Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
15/01/2008 08:42)
Mandeha ve ny TGV ao e
Mba manontany izahay aty hoe mandeha ihany ve izao TGV ao Antananarivo izao? Sao dia mitombona ilay ahiahy nandritra ny fifidianana hoe ny TGV no mahamaika kanefa ny lala-masinina aza tsisy?
Efa mano...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/01/2008 05:26
hery
(
10/01/2008 15:32)
Mitady mpiasa ny serasera
Ny serasera.org dia miantso namana vitsivitsy handray anjara amin'ny tetikasa vaovao izay hataony manomboka amin'ity 2008 ity.
Ny namana ilaina dia:
- Mpikambana eto amin'ny serasera
- Manana f...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2008 19:29
hery
(
07/01/2008 09:35)
Tetikasa Telomiova (Internet, Malagasy mivelatra)
[b]Ny niandohan'ny tetikasa[/b]
Teraka taorian'ny fahitana ny zava-mitranga ao Antananarivo ny tetikasa Telomiova: ny fahitana ireo fitaovana fifandraisana amin'ny aterineto izay natao hampiasaina ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 16/02/2008 16:50
hery
(
05/01/2008 07:21)
Gasy any Kenya
Mafanafana ny ao Kenya ao andro vitsivitsy izay. Omaly maraina aloha mba heno hoe nilamindamina. Asa manao ahoana daholo nareo Malagasy ao? Misy fantatro vitsivitsy fa dia mitondra anareo am-bavaka e....
tohiny
novalian'i dadasy ny 01/03/2008 16:47
hery
(
28/12/2007 09:23)
Ho an'ireo milaza ho tsy mpino :-)
Aleo koa mba handefa hafatra ho an'ireo tsy mpino eto amin'ny serasera.
Tsy vao izao, ary tsy vao ny Gasy, ary tsy vao ianao, no tsy nino teto antany. Betsaka izy ireo... hatramin'izay mihitsy, ary...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:44
hery
(
15/12/2007 19:52)
Fikorontanana teknika eto @ serasera
Manahoana daholo,
Hatramin'ny omaly dia nisy fikorontanana kely (na be) ny serasera. Mbola tsy fantatro tsara izay mitranga fa izao aho vao afaka miditra eto :-) (mbola tsy maintsy mamelon-tena e)
...
tohiny
novalian'i tslem ny 21/12/2007 14:56
hery
(
12/12/2007 11:07)
Mampidira sary mirary soa ny namana @ Krismasy
Miarahaba ny rehetra,
Andao hilalao kely.
Te hametraka sary fiarahabana noely sy taombaovao eo amin'ny pejy fandraisana aho. Sarin'ny namana iray izay mampiseho izany fiarahabana izany no tiako ...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 18/12/2007 22:29
hery
(
07/12/2007 09:58)
Hi-blaogy amin'izay?
Misy torolalana tsotra sy fohy ho an'izay te hanana blaogy ato : http://hery.blaogy.com/post/4/3761
Koa raha liana dia midira mi-blaogy amin'izay e....
tohiny
hery
(
06/12/2007 09:32)
Antsonjombe sa Tsena ho an'ny vahoaka?
Zah tsy hiresaka zava-bita... fa ny zavatra hatao no tokony hojerena.
Inona tokoa no maika ao Antananarivo izao? Ny kianjabe Antsonjombe ve sa ny hanamboarana Tsena hiveloman'ireo izay voatery mivaro...
tohiny
novalian'i istraky ny 08/12/2007 12:56
hery
(
05/12/2007 10:56)
Ny Arema no manohana an'i Andry TVG ?
