Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 28/02/2006 10:07)
Aiza ny tantara sy ny sombin-tantara eto?
Ho an'ireo izay mametraka io fanontaniana io. Te hametraka tantara na sombin-tantara eto amin'ny serasera.org na koa te hamaky ireo tantara efa napetraky ny namana dia mandehana ao amin'ny tahiry.sera... tohiny
novalian'i jentilisa ny 01/03/2006 12:50
hery ( 27/02/2006 15:52)
Ireo Tondrom-peo (tablatures)
Tsy niova mihitsy teo ilay hoe tondrom-peo farany tetsy amin'ny ankavanana (takelaka tononkira.serasera.org). Efa nahitsy dia efa mety tsara. Dia misaotra an'ireo rehetra mazoto mampiditra tondrom-p... tohiny
hery ( 25/02/2006 23:16)
Tononkalo vakiraoka aloha
Zava-baovao ao amin'ny takelaka vetso.serasera.org Rehefa manoratra tononkalo ianao dia tsy voatery tonga dia aseho ho hitan'ny olona fa mbola azonao atao vakiraoka aloha. Amin'izay dia azonao tohiza... tohiny
novalian'i bichette ny 02/03/2006 02:26
hery ( 24/02/2006 11:55)
Ny IFG sy ny serasera.org
Manahoana daholo Manomboka izao dia afaka mampiasa ny solonanarana izay fampiasantsika eto amin'ny serasera.org isika rehefa mandeha ao amin'ny takelaky ny IFG (infogasy.net) http://infogasy.net ... tohiny
hery ( 22/02/2006 10:09)
Ho an'ny artista vao misondrotra
Anisan'ny tanjon'ny eto amin'ny serasera.org ny mampahafantatra ny artista vao misondrotra. Izany rahateo no nanaovana ny Radiovazogasy.com izay mandefa ny hiran'ireo artista ireo amin'ny alalan'ny in... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/02/2006 16:43
hery ( 16/02/2006 12:24)
Kardinaly Razafindratandra hanao veloma ny Diaspora
(hafatra nampitain'i Fanantenandrainy R.) Tonga eto Frantsa ny Cardinal Gaëtan Razafindratandra ka hanao veloma ny Diaspora Malagasy. Rahampitso Zoma 17 febroary 2006 amin'ny valo hariva ao ami... tohiny
novalian'i Zan ny 17/02/2006 05:34
hery ( 13/02/2006 13:29)
Tahiry na tahiry.serasera.org
Manomboka mandeha tsikelikely ilay takelaka tahiry.serasera.org rehefa avy nijanona nandritra ny fotoana maharitraritra. Toerana fampidirana tantara, sombin-tantara, izao karazana tahirin-kevitra reh... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/02/2006 16:08
hery ( 11/02/2006 10:26)
Fomba fametraka fanontaniana
Mahita ny Dinika tato ho ato aho... dia betsaka ny manontany. Inona no mahatonga...? Nahoana ny ... no ... ? Ahoana ny hevitrareo amin'ny...? Raha .... dia ahoana ny...? sns. Dia lasa ny eritreritra ... tohiny
novalian'i pitchou ny 15/02/2006 01:02
hery ( 10/02/2006 22:04)
Gasy voalohany @ J.O d'hiver
Somary taitra ihany naheno hoe Madagascar tamin'ny défilé tamin'ny fanokafana ny Jeux Olympiques d'Hiver tao Torino Italia. Voamarina tsara izany ny vaovao efa nalaza tato ho ato hoe ho any ry Razan... tohiny
novalian'i doralala ny 02/04/2006 10:35
hery ( 06/02/2006 21:53)
DIEM : Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara
Araka ny fanirian'ny namana vitsivitsy dia natomboka ihany koa ny Tetikasa DIEM izay hametrahana tsikelikely ny Baiboly amin'ny Dikanteny Iombonana ho azo vakiana eto amin'ny Internet. Ny toerana anan... tohiny
