Liste des messages
Liste des messages, inserés par hery, par ordre de date
hery
(
12/11/2006 01:35)
Fifaninanana "Ampitampitao ilay Serasera"
Ny takelaka serasera.org dia mikarakara fifaninanana voalohany mitondra ny lohateny hoe [b][i]"Ampitampitao ilay Serasera"[/i][/b] izay manomboka ny 12 novambra 2006 ary mifarana ny 20 desambra 2006 m...
suite
répondu par HeryLo le 16/12/2006 06:20
hery
(
30/10/2006 09:03)
Babel...
Raha tia an'ireny film mikasika tantaram-piainana izay tena mety hisy ireny ianareo... ary mankafy an'i Brad Pitt... dia jereo ihany ilay [url=http://movies.yahoo.com/movie/1808746699/info]Babel[/url]...
suite
répondu par fali le 27/12/2006 09:20
hery
(
25/10/2006 16:25)
I anona ihany no i anona
Tato ho ato aho dia misy namana mandefa hafatra hoe i anona ihany no i anona. Tsy voavaliko intsony fa dia ataoko valy bambaray eto...
Tsy mampaninona ahy mihitsy na i anona ihany no ianona sy ianona...
suite
répondu par kala le 13/11/2006 13:51
hery
(
25/10/2006 07:49)
Ny làlan'ny La Gazette de la Grande Ile
Efa nisy tsikera momba ny La Gazette de la Grande Ile nandalo teto. Tsy tsikeraiko ny maha-mpanao gazety andry zalahy ao izay tena anisan'ny sangany raha ny fahaizana sy ny traikefa no jerena. Tahaka ...
suite
répondu par kitjo le 28/10/2006 10:22
hery
(
19/10/2006 09:36)
Bot vaovao ao amin'ny karajia #serasera
Misy robot vaovao be resaka be izany ao amin'ny karajia #serasera amin'izao fotoana izao [url]http://karajia.org[/url] ka BotLives01 no anarany.
Ankoatran'ny resa-be ataony eo antokotany be dia mia...
suite
répondu par kelly13 le 25/10/2006 11:26
hery
(
13/10/2006 11:59)
Tour de Madagascar 2
Lalao kely mafinaritsa :-)
Ndao hanao tour de Madagascar... ka izao ny fitsipika.
- Ny làlana amin'ny ankapobeny dia Antananarivo -> Toamasina -> Antalaha -> Antsiranana -> Mahajanga -> Moronda...
suite
répondu par Bakobako2 le 18/11/2006 15:38
hery
(
09/10/2006 08:32)
Tsy mandeha ny SMS Celtel?
Tsy haiko na izaho irery no voan'ity fa ny sms rehetra alefako @ numero Madacom dia tsy misy voaray daholo.
Kanefa raha vao Orange dia tonga dia ok.
Sao dia misy blem?...
suite
répondu par kitjo le 09/10/2006 08:53
hery
(
08/10/2006 22:37)
Haninona any Toamasina i Pierrot?
Samy mihainohaino daholo miandry izay zavatra hiseho ao Madagasikara
amin'izao fotoana izao.
Miezaka ny ho objectif amin'izay zavatra mitranga.
NY mahagaga ahy dia hoe raha mikatona ny aéroport ao...
suite
répondu par fiderana le 10/10/2006 14:41
hery
(
03/10/2006 07:35)
Encyclopedie malagasy
Mampahafantatra izay mbola tsy mahalala, ary mampatsiahy izay efa nahita...