Honohono daholo. Fa toa hoe nandefasan'i Pierrot Rajaonarivelo vola be hono i Andry TGV hanaovana fampielezan-kevitra? Dia toa hoe efa talen'ny fampielezankevitry Lalatiana Ravololomanana tamin'ny fif...
tohiny
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:34
hery
(
22/11/2007 13:21)
Fisaorana sy revy mitohy :-)
Salama daholo,
Manampotoana hijerena internet amin'izay aho dia tsy hay ny tsy hisaotra antsika namana rehetra any Dago izay tratra nihaonana na teny antokotanibe na teny amin'ny sisiny.
Ialana ...
tohiny
novalian'i Darlin ny 24/11/2007 19:01
hery
(
26/10/2007 07:01)
Tongava amin'ny Antananarivo mi-blaogy 4.1
Araka ny resaka izay nampitaina tamin'ny [url=http://tattum.canalblog.com]antananarivo miblaogy 4.0[/url] dia hisy fihaonana dinik'asa ho an'ireo izay liana te hiara-hiasa aminy ny mpi-blaogy malagasy...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 04/11/2007 04:11
hery
(
22/10/2007 10:31)
Cybercafe malaky eto Tanà?
Somary sahirana mitady cybercafe aho rehefa mandalo eto Tanà. Aiza ho aiza kay no mety misy tsara?
toerana mety hanaovana accès FTP dia misy mirc sns...
Misaotra e....
tohiny
novalian'i bitrokel ny 30/10/2007 17:49
hery
(
15/10/2007 17:01)
Vavolombelona III
:-) (Alefako koa ny ahy)
Asa raha fantatrareo ry namana isany (io ilay fampandriana adrisa :-) ) fa misy namana eto amin'ny serasera rehefa teneninareo hoe tena namana dia manaiky. Dia rehefa kotik...
tohiny
novalian'i Papoose ny 26/10/2007 19:19
hery
(
12/10/2007 08:34)
Bloké hoe niryna???
Tato ho ato dia mahita resaka mitsipalotra tsindraindray aho avy amin'i niryna hoe sakanana tsy mahita hafatra eto amin'ny forum izy.
[apetrako eto ity fa sao misy hafa voa koa]
Izany hoe mahita...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/10/2007 13:43
hery
(
11/10/2007 07:38)
Mitady katolika namana hanampy :-)
Salama daholo,
Mitady mpanampy vitsivitsy (na maromaro) vonona hanome tanana izahay ao amin'ny katolika.org.
Raha ohatra ianao ka Katolika ka mba manana fotoana kely, ary vonona ny handray anjara ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/10/2007 20:59
hery
(
09/10/2007 13:32)
Tsy mila resa-be
Marina fa ny baiboly dia misy pejy anjatony... ny an'ny katolika aza moa mahery ny arivo...
Marina fa Andriamanitra dia lehibe tsy hita pesimpesenina...
Marina fa nomena hafatra ny kristianina hoe A...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:40
hery
(
01/10/2007 06:46)
Nisolo akanjo ny Madagascar Tribune
Oh la la yes :-)
http://www.madagascar-tribune.com/ fa nahazo akanjo vaovao ny site-n'ny Madagascar Tribune. Mahafinaritra ny endriny. Mampiasa fitaovana antsoina hoe SPIP izay afaka misahana tokoa ...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/10/2007 15:03
hery
(
28/09/2007 15:22)
19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
Araka ny fantatrareo dia tsy niaraka nivoaka daholo ny site-n'ny serasera fa nivoaka tsikelikely :-)
Ny site namana.serasera.org dia nivoaka hiseho vahoaka tamin'ny 19 oktobre 2002 izany hoe 5 taon...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 22/10/2007 14:18
hery
(
25/09/2007 10:42)
Nahoana no tsy afaka mamafa anarana
Fanontaniana matetika mitranga ity ka hovaliako eto dia mba ampitapitao amin'izay sendra mila valiny.
Tsy misy fanalàna anarana eto amin'ny serasera fa rehefa tiana ho voafafa ny anarana dia tsy m...
tohiny
novalian'i majakely ny 25/09/2007 11:24