novalian'i moi ny 16/02/2006 09:32
hery ( 06/02/2006 08:30)
Mitady katolika manana Baiboly Malagasy
Manana tetikasa ny hampiditra ny Baiboly Katolika Malagasy ho ao amin'ny baiboly.org izahay koa manao antso avo ho an'ireo namana manana Baiboly Katolika mba hifanampy sy handray anjara. Tsotra ny za... tohiny
novalian'i hery ny 30/03/2006 08:16
hery ( 03/02/2006 07:59)
Koranan'ny gasy eto Roma
Ho an'izay eto Roma Italia dia hisy korana anasana antsika indray amin'ny asabotsy 18 Febroary izao. Fety be io fa efa za-draharaha ny mpikarakara moa ny trano malalaka tsara. Mirary dia mirary ny vid... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/02/2006 14:03
hery ( 02/02/2006 10:17)
Odyssee de la vie
Nareo ve nijery an'ilay Odysée de la vie tao amin'ny France 2 tamin'ny talata? Iny angamba no sarimihetsika hitako nampiseho tsara indrindra ny fivoaran'ny zaza ao an-kibo. Ho an'izay tsy nahita d... tohiny
hery ( 28/01/2006 20:48)
Fahana RSS ho an'ny tononkira vaovao
Ho an'izay mahalala momba ny RSS dia misy fahana RSS ao amin'ny takelaka tononkira.serasera.org ho an'ireo hira 10 vao tonga [url]http://tononkira.serasera.org/media/tononkira.xml[/url] ... tohiny
hery ( 26/01/2006 13:16)
Ilay sary sonia ao amin'ny tsikeran'ny sary
Tadidinareo ilay resaka hoe sary kely ao amin'ny tsikeran'ny sary. :-) ilay ohatry ny fampiasako iny. Isaky ny mametraka tsikera ao amin'ny sary aho dia misy sary kely toa izao [img]http://www.gravata... tohiny
novalian'i zaoli ny 02/05/2006 07:55
hery ( 26/01/2006 10:37)
Andriamanitra dia Fitiavana - Deus Caritas Est
Deus Caritas Est... Io no lohatenin'ny taratasy voalohany nosoratan'ny Papa Benoà XVI (na encyclique) izay nivoaka ofisialy omaly 25/01/2005. Ny fehezanteny voalohany dia ilay hoe "Andriamanitra ... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/03/2006 00:56
hery ( 26/01/2006 10:20)
Ny lehilahy no mazava kokoa
Marina fa maditra ny lehilahy matetika, mafimafy loha sns.. fa ny lehilahy no mazava fo kokoa eo amin'ny lafiny rehetra. Sincère, tsy mitana an-dolompo, mora tezitra kanefa mora afaka, mora manadino... tohiny
novalian'i pitchou ny 09/02/2006 04:29
hery ( 25/01/2006 09:57)
Herizo Razafimahaleo : Tsara fa tara
Tsy alahelon-toerana fa fitsikerana ny zava-tsy mety ankehitriny no nataon'ny olo-maventy Herizo Razafimahaleo omaly tamin'ny mpanao gezety, ka ilay fanjakana madiva hifarana raha tonga fifidianana no... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:57
hery ( 23/01/2006 09:25)
Raha namana vaovao
Raha vao nisoratra anarana eto amin'ny serasera ianao dia ireto mety misy torohevitra vitsivitsy mety hahasoa anao. 1. Fenoy ny mombamomba anao. Tsindrio fotsiny ilay rohy eto ambany [url]http://s... tohiny
novalian'i iray ny 07/03/2006 14:25
hery ( 21/01/2006 11:19)
Lohahevitra vaovao - Hoy ny gazety
Lohahevitra vaovao nosokafana eto amin'ny serasera.org indray ny hoe "Hoy ny gazety". Ato amin'ity lohahevitra ity no apetraka ny famintinana na ny vaovao an-gazety. Ezahina ny hametraka vaovao an-gaz... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0703