Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 21/09/2007 08:19)
Mangingina ny infogasy.net
Mangingina tato ho ato ny site-n'ny [url=http://infogasy.net]infogasy.net[/url]. Dia aparitaka kely eto indray. Nisy fihaonan'ireo mpikambana tany Dago omaly ka asa nanao ahoana. Dia mba tsiditsidi... tohiny
novalian'i DotMG ny 22/09/2007 05:54
hery ( 20/09/2007 22:52)
Ny fanahy tokoa no olona
Hitako manjary miitatra be ilay resaka fivavahana sy fiangonana eto amin'ny serasera. Tsara izany fa be tokoa ny liana. Ezahina averimberina ihany anefa ilay fitsipi-dalao. Olona samy nahita fianarana... tohiny
novalian'i ragany ny 08/10/2007 06:59
hery ( 19/09/2007 14:42)
Raharaha Bahamas: tokony hitory daholo
Ataoko ato amin'ny resaka toekarena izy ity rehefa mitady azy ianareo amin'ny manaraka. Momba ilay hoe hay resaka fopla ilay Bahamas dia mino aho fa betsaka ny gasy no voa tamin'io. Mety misy tsy m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/10/2007 09:17
hery ( 13/09/2007 13:30)
Tsy ho an'ny kristianina irery ny Serasera.org
Mamintina ny zavatra tiako holazaina ilay lohateny. Nahita resaka momba ny silamo nalefan'i ann aho ato. Dia toa sakana sns no nanjo azy. Koa tiako hamafisina fa tsy natao ho an'ny Kristianina irer... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:14
hery ( 07/09/2007 09:57)
Maty omaly i Pavarotti
Efa samy naheno angamba fa mba tiako hozaraina eto fotsiny hoe maty omaly i Luciano Pavarotti ilay mpihira amin'ny Opera malaza iny. ... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2007 21:58
hery ( 29/08/2007 07:34)
Efa nanandrana nikarajia?
Efa nanandrana ny karajia ao amin'ny serasera ve ianao? [url=http://karajia.org]karajia.org[/url] Misy hafatra nalefako any momba ny karajia :-) Azonao apetraka eto ambany ny tohin'ny resaka.... tohiny
novalian'i doumdoum ny 19/09/2007 16:09
hery ( 23/08/2007 15:53)
Tonga indray e... hendry tsara daholo? :-)
Izay vao tena vita ny fialantsasatra. Inona ny vaovao teto? :-p Toa henoko hoe nandalo teto i ranona dia ni-xxx dia avy eo voadona i ranona dia nananona? :lol: 'Nareo ireto wah. Eto indray isika iz... tohiny
novalian'i sympa ny 27/08/2007 14:43
hery ( 10/08/2007 15:53)
Takelaka notsongaina
Hitantsika fa misy takelaka notsingaina miovaova (isaky ny atsasakadiny) miseho ao amin'ny pejy fandraisana. Ny takelaka mitranga ao dia ireo izay ampidirina ao amin'ny [url]http://takelaka.org[/url] ... tohiny
hery ( 07/08/2007 09:49)
Bokin'ny Fahendrena
Misy boky vitsivitsy (boky 7) tsy hita ao amin'ny Baiboly dika protestanta kanefa dia ao amin'ny dika katolika. Tsy hanazava ny antony aho eto fa te hizara aminareo fotsiny hoe inona avy izy izany. ... tohiny
hery ( 06/08/2007 13:08)
Baiboly katolika... en ligne
Miarahaba, Efa azo ampiasaina soa amantsara ny baiboly dikateny katolika eto amin'ny Internet (dikanteny 1938 ). Ny adiresy dia [b]http://baiboly.katolika.org[/b] Ny fampiasana ny toko sy ny and... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 06:22
hery ( 03/08/2007 08:39)
Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
Hita ao amin'ny dikateny iombonana DIEM fa [b]Jesoa[/b] no anarana iantsoana an'i Jesoa fa tsy [b]Iezo[/b] na [b]Jezo[/b] na Jeso (Fampiasan'ny katolika amin'ny bokiny hatrizay ireo http://baiboly.kat... tohiny
hery ( 26/07/2007 12:37)
Hira vaovao ao @ RVG
Hira vitsivitsy vao nampidirina ao amin'ny Radiovazogasy.com 1. Clo Mahajanga - MegaMix 2. Firmin - Baholy 3. Mamy Gotso - Asio tsapiky amizay 4. Melky - Faut pas compliquer la vie 5. Ndondolah... tohiny
hery ( 17/07/2007 08:12)
Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"
Mety ho possible ve aminareo hoe any aoriana any dia ho foana (tahaka ny fanandevozana) ny fivarotantena? Dia hisy ankalazaina isantaona amin'izay ny Tsingerintaona namongorana ny fivarotantena. To... tohiny
novalian'i mangidy ny 02/08/2008 20:45
hery ( 16/07/2007 09:15)
Ny Admin :-)
Sendra hitako nampihomehy tany ho any fotsiny [img]http://img478.imageshack.us/img478/5775/11343479728272mo7ae3uetl0.gif[/img]... tohiny
novalian'i dadie ny 28/07/2007 09:14
hery ( 03/07/2007 10:39)
Paris By Night serasera :-)
Aleo atao hevitra vaovao eto ilay izy fa tohin'ilay tatsy ambony ihany. Toa izao aloha ny tapaka. Fotoana: "Vendredi 13" jolay alina Toerana: Paris dia arosoy ny hevitra Zavatra atao ofisial... tohiny
novalian'i kelly13 ny 20/07/2007 17:34
hery ( 28/06/2007 07:34)
Resaka katolika: Nandainga ny gazety Taratra
Navoakan'ny gazety Taratra tamin'ny gazetiny omaly fa hoe tsy tonga ny solotenan'ny katolika tamin'ny fankalazana ny 26 jiona ary banga ny toerana http://www.les-nouvelles.com/taratra/default.php?file... tohiny
novalian'i kanota ny 08/07/2007 02:03
hery ( 26/06/2007 08:15)
Kilalao 26 juin
Ireto no filalaonay fahiny rehefa fetin'ny 26 juin. - Harendrina - Jiro kapoaka - Tsipoapoaka Toa izao no paoziny. Raha liana amin'ny fitantarana bebe kokoa dia http://hery.blaogy.com/post/4/30... tohiny
novalian'i cutie ny 02/07/2007 23:12
hery ( 19/06/2007 08:44)
Fitaovana ampiasain'ny serasera
Miarahaba antsika rehetra. Mahafaly ny milaza amintsika fa nampitomboina iray indray ny lohamilina (serveur) miasa eto amin'ny serasera. Izany no natao dia mba hanatsarana hatrany ny tolotra aroso ... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 07:32
hery ( 14/06/2007 13:27)
Takelaka hafan'ny serasera
Fantatrareo daholo ve ny takelaka hafan'ny serasera? Misoratra eo amin'ny [url]http://namana.serasera.org[/url] daholo izay tadidiko :-) [img]http://farm2.static.flickr.com/1423/547786095_583b8e1f5... tohiny
novalian'i kelly13 ny 15/06/2007 18:19
hery ( 12/06/2007 09:17)
Hira Ankalazao ny Tompo
Tafiditra ka azo alahatra sy henoina ao amin'ny Radiovazogasy.com ny hira 94 an'ny Ankalazao ny Tompo. http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=Ankalazao+ny+tompo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 23:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.24