Misy encyclopédie malagasy izay azon'ny rehetra fenoina sy ampiana... ary natao amin'ny teny malagasy ranoray. [url]http:/...
suite
répondu par vakiniadiana le 04/10/2006 05:39
hery
(
02/10/2006 08:47)
Oroka farany. Laurent Voulzy
Ary be mpitia be ilay hira frantsay hoe "Derniers baisers" an'i Laurent Voulzy. Tamin'ny voalohany nandrenesako azy herinandro vitsivitsy izay dia ohatran'ny Voulzique be zany :-p fa nony tena tapitra...
suite
répondu par Fiffi le 12/10/2006 16:58
hery
(
25/09/2006 14:10)
Momba ilay email @namana.serasera.org
Ho an'ireo izay mangataka adiresy email @namana.serasera.org dia vakio tsara aloha ilay hoe inona no fepetra ilaina. Anisan'izany ny hoe
- Mpikambana ato amin'ny serasera nandritra ny efa-bolana (4 m...
suite
répondu par rinja le 17/02/2007 07:35
hery
(
21/09/2006 13:28)
Olana Karajia
Misy olana kely mandritra ny ora vitsivitsy ny karajia (Mandra-pifindrany ao amin'ny serasera.org).
Eo am-piandrasana dia azonao atao ny miditra eto ambany
http://connexion.asterochat.com/?id=37...
suite
répondu par myamorsu le 21/09/2006 17:23
hery
(
13/09/2006 16:18)
Olona ki-sé-tou
Nareo ve mba sendra an'ireny olona qui-sait-tout ireny? De inona no tokony hatao rehefa miresaka amin'izy ireny? Indraindray aloha tena misy zavatra hainy be mihitsy... ary tena mpiasa be izy amin'in...
suite
répondu par prime le 08/11/2006 07:43
hery
(
12/09/2006 16:08)
Marathon: Hazakazaka lavitr'ezaka Antananarivo
Amin'ny 20 oktobra ho avy izao no hotanterahina ny Hazakazaka Lavitr'ezaka Iraisampirenena Antananarivo faha 10.
Ireo rehetra handray anjara dia afaka mifandray amin'ny
Stade d’Alarobia, BP 3370,...
suite
répondu par hery le 12/09/2006 22:26
hery
(
11/09/2006 08:52)
baiboly.org nikatona ny baiboly
Ho an'izay mpamaky baiboly ao amin'ny baiboly.org http://baiboly.org dia mety ho gaga fa nanomboka androany dia misy "croix" menamena be eo amin'ny toerana hitadiavana toko sy andininy ao amin'ny baib...
suite
répondu par prime le 15/09/2006 13:09
hery
(
08/09/2006 09:27)
Ny fitsipi-pifehezana eto @ forum
Miarahaba ny rehetra.
Ity fitsipi-pifehezana eto amin'ny forum.serasera.org ity dia hitanao etsy amin'ilay hoe Fitsipi-pifehezana etsy amin'ny fanoroam-pejy http://forum.serasera.org/index.php?rub=...
suite
répondu par Simpona le 11/09/2006 15:58
hery
(
06/09/2006 11:17)
Takelaka lalao: Nisy fahadisoana
Nisy tsy nety kely ny takelaka lalao.serasera.org teo satria tsy afaka nanokatra lalao eseky vaovao izay te hilalao.
Amin'izao dia efa nahitsy izany.
Afaka manokatra lalao vaovao amin'izay.
Hery...
suite
répondu par fraz le 27/09/2006 15:42
hery
(
05/09/2006 11:07)
Soneria telefona teny gasy
Aiza kay nareo no maka an'ireny sonerian-telefonina hira gasy ireny e? :-)
Mba miezaka ihany aho fa mbola henjana be le mikarakara azy. Sao dia efa misy vita any ho any?...
suite
répondu par baregenaina le 08/09/2006 14:28
hery
(
01/09/2006 10:39)
Zava-baovao: Ny hafatra farany indrindra
Hitanareo ao amin'ny takelaka fandraisana ao amin'ny namana ny hafatra farany indrindra voasoratra eto amin'ny forum amin'izao fotoana izao.
La caravane passe :-P...
suite
répondu par mimich le 08/09/2006 07:22
hery
(
31/08/2006 07:42)
Rolland Ratsiraka: Toamasina aloha jerena
Resaka nandeha...
[quote=Boana Mafilou]
Henoko fa hoe hirotsaka ho filoham-pirenena i Rolland Ratsiraka. Angamba mitondra ilay anarana "Mahagaga", ka mety hanam-bitana tampoka. Kanefa hoy aho hoe,...
suite
répondu par genevieve le 04/10/2006 17:57
