Resaka katolika: Nandainga ny gazety Taratra
1. hery
(
28/06/2007 07:34)
Navoakan'ny gazety Taratra tamin'ny gazetiny omaly fa hoe tsy tonga ny solotenan'ny katolika tamin'ny fankalazana ny 26 jiona ary banga ny toerana http://www.les-nouvelles.com/taratra/default.php?file=article&mode=detail2&id=7091 nony nojerena anefa ny sary http://www.madagascar-presidency.gov.mg/album/disp_img.php?id_img=6751 dia tonga soa amantsara ny Arsevekan'Antananarivo Mgr. Odon Razanakolona nolazainy fa tsy tonga.
Maika ny hampiady ve sa tsy miasa tsara?
Toa tsy mampino intsony ny lazain'ny gazety raha izao.
Maika ny hampiady ve sa tsy miasa tsara?
Toa tsy mampino intsony ny lazain'ny gazety raha izao.
novalian'i kanota ny 08/07/2007 02:03
2. ranitse
(
28/06/2007 08:02)
Ny resaka gazety aloha dia betsaka ny tsy azo andraisana antendrony. Noho izany na izy samy gazety aza dia ahitana hevitra samihafa amin'ny zavatra iray koa anjaranao mamaky no manadihady fa tsy hety hitombona mihintsy hoe samy marina nefa mifanipaka.
3. pimaso
(
28/06/2007 08:06)
hery > ny marina dia tonga daholo ny solontenan'ny Fiangonana (04) ao @ FFKM, tao @ St Joseph Mahamasina ny 24 juin 2007 + ny PM sy ny gouvernement
Misaotra,
;-)
Misaotra,
;-)
5. mandrindra
(
28/06/2007 08:27)
tsetsetsetsa tsy aritra ny ahy, amin'ilay sary fa maninona no misy ny manana saina dia misy ny tsy mana-tsaina???:wink:
6. ranitse
(
28/06/2007 08:29)
Manana saina fa saina maloto. Mamahandalitra, rehefa hampidirana vola na lainga aza afafy ka dia izay fidonany hoi izy. Mila mandinika tsara ny vahoaka rehetra.
7. Fiffi
(
28/06/2007 15:09)
hery:zay foana no mba lazaiko hoe : aleo hiany mitandrina am zay lazain'gazety.....
Toa tsy mampino intsony ny lazain'ny gazety raha izao.
8. lamie
(
28/06/2007 17:44)
betsaka ny efa nolazaiko teto @ serasera moban'ny mpanao gazety re'olona a!sasatra aho manazava ny tena marina fa be koa ny tsy nino!DOMAZY!!!8)8)
9. marozevo
(
28/06/2007 22:41)
Misy manova resaka sahady koa io.....
Saina maloto hono.... Mahavariana isika ireto marina eh.
Saina maloto hono.... Mahavariana isika ireto marina eh.
10. ranitse
(
29/06/2007 01:42)
Ka tsy saina maloto ve ny mizara vaovao lainga e? Hafa ny Sainampirenena ary hafa ny Saina maloto efa voalazako hoe mamahandalitra. Inona no mahavariana anao?
11. mandrindra
(
29/06/2007 11:52)
marozevo, aleo izay manova resaka ho any fa aza valiana fotsiny eeee:wink:
12. Zazala
(
30/06/2007 01:02)
Non tsy navandy akory ny gazety Malaza fa saingy tara be i katolika, nefa mpanao gazetin'ny malaza efa lasa ko. Tafaran'ny mpanao gazety lasa d tonga ny katolika. Mbola tsy vita anie ny fety efa nivoaka io gazety io é!
Fa ity kosa no tena gidra b http://madagasikara-soa.com/chroniques.php?ID=38
Fa ity kosa no tena gidra b http://madagasikara-soa.com/chroniques.php?ID=38
13. rahiratra
(
30/06/2007 01:33)
Olona lasa aloha tsy mahita ny fiafarany angaha afaka mizara vaovao ry Zazala? Izany no tokony fizarana vaovao aminao ve ry Zazala. Miditra dia mivoaka dia izay hita eo aseho angazety. Olona tahaka itony Zazala itony no mihevitra mahay sy mitady laha-tsoratra angazety nefa miteniteny foana. Izany aminy no tsy mavandy, izany mijery tapany izany. Raha mpitsara ianao izany dia ahoana ry Zazala vendrana ity?
14. Zazala
(
30/06/2007 02:33)
Nareo kosa tsy mba mety hifampraharahana ko, izaho anie ka milaza ny zava nitranga fotsiny e! enao indray ohatran'ny sosopa ko tsssssssss.
15. rahiratra
(
30/06/2007 02:42)
Efa miasa ny "internet" ary izay vaovao zarainao avy dia mahita azy izao tontolo izao. Tsy ny zavatra tsy izy no tokony zaraina. Tsy fahaizana miasa izany. Marina fa kely ny saosy ary tsy mahalafo raha tsy misy zavatra manaitra nefa tsy rariny ny mavandy. Tsy mavandy hoy ianao fa ahoana no tokony ho izy. Rehefa mba mihevitra ny mahay dia asehoy ny tena fahaizana fa aza ny havendranana no aseho vahoaka. Zazala Foaka.
18. xxx
(
30/06/2007 14:22)
tsy gaga ve ianareo hoa misy secret tafavoaka?alefaso ny eritreritra fa sao noforonina no betsaka!raha nisy laharana marina 1 dia notohizana atao tantara!tena manan-talenta tokoa!Hatramin'ny fanjanahana dia nilaina tokoa ny katolika,io katolisisma io dia nafafy ary noterena aza ny maro ho katolika, tafitaina daholo ny kato,nitondra ny toerana mitondra avokoa(directera)nanjaka tokoa ny kato, nony niova protestanta ny filoha dia tsy dia nanana fahefana ny katolika,tsy mety izany hoy ny foibe fa sao ringana sy adino io katolisisma io,izany no mahatonga izao fihetsika izao!
19. rahiratra
(
01/07/2007 02:29)
Aza asiana resaka Katolika sy Protestant ry xxx fa ny fampandrosoana samy manao izay tandrifiny an. Rehefa manao diso dia aleo ho voaroaka fa aza asisika ny ady finoana fa lalinabe io.
20. bozyboleta
(
02/07/2007 05:17)
Tsy nandainga ny Gazety Taratra ka!
Teny Mahamasina ny eveka fa tsy nandeha teny Iavoloha nanatrika ny fanasan'ny Filoha rehefa vita ny matso.
Teny Mahamasina ny eveka fa tsy nandeha teny Iavoloha nanatrika ny fanasan'ny Filoha rehefa vita ny matso.
