indry, fa satria

ry OAY mody zokivavy zokivavy, nefa hita be izao fa anadahy tsy fady ry zalahy , ka sao....leiry iny bôgosy ihany izay, fa tsy toa an-drahery sy ra-peguin

mila vazimboaana kely aloha, fa alao hanao trosa DJama etsy @ ndra-girity etsy ambany e!

glou glou glou......

ra salopard a,efa tonga ny hafatrao fa misaotra betsaka hono,dia amporisihina aho .ho eto ihany :lol:
17. Noue ( 27/04/2009 16:04)
lasa nivadika zavatra hafa indray ny dinika ato :^) :^) :^)

Hery, misaotra nizara ee!
18. Oay ( 27/04/2009 16:08)
Noue:

lasa nivadika zavatra hafa indray ny dinika ato :^) :^) :^)

Hery, misaotra nizara ee!

Ity misy adino ka latsaka:

Ce que le président Marc Ravalomanana n’a pas dit ou feint d’oublier, c’est que le FMI a dénoncé diplomatiquement, l’achat de Force One two. Auparavant, ce gendarme des finances mondiales a aussi dénoncé les détaxations. Mieux il avait pointé du doigt des opérations de changes effectuées par Marc Ravalomanana directement à la Banque centrale, sans passer par le Marché interbancaire des devises (MID).
19. Noue ( 27/04/2009 16:21)
io koa i Oay fa manao copier-coller @ io tsss :^) :^) :^) :^)
20. Oay ( 27/04/2009 17:03)
Noue:

io koa i Oay fa manao copier-coller @ io tsss :^) :^) :^) :^)

Noue a! io zavatra io saika adino d latsaka fa hita ihany ka d nentina aseho ny vahoaka ka mialatsiny indrindra raha nadika-napetaka ilay izy hihihi...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5016