Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
14/05/2008 08:16)
Ireo op ao amin'ny karajia
Mba tsara ampahafantarina antsika ihany angamba hoe iza avy moa izao ny op na mpandrindra ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao.
Amin'izao fotoana izao izahay dia misy 12
lanto, anarim,...
tohiny
novalian'i Naniie ny 03/07/2008 07:38
hery
(
05/05/2008 16:13)
Antihery
Salama daholo,
Sao misy namana hafa koa mandray hafatra hafahafa avy amin'izany Antihery izany? :-)
Efa olona 3 izao no nitaraina mantsy.
Hery...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 16/05/2008 14:34
hery
(
17/04/2008 15:59)
Rossy tonga ao @ RVG
Ie, tonga ao amin'ny Radiovazogasy.com koa ny album Ino Vaovao farany nataon'i Rossy.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=ino+vaovao dia angataho sy alaharo...
...
tohiny
novalian'i milaibe ny 18/04/2008 05:35
hery
(
09/04/2008 15:12)
Vakansy kely :-)
Araka ny hitanareo dia mijanona kely aloha ny fanamboarana isankarazany fa vakansy kely mandritra ny 3 herinandro eo ho eo :-)
Dia eny Analamanga Parc mihaona izay tratra e...
Miadana be le conn...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 10/04/2008 09:14
hery
(
27/03/2008 17:11)
forum.serasera.org v.2 beta
Nohavaozina kely ny forum.serasera.org. Mampiasa ny voatra faran'ny solaitra izy amin'izao fotoana izao. Mbola tsy vita tanteraka ny fanavaozana fa namindra azy fotsiny aloha no natao.
Raha misy olan...
tohiny
novalian'i Gie ny 04/04/2008 08:09
hery
(
20/03/2008 11:11)
Taranak'andevo
Tsy hoe hi-polemika aho fa rehefa dinihina dia resaka fahateren-tsaina sy fahalalahan-tsaina ny tsy fanekena na fanekena ilay resaka hoe taranak'andevo.
Fantatsika rehetra tsara fa NISY (indrisy) n...
tohiny
novalian'i odilontodisoa ny 20/08/2017 12:08
hery
(
13/03/2008 14:18)
In indray no manaraka ooo
Inona indray ny film vaovao fa toa izay alaina mandany andro fotsiny :-)
Jumper ve milay? Vao hoe Matt Damon mantsy dia ohatran'ny manitona.
...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 16/03/2008 09:40
hery
(
07/03/2008 10:33)
Momba ny serasera
Betsabetaka ihany ny resaka momba ny serasera sy ny "admin" tato ho ato ka eto no ezahiko hamaliana sy handravonana azy indray mandeha (ary fantatro fa tsy maintsy mbola haverimberina ihany satria tsy...
tohiny
novalian'i ds ny 14/03/2008 00:03
hery
(
07/03/2008 08:28)
Ariary zato am-pandriana tsss
Raha gasy izao no nanao an'izao dia lazaina fa kamo lahy :-) http://hery.blaogy.com/post/4/4344...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 17:22
hery
(
03/03/2008 11:42)
VCD Majeur 7 amidin'ny Radiovazogasy.com
Ie, raha sendra liana dia http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p47a382c4611e6 fa amidin'ny Radiovazogasy.com 8 euro ny VCD faran'ny tarika Majeur 7. Tafiditra ao anatin'io ny saram-pandefa...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 03/03/2008 13:26
hery
(
22/02/2008 09:31)
Wééé Tonga soa RAMBO IV
Yes... milay. Milay noho ny taloha mihitsy satria hita hoe plus humain i leiry :-) miha antitra.
Toa izao ny afisy tetsy @ Video Mahavoky
Ainga Be
Gidragidra 100%
...
tohiny
novalian'i penina ny 09/03/2008 00:42
hery
(
14/02/2008 13:37)
Site lalao, ok
Efa miverina tsikelikely ny site lalao.serasera.org http://lalao.serasera.org taorian'ny fanafihan'ny Turque azy :-) (manao tête de turk marina)
Raha mbola misy blem dia lazao eto ihany
Merci e...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2008 07:04
hery
(
14/02/2008 08:34)
Dokambarotra serasera [2]
Nivoana ilay resaka tatsy ambadika dia noraofin'ny voirie, ka hapetrako eto ny tohiny.
Misaotra antsika fa nitombo indray ny mpi-kliky. Afak'omaly dia 53 fa omaly kosa dia 87. Dia hirariana mba hi...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/02/2008 09:52
hery
(
13/02/2008 11:45)
Sola Scriptura 2
12 ny mpianatr'i Jesoa. Samy nasaina nampianatra sy nitory ny filazan-tsara avokoa.
Nisy tamin'izy ireo no nanoratra satria afaka nanoratra ka voatahiry ao anaty [b]Baiboly[/b] ny nosoratany. Firy ...
tohiny
novalian'i prime ny 26/02/2008 11:33
hery
(
08/02/2008 07:58)
Fivorian'ny handray anjara @ tetikasa Telomiova.org
Raikitra izany ny fivorina @ 16 febroary ao Antananarivo, ka dia tongava maro izay mazoto andray anjara an'i tetikasa Telomiova. Ary afaka mitondra namana izay mazoto hiara hiasa sy tehy halala bebe k...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 18/02/2008 14:20
hery
(
07/02/2008 08:12)
John Rambo
Zah tena tia Rambo hatr@ mbola kely... milay ve le John Rambo vao nivoaka io?
Efa antitra ihany i leiry aloha fa asa raha mbola mitana....
tohiny
novalian'i heribe ny 14/04/2008 16:12
hery
(
31/01/2008 12:25)
Blaogy vazivazy mahaliana :-)
Efa hitanareo? Dia mahafinaritra ilay hevitry ry zareo tia vazivazy.
http://blagyvazivazy.blaogy.org/2008/01/25/tonga-soa/
Hery...
tohiny
novalian'i mitia04 ny 07/02/2008 06:51
hery
(
31/01/2008 07:49)
Maninona indray ny katolika?
Betsaka mihitsy tato ho ato ny fanontaniana mipetraka momba ny finoana katolika. Fahasoavana daholo izany satria matoa liana ny olona dia misy zavatra mahaliana ao izany. (Tahaka ilay ohatra nataoko i...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2008 22:52
hery
(
30/01/2008 11:01)
Hira mety hatao raha hanao hanao fety kely?
Mba tohizo hoe ity lisitra vitsivitsy eto ambany ity? Hira ho azo hiraina sy handihizana amin'ny fety gasy tsotsotra. Fety mety hoe atomboka 21h ka hatramin'ny 1h du mat. Fety tsotra fotsiny fa tsy h...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 04/02/2008 14:07
hery
(
30/01/2008 07:52)
Fanesorana dinika
Alohan'ny hanoratra eto amin'ny forum, alohan'ny hanontany hoe naninona ny dinika napetrako no voafafa, sns... dia http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy
Raha tsy hita ao ny valiny ...
tohiny
novalian'i kiadi ny 14/02/2008 16:44
