Resaka katolika: Nandainga ny gazety Taratra

21. rahiratra ( 02/07/2007 06:03)
Tehafo izy izany rehefa mahay. Ny sasany miresak mahamasina ny sasany miresaka matso. Na tsy teo na teo ny Katolika azo atao ahoana fa ny Katolika mihintsy no nilaza fa tsy misy olana ny maha-Protestanta ny Filoha alohan'ny hifidianana ny filoha amin'izao fotoana. Koa inona indray no asesika eo. Amin'ny manaraka koa aza mbola ny Secte Maiol no milaza fa hitondra. Aleo hifampijerena eto daholo fa resaka finoana finoana io.
22. xxx ( 07/07/2007 06:05)
Ny kato no mampahantra ny firenena malagasy eny fa na ny erantany aza , fa mba alefaso lavitra ny saina e! nefa aza kivy fa fa mbola ho avy ny fotoana hivoahan'ny marina
23. kanota ( 08/07/2007 02:03)
Aza miteniteny foana kosa fa tsy manaiky izany resakao izany aho ry tsy fantara xxx. Ny Katolika manana ny mahaizy azy fa ny Malagasy Katolika angamba raha tsy mahay dia tsy ny Katolika no resahana. Sahala ny Frantsay io. Ny Malagasy mpisololelaka amin'ny Frantsay no tsy nahay nitondra sy hampandrosoana an'i Madagasikara fa ny Frantsay ao anaty G8. Probleman'ny Malagasy dia resaka Malagasy fa ny Katolika erantany tsy vendrana ary na ny resaka organisation sy ny management na accountant io dia anisany nanana ny anjarany nanaparitaka ny Katolika. Ny resaka Galilea moa iny resaka hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.068