Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
09/12/2005 22:03)
Tsianjery krismasy
Nalaina tao amin'ny lisitra.serasera.org. Hafatra avy amin'i Pasteur Samoela Andriani.
Misy nangataka tsianjery Krismasy taty amiko ka dia indro misy tsianjery 5
ireto ho an'ny ankizy. Mbola tsy t...
tohiny
novalian'i saharoy ny 24/05/2006 07:57
hery
(
06/12/2005 09:30)
Momba ny tsikeran'ny sary
Ny mpanoratra tsikera ao amin'ny sary dia voatahiry daholo ny IP. Raha ohatra ka misy fitarainana momba ny tsikera (Teny ratsy na manaratsy) dia omeko ny tompon-tsary avy hatrany ny IP raha angatahiny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2006 06:35
hery
(
28/11/2005 14:21)
Ireo namana nampiditra sary be indrindra
Rehefa natao ny kajy tsotsotra dia ireto ambany ireo ny namana nampiditra sary be indrindra. Mazava ho azy, tsy nisaina ireo sary natokana ho an'ny namany manokana. Azonareo jerena ny mombamomba azy d...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 11/12/2005 10:08
hery
(
26/11/2005 23:38)
Resy izany ny Maki
Resin'ny Maroc tamin'ny isa 43-6 izany ny Maki Madagasikara teo amin'ny famaranana Rugby.
Dia amin'ny manaraka indray manarina....
tohiny
novalian'i Ralay ny 08/12/2005 12:47
hery
(
23/11/2005 09:34)
Ilay Rugby Madagascar/Maroc amin'ny asabotsy
Ity izany no vaovao azo farany nampitain'i Willy RABARIJAONA tao amin'ny serasera
Finale de la CAN 2005 de RUGBY
Asabotsy 26 Novambra 2005
manomboka amin'ny 15 ora
Stade Claude Luboz
Avenue Lau...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/11/2005 11:02
hery
(
22/11/2005 15:03)
Fifaninanana tantara foronina
Mampanao fifaninana tantara foronina ny Dauphin Noir Edition. Ny lohahevitra amin'izany dia hoe "Madagascar, superstitions et tabous" (Madagasikara, ny finoanoam-poana ary ny fady) Azonareo jerena ami...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/11/2005 14:50
hery
(
05/11/2005 12:09)
Fandefasana tovana miaraka amin'ny hafatra
Vita soa amantsara indray ny tovana ao amin'ny hafatra. Manomboka izao dia azo atao ny mametraka tovana (pièce jointe) iray rehefa mandefa hafatra.
[b]Ahoana no fomba fandefasana tovana?[/b]
Rehe...
tohiny
novalian'i hery ny 07/11/2005 21:35
hery
(
02/11/2005 23:15)
Yahoo messenger sns... tsy mila install
Raha sendra any amin'ny cybercafe na any antranon'olona ianareo ka mampiasa ordinateur tsisy yahoo messenger na msn messenger dia azonao ampiasaina ity site eto ambany ity. Mahasolo yahoo, msn, aol sn...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 14/11/2005 08:04
hery
(
02/11/2005 11:23)
Miala any ny serasera finday (wap)
Ho an'ireo izay te hamaky hafatra amin'ny telephone portable dia azonareo andramana ny serasera wap. Ampidiro ao amin'ny finday fotsiny ny adiresy [b]http://wap.serasera.org[/b]
Raha misy sosokevit...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 27/11/2005 17:56
hery
(
31/10/2005 13:22)
Must love dogs
Sarimihetsika mikasika indrindra ny fitadiavana namana amin'ny internet :-)
Tsara ihany aloha sady ahitana ny tena fikafikan'ny vehivavy amin'itony site itony :-p rehefa avy nijery an'ilay film aho ...
tohiny
novalian'i vale ny 22/12/2005 12:48
hery
(
29/10/2005 12:32)
3 taona ihany hono ny fitiavana
Nijery Savoir Plus Sciences tao amin'ny France 2? :-) 3 taona ihany noho no faharetan'ny fitiavana ... rehefa ara-tsiansa, naseho tao daholo ny kitikitika simika mahatonga ny fitiavana :-p. (tsy hifan...
tohiny
novalian'i nippon ny 24/11/2005 08:13
hery
(
24/10/2005 07:24)
Ary raha homo ?
Tohin'ilay resaka sarimbavy sy sarindahy tatsy.
Raha toa ka misy namanao tena namanao na ao amin'ny fianakavianao (rahalahy na anadahy na anabavy na rahavavy) na koa ny zanakao miteny aminao tampoka ...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 10/12/2005 15:22
hery
(
23/10/2005 16:32)
Karajia MIRC fitaovana tsotra hiresahana mivantana
Manomboka mikarakara tsikelikely ny KarajiaMIRC izahay, fitaovana tsotra izay ahafahana miresaka mivantana avy hatrany ao amin'ny serasera.org
Indro ary mivoaka ny tao alpha 0.1 faran'izay tsotra ind...
tohiny
novalian'i hery ny 24/10/2005 21:06
hery
(
20/10/2005 11:37)
Toa izao ny fetin'ny namana dago
Sendra nijerijery ny zava-misy tany ho any aho dia nahita zavatra maromaro :-) anisan'izany ny fihaonan'ny Namana Serasera Dago tany Antsirabe. http://serasera.skyblog.com/ ange e. Dia angamba hampari...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:33
hery
(
20/10/2005 07:51)
Dia tsy maintsy hosivanina indray ve?
Ny fampidirana ny zavatra rehetra eto amin'ny takelaky ny serasera.org dia napetraka hatrany amin'ny fahendren'ny namana.
Nasiana ny karajia... navela halalaka aloha. Dia indreny ny namana sasany (ts...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 20:11
hery
(
18/10/2005 07:38)
Fetran'ny taonan'ny namana
Mba fitsapana ny hevitry ny tsirairay ato fotsiny ihany. Marina fa efa misy ny resaka izay natokana manokana ho an'ny olon-dehibe ato amin'ny serasera. Fa amin'ny dinika hafa sy ny namana serasera ami...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 21/10/2005 07:28
hery
(
06/10/2005 14:32)
Ny fahitanao ny endrika vaovao?
Nisolo akanjo kely indray ny takelaka namana.serasera.org. Dia nampidirina tanteraka tamin'ny Solaitra http://sourceforge.net/projects/solaitra ihany koa. Mora kokoa ny manatsara azy amin'izao.
Aho...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 03:14
hery
(
03/10/2005 07:00)
Enin-taona ny serasera
Miarahaba antsika rehetra indray.
Tsy hay ny tsy hisaotra antsika rehetra amin'izao fotoana izao noho ny fahatratraran'ny Serasera Malagasy (serasera.org) ny faha enin-taonany. Ny 3 oktobra 1999 to...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 03:16
hery
(
29/09/2005 20:37)
Fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing
Ho an'ny namana ao Dago.
Misy hetsika fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing karakarain'ny Namana serasera Dago ka manomboka ny Asabotsy 19 novambra 2005 amin'ny 9 ora maraina ka hatramin'ny alahady ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2005 21:46
hery
(
29/09/2005 07:20)
Filazana manjo (USA)
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :
Rtoa BAKOLY ANDRIANANTOANDRO
dia nodimandry ny Alarobia 28 Septembra 2005 tao amin'ny Mon...
tohiny
novalian'i estine ny 10/10/2005 08:34
