Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 06/04/2007 11:20)
lol be
Tena toran'ny meh za nahita an'ity fa tsy lainga. Mba tiako ho hita koa i Doudou Michel mihira Kilalaka =))=)) http://klipgasy.blogspot.com/2007/04/tsiliva-i-love-you.html ... tohiny
novalian'i Stretch ny 07/04/2007 13:52
hery ( 06/04/2007 11:13)
Melky be mpitia
Ie, ilay hiran'i Melky hoe Ianao no tiako io no be mpakafy indrindra ao amin'ny Radiovazogasy. http://radiovazogasy.com/?rub=radio/favoris ny lisitra... tohiny
novalian'i lancia ny 17/04/2007 13:34
hery ( 04/04/2007 09:33)
Takelaka.org nohatsaraina kely
Manahoana indray, Nohatsaraina kely ny [url=http://takelaka.org]takelaka.org[/url]. Raha misy takelaka GASY fantatrareo, na ny takelakareo ihany koa, dia azonareo apetraka ao. Ny mahatsara ny ta... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/04/2007 15:29
hery ( 02/04/2007 13:06)
Ao amin'ny tononkira i Voahangy
Hitako misy hafatr'i Voahangy mpanakanto (Torabato miverina) ao amin'ny tononkira. Koa raha tsy poisson d'avril dia mino aho fa miaraka amintsika ao amin'ny tononkira tokoa i Voahangy. http://tononki... tohiny
novalian'i cutie ny 03/04/2007 22:34
hery ( 28/03/2007 08:42)
Ho an'izay hifidy
Mety betsaka no misalasala manoloana an'ity fitsapakevibahoaka ho avy ity. Hanao Eny sa hanao Tsia. Ny zavatra tokony ho fantatra fotsiny dia fitsapankevibahoaka momba ny lalam-panorenana io. Izany... tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2007 21:19
hery ( 27/03/2007 21:32)
Lehibe sy zaza: Marimaritra iraisana
Zavatra tsapako tato ho ato teto amin'ny serasera ity ka holazaiko anareo... dia izay fitsaranareo azy. Ekena fa ny serasera dia natao ho an'ny rehetra, manomboka hatr@ 13 taona ka hatramin'izay an... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 11:19
hery ( 23/03/2007 10:12)
Ny aza be vava ihany wah
Polemika kely :-) Nisy film izay hitako omaly mikasika tantarana kofa sy sipa iray nifankatia dia nisaraka. Dia ady be mihitsy no nisarahandry zareo. Ilay sipa tena nanao vava be mihitsy talohan'ny h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 18:26
hery ( 13/03/2007 14:16)
Hoy Kardinaly?
Misy endrika fanalam-baraka ankolaka ihany eto amin'ny dinika Fivavahana sy Finoana rehefa misy resaka hoe Pretra sy Relijiozy tsy manambady. Tsy ny Pretra sy Relijiozy resahina no tiako lazaina eto f... tohiny
hery ( 01/03/2007 09:17)
Aza mitsahatra mamafy.
Tadidinareo ilay [url=http://baiboly.org/toko.asp?boky=Marka&Toko=4]Mpamafy nivoaka hamafy[/url]? Amin'izao fotoana izao angamba dia io no tena tokony hataon'ny mpino. Mamafy... ary tsy mitsahatra mam... tohiny
hery ( 28/02/2007 11:56)
VCD Vaovao Mima : 100% avec toi
Ho anareo izay te hividy an'ilay VCD VAovaon'i Mima (Avec toi 100%) dia ireto no toerana ahafahana mividy azy. VCD BAZAR BE 10, rue du 14-Juillet 94 270 Kremlin-Bicêtre Tél: 01 46 58 15 64 ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 15:30
hery ( 28/02/2007 10:29)
Ny toa izao no ilana ny vavaka
Tadidiko ny tenin'ilay mpampianatra anay izay P. Gabriele Navone (sady navoakany boky) hoe Ny vavaka dia Tolona fa tsy Sento. Ny finoana dia tsy resabe hoe tena nisy ve Adama sy Eva, na hoe firy ny fa... tohiny
novalian'i cutie ny 04/03/2007 23:11
hery ( 22/02/2007 16:54)
MAP - Madagasikara Am-Perinasa
Ho an'ireo izay mbola tsy nahita tany ho any dia misy an'io tahirinkevitry ny MAP io ihany koa azonao alaina ato. http://malagasy.it/?rub=pages/page&page_id=p45d7aa4a8ed5c ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:47
hery ( 14/02/2007 10:53)
Maria o, mba tantano ny dianay,
Sao mba misy manana an'io tononkiram-pivavahana io kay azafady fa ilaina maimaika ihany? Misy hoe Ry Maria o, mba tantano ny dianay .... re, fa zanakao zahay etc... Misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 17:23
hery ( 12/02/2007 12:07)
Ampiasao toa izao ny blaogy.org
Manahoana daholo, Isika namana rehetra eto amin'ny serasera dia afaka mampiasa ny blaogy.org hametrahantsika ireo zavatra manokana izay tsy tafiditra eto amin'ny forum, na koa tiana hotehirizina ma... tohiny
novalian'i sitlo ny 14/03/2007 05:30
hery ( 06/02/2007 18:01)
Novaina: Momba ny tsikeran'ny sary
Manomboka izao, raha olona nosakananao tsy handefa hafatra ho anao dia voasakana tsy hametraka tsikera ihany koa. Tandremo, raha sakananao tsy hametraka tsikera ny namana iray dia voasakana tsy ha... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/02/2007 22:06
hery ( 24/01/2007 17:06)
Sao dia mahaliana indray.
Nofintiniko eto ambany ny fanazavana. Raha mahaliana dia mandraisa anjara. http://hery.blaogy.com/post/4/2455 Misaotra.... tohiny
novalian'i vale ny 28/01/2007 13:09
hery ( 04/01/2007 10:06)
Mailaka @namana.serasera.org = mailaka @serasera.org
Vaovao mahafinaritra ho antsika izay efa mampiasa ny adiresy solonanarana@namana.serasera.org Manomboka izao dia mety daholo ny solonanarana@namana.serasera.org sy ny solonanarana@serasera.org ka n... tohiny
novalian'i xxx ny 06/01/2007 19:43
hery ( 20/12/2006 13:18)
[Hira] Nankaiza i Pety
Hira nalefan'i Voarabe ao amin'ny lisitra.serasera.org http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/27604 ny orizinaly Hiraina tahaka an'ilay hoe "Nankaiza i Margrity" hono :-) Nankaiza i ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2006 22:32
hery ( 18/12/2006 12:08)
3v = 3s
In le 3v de in le 3s raha 3v = 3s ? :-w... tohiny
novalian'i pissoa ny 25/12/2006 21:53
hery ( 06/12/2006 13:51)
Klip gasy
Sendra hitako teny fa sao mahaliana [url]http://klipgasy.blogspot.com[/url]... tohiny
novalian'i kitjo ny 16/12/2006 17:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2281