Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 22/08/2006 07:17)
Te handray nefa tsy te hizara
Dia hovelabelarina indray ve? Toetra mpahazo antsika rehetra io tsinona... samy voa sy samy mamely daholo :-) Ohatra fotsiny. Sarobabay izay voa aza tezitra :-) Te ho top bizou... kanefa matity b... tohiny
hery ( 18/08/2006 07:27)
Ilay fety rahampiso
Toa hoe handeha amin'ny RadioVazoGasy hono ilay fety rahampitso any amin'i Maina raha vonona ry zareo ao amin'ny lafiny teknika. Koa raha tafita ihany dia mba afaka mihaino izany izay tsy afaka tonga.... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:48
hery ( 16/08/2006 23:46)
Blaogy.com
Ny blaogy.com sisa no nampiharana ny fanamboarana androany alina (oups... efa maraina kay) Mety hisy fahatapahana kely mandritra ny propagation-n'ny DNS. (Max 24h) Misaotra antsika maharitra... tohiny
novalian'i vale ny 17/08/2006 22:52
hery ( 15/08/2006 18:00)
Vita ny fanavaozana
Araka ny nolazaina dia nandalo fanavaozana goavana ny serasera.org tamin'ity faran'ny herinandro ity. Novaina ny lohamilina ka nisy olana vitsivitsy teo amin'ny takelaka. Inoana fa efa niverina amin'... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 07:58
hery ( 11/08/2006 12:50)
Handalo fanamboarana ny serasera
Somary lava kokoa noho ny niheverana azy ny fanamboarana. Fiffi> tsy mitovy ny ora amin'ny serveur anakiroa :-) [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i Jessimi ny 31/08/2006 14:35
hery ( 09/08/2006 07:59)
Filazana fahazoana hafatra
Nisy tamintsika efa zatra nandray ilay filazana amin'ny alalan'ny imailaka rehefa mahazo hafatra avy ao amin'ny namana.serasera.org Amin'izao ary dia naverina napetraka ao amin'ny mombamomba anao r... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 11:24
hery ( 08/08/2006 14:14)
Miezaha mandeha ihany
Torohevitra fotsiny hoe misimisy ihany ny fihaonan'ny namana amin'ity vakansy ity koa raha afaka dia miezaha mandeha ihany fa tsy hanenenana. Araka ny nolazain'i ds tamin'ny fihaonana taty Italia hoe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:43
hery ( 04/08/2006 04:32)
Ambiance namana serasera eto Roma
Araka ny hitanareo atsy ambadika atsy http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4487fdf9c690c dia tonga soa amantsara eto Roma ny namana serasera vitsivitsy hihaona sy hifankahalala. Efa be... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:49
hery ( 01/08/2006 05:45)
Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)
Mahita ilay zavatra nolazain'i Soanja ato amin'ity lohahevitra ity aho dia mahatsiaro ny fampianarana ihany koa... fa Andriamanitra dia sady Ray no Reny (Araka ilay voalazan'ny gasy hoe Raiamandreny) ... tohiny
hery ( 28/07/2006 06:14)
CelTel - Orange : Fampitahana
Misy fampitahana tsy miankina (tsy manohana na iza na iza) izay napetrak'i Jentilisa ao amin'ny blaoginy http://jentilisa.blaogy.com/post/122/1521 Inoako fa hanampy antsika any Madagasikara hifidy a... tohiny
novalian'i simplex ny 28/08/2006 13:06
hery ( 25/07/2006 21:10)
vancleef: mba ajanony ilay script fa manimba serasera
Angamba tsy takatr'i vancleef ilay hafatra efa nampitaina teto ankolaka nilazana fa mandreraka be ilay ataony mametraka script automatisé manokatra ny serasera.org imbediabe mandritra ny fotoana maha... tohiny
novalian'i pissoa ny 18/08/2006 10:58
hery ( 24/07/2006 04:40)
Tohin'ny statistika
Lazaina eto ihany fa misy isika somary sahirana amin'ny zavatra sasany vao napetraka ao amin'ny serasera. Ao amin'ny takelaka namana.serasera.org dia misy takelaka momba ny statistika vitsivitsy. Jer... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 08:45
hery ( 11/07/2006 19:28)
Green: Lay tsy miova
Sao dia mba misy manana ny tononkiran'i Green ilay hoe "Lay tsy miova"? Misy ao amin'ny radiovazogasy.com ilay hira fa tsy mbola ao amin'ny tononkira ny tonony kanefa tiako be :-) Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 07:23
hery ( 11/07/2006 06:41)
Adiresy @namana.serasera.org mbola mitohy
Manahoana daholo, Efa misy vitsivitsy ny namana no manana sy mampiasa ny adiresy solonanarana@namana.serasera.org. Taorian'ny fanitsiana kely natao dia naverina nosokafana indray ny takelaka fanga... tohiny
novalian'i dd ny 08/08/2006 12:29
hery ( 10/07/2006 10:35)
Zidane: ballon d'or
Na dia indroa diso aza ny coup de tete nataon'i Zidane tamin'ny finale (Ny iray nandefa ny bol tamin'ny traverse, ny iray teny @ tratran'i Materazzi) dia mbola lanin'ny FIFA ho izy ihany no mpilalao t... tohiny
hery ( 10/07/2006 06:03)
Forum: fiovan'ny fitsipika momba ny xxx
Raha mijery ny fitsipika ianareo dia hahita izao fiovana izao (ao amin'ny and. 3 teboka 9) [i]Azon'ny mpanoratra atao ny tsy milaza ny solonanarany rehefa mandefa hafatra. Mba hialàna amin'ny fisa... tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 06:54
hery ( 09/07/2006 20:42)
Resy Frantsa
Amin'izao fotoana izao angamba vao tena hita hoe frantsa no resy fa tsy ny séléction africaine. Teo aloha teo rehefa misy match iray andresen'i Frantsa dia be dia be foana no miteny hoe ny Afrikana ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:13
hery ( 06/07/2006 06:08)
Avy aiza daholo isika?
Aza raha efa hitanareo ilay takelaka statistika ao amin'ny namana.serasera.org (Mandehana ao amin'ny takelaka namana dia ery ambany havia ery misy hoe Statistika dia tsindrio ilay hoe Tohiny). Ao dia... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/07/2006 04:14
hery ( 03/07/2006 05:40)
Raha mahatratra ambodiomby (3)
Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa... I... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 20:26
hery ( 28/06/2006 07:57)
Fisakanana namana ao @ karajia.org (chat)
Betsaka amintsika ny manontany hoe ahoana no fisakanana ireny namana manadala antsika amin'ny resaka manokana ao amin'ny karajia ireny. Koa toa izao no fomba atao. Raha misy manadala anao (Manompa ... tohiny
novalian'i hery ny 29/06/2006 20:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.18