Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 10/07/2006 06:03)
Forum: fiovan'ny fitsipika momba ny xxx
Raha mijery ny fitsipika ianareo dia hahita izao fiovana izao (ao amin'ny and. 3 teboka 9) [i]Azon'ny mpanoratra atao ny tsy milaza ny solonanarany rehefa mandefa hafatra. Mba hialàna amin'ny fisa... tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 06:54
hery ( 09/07/2006 20:42)
Resy Frantsa
Amin'izao fotoana izao angamba vao tena hita hoe frantsa no resy fa tsy ny séléction africaine. Teo aloha teo rehefa misy match iray andresen'i Frantsa dia be dia be foana no miteny hoe ny Afrikana ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:13
hery ( 06/07/2006 06:08)
Avy aiza daholo isika?
Aza raha efa hitanareo ilay takelaka statistika ao amin'ny namana.serasera.org (Mandehana ao amin'ny takelaka namana dia ery ambany havia ery misy hoe Statistika dia tsindrio ilay hoe Tohiny). Ao dia... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/07/2006 04:14
hery ( 03/07/2006 05:40)
Raha mahatratra ambodiomby (3)
Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa... I... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 20:26
hery ( 28/06/2006 07:57)
Fisakanana namana ao @ karajia.org (chat)
Betsaka amintsika ny manontany hoe ahoana no fisakanana ireny namana manadala antsika amin'ny resaka manokana ao amin'ny karajia ireny. Koa toa izao no fomba atao. Raha misy manadala anao (Manompa ... tohiny
novalian'i hery ny 29/06/2006 20:40
hery ( 27/06/2006 12:57)
Raha mahatratra ambodiomby (2)
Eritrereto hoe mandeha manaraka ny tambohon'Ambohijatovo iny ianao. Dia misy bandy mivalandrano mitodika any amin'ny tamboho. Misy soratra eo ambony hoe Rarana mafy ny manao maloto eto. Inona no at... tohiny
hery ( 26/06/2006 12:48)
Sary be hevitra indrindra :-)
Raha te hijery ny sary izay nametrahan'ny namana hevitra be indrindra dia jereo ao amin'ny Takelaka [url=http://serasera.org/namana]namana.serasera.org[/url] -> Sary rehetra -> Alaharo araka ny hevit... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/07/2006 10:44
hery ( 26/06/2006 09:58)
Raha mahatratra ambodiomby (1)
Eritrereto hoe ao anaty bus ianareo na ao anaty taxi-be (na aiza na aiza). Dia misy bandy miditra dia mipetraka (na mitsangana) eo akaikinareo. Dia rehefa mandeha elaela dia hitanareo ny tanany (somar... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 17:05
hery ( 23/06/2006 14:26)
James Bond midera an-dRavalo?
Ary ny vazaha indray no mahita ny fiezahan-dRavalo hanatsara ny toekarena malagasy... sa hoe valalan'amboa? http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=9232&Itemid=30 ... tohiny
novalian'i prime ny 25/10/2006 14:56
hery ( 23/06/2006 09:01)
Mitady mpanohitra mba mahavoa kokoa
O ry zalahy a. Akaiky ity ny fifidianana. Nisy ireo nimenomenona hoe tsy namely mihitsy Ravalo saingy tsy nitondra vahaolana akory... donc tsy azo ianteherana. Sao dia mba misy mpanohitra tsaratsar... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:31
hery ( 23/06/2006 06:27)
Sareraka: ary itony mba ahoana?
Tato ho ato dia hitantsika ny tsikera mirara-kopana alefan'i Sareraka eto amin'ny forum. Tsikera momba ny fitondrana izay tsy hanomezan-tsiny azy satria mba malahelo izy :-) Fa gaga ihany aho hoe r... tohiny
novalian'i prime ny 28/08/2006 12:11
hery ( 14/06/2006 07:13)
Aina
Sao dia mba misy mahalala kay hoe inona avy kay no hiran'ilay Aina mihira ny hoe Rahoviana iny? Ny lohatenin'ny hirany no ilaina. Misaotra an'izay afaka mamaly.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 10:38
hery ( 08/06/2006 07:15)
Ekipa favoris
Iza no hitanareo mety ho favy amin'io Mondial io? Zah aloha mino fa hisy surprises maromaro ihany io. Ny Italiana tsy mamely intsony, Frantsa koa, Bresil no azo antenaina kely kanefa asa... Ny mety ... tohiny
novalian'i sasa ny 27/06/2006 04:11
hery ( 07/06/2006 10:52)
Aministie Raharaha 2002?
Manomboka mampiaka-peo mafy mihitsy ireo mpanohitra amin'ny tokony hisian'ny amnistie faobe tamin'ny raharaha 2002. Toa manangantsonia mihitsy aza hono ny senatera AREMA hanongana ny filohan'ny Senat ... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/06/2006 21:40
hery ( 03/06/2006 08:29)
Fahalalam-pomba
Zavatra miverimberina foana ity zavatra lazaiko ity... angamba tsy dia misy lanjany loatra ho an'ny sasany kanefa mba ilaina ihany koa averiko indray. Resaka fahalalam-pomba ilay izy. Inoako fa mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 19:30
hery ( 25/05/2006 11:12)
Fanorona: vela?
Ho an'izay mahay fanorona... inona kay no tena atao hoe vela?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:34
hery ( 21/05/2006 09:38)
The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?
Nivoaka teto Italie nanomboka tamin'ny zoma teto ny Codice Da Vinci, izay film anisan'ny be mpiresaka indrindra amin'izao fotoana izao. Miakatra anefa ny polemika momba an'io film io satria betsaka ir... tohiny
hery ( 20/05/2006 16:49)
Fanasana avy amin' ny FPMA USA
Fanasana voaray izay hitanareo ao amin'ny [url]http://lisitra.serasera.org/content/view/25/55/[/url] Ny FPMA eto USA dia faly manasa ny be sy ny maro izay te-handray anjara amin' ny lasim-pianakavi... tohiny
novalian'i onjah ny 22/05/2006 11:19
hery ( 19/05/2006 07:56)
Manjelatra ao amin'ny Google ianao
Mba efa notadiavinao tao amin'ny Google ve ny solonanaranao eto amin'ny serasera? Raha ohatra ka efa mpikambana somary maharitraritra ianao, ka mpandray anjara mavitrika, dia ho hitano fa anisan'ny eo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/05/2006 04:47
hery ( 17/05/2006 14:53)
Pinguins Tamin'ilay film Madagascar
Ary tsy hitako hoe notohizandry zalahy ilay film Madagascar. Misy ny tantaran'ireo pinguins ireo sendra hitako tao amin'ny Dailymotions dia napetrako ato. http://hery.serasera.org/index.php?rub=pages... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 18:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6796