Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 26/01/2006 10:37)
Andriamanitra dia Fitiavana - Deus Caritas Est
Deus Caritas Est... Io no lohatenin'ny taratasy voalohany nosoratan'ny Papa Benoà XVI (na encyclique) izay nivoaka ofisialy omaly 25/01/2005. Ny fehezanteny voalohany dia ilay hoe "Andriamanitra ... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/03/2006 00:56
hery ( 26/01/2006 10:20)
Ny lehilahy no mazava kokoa
Marina fa maditra ny lehilahy matetika, mafimafy loha sns.. fa ny lehilahy no mazava fo kokoa eo amin'ny lafiny rehetra. Sincère, tsy mitana an-dolompo, mora tezitra kanefa mora afaka, mora manadino... tohiny
novalian'i pitchou ny 09/02/2006 04:29
hery ( 25/01/2006 09:57)
Herizo Razafimahaleo : Tsara fa tara
Tsy alahelon-toerana fa fitsikerana ny zava-tsy mety ankehitriny no nataon'ny olo-maventy Herizo Razafimahaleo omaly tamin'ny mpanao gezety, ka ilay fanjakana madiva hifarana raha tonga fifidianana no... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:57
hery ( 23/01/2006 09:25)
Raha namana vaovao
Raha vao nisoratra anarana eto amin'ny serasera ianao dia ireto mety misy torohevitra vitsivitsy mety hahasoa anao. 1. Fenoy ny mombamomba anao. Tsindrio fotsiny ilay rohy eto ambany [url]http://s... tohiny
novalian'i iray ny 07/03/2006 14:25
hery ( 21/01/2006 11:19)
Lohahevitra vaovao - Hoy ny gazety
Lohahevitra vaovao nosokafana eto amin'ny serasera.org indray ny hoe "Hoy ny gazety". Ato amin'ity lohahevitra ity no apetraka ny famintinana na ny vaovao an-gazety. Ezahina ny hametraka vaovao an-gaz... tohiny
hery ( 20/01/2006 22:01)
Blaogy hoe?
Misy vonona hametraka ny tena blaogy eto amin'ny serasera ve raha miditra lalindalina amin'izany izahay? Toa tsy nandiso fanantenana ihany ny serasera mantsy hatramin'izay. Misy ireo mametraka ny to... tohiny
hery ( 20/01/2006 19:43)
Bismak na Dillie ?
Hitako ao amin'ny vaovao napetrak'i jm ao amin'ny radiovazogasy.com fa Bismak no tarika entin'i Annick tao amin'ny Dillie taloha. Tsy haiko na ny tarika Dillie iray manontolo aloha no lasa antsoina ho... tohiny
hery ( 20/01/2006 08:42)
Resaka débit
Ahoana kay no ahafantarana hoe firy ny débit-n'ny connexion ADSL? Ny ato aminay mantsy mizesta ilay fournisseur hoe nampitomboana roa ny débit kanefa tsy hita hoe aiza no handrefesana azy.... tohiny
hery ( 20/01/2006 07:09)
Mpitsidika 4500 isanandro
Amin'izao fotoana izao dia tsidihan'ny olona eo amin'ny manodidina ny 4500 isanandro eo ny takelaka rehetra ao anatin'ny serasera.org (mpikambana sy tsy mpikambana). Ny ambony indrindra hatramin'izao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/01/2006 19:43
hery ( 18/01/2006 07:04)
Ny fiara ohatran'ny vehivavy :-p
Angamba mety mahagaga anao fa tena marina io. Tsy resaha hoe double-pont na resaka hoe molotra mazda. Fa ny fitandrohana fiara dia tokony atao tahaka ny mitandroka vehivavy. 1. Alaina kalam izany ho... tohiny
novalian'i mbositra ny 14/02/2006 21:49
hery ( 16/01/2006 07:22)
Tononkalo misy mpanoratra maromaro
Hitako misy tononkalo vitsivitsy iaraha-manoratra ato amin'ny vetso ato. Ahoana kay no fomba anaovanareo azy? Sady amin'izay ianareo samy hafa ny toerana misy anareo. Mila mitovitovy izany ny sentimen... tohiny
hery ( 16/01/2006 07:15)
Fahazaran-dratsy
Fahazarandratsy vitsivitsy hitako amin'ireo mpitondra fiara (indrindra ireo saoferana taxi sy taxi-brousse)... tokony hialana raha toa ka te hitsitsy. Resaka embrayage (fitsitsiana disque sy fourch... tohiny
novalian'i kally ny 30/01/2006 16:09
hery ( 11/01/2006 05:28)
Jonny R'Afa
Efa henonareo ve ny momba an'i Jonny R'Afa? Mpihira, mpamoron-kira, sady interprete hono izy io. Anisan'ny hira noforoniny Rabodoniarivo, Ravorombazaha (Anazy kay hono io fa tsy an'i Tselonina), Retsi... tohiny
novalian'i fijo ny 21/01/2006 04:40
hery ( 10/01/2006 12:42)
Velona indray ny statistika
Araka ny fitarainan'ny namana maro :-) dia nohatsaraina sy novelomina indray ny statistika teto amin'ny forum.serasera.org Navesatra loatra izy io teo ka nitadiavana hevitra ny tsy hampavesatra azy d... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/01/2006 07:07
hery ( 09/01/2006 23:06)
Hafatra vaovao
Manomboka mitranga ao amin'ny forum.serasera.org indray rehefa misy hafatra vaovao ao amin'ny namana. Isaky ny 10 minitra vao miova ilay filazana hoe hafatra vaovao. Aza gaga izany raha ohatra ka efa ... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 00:20
hery ( 09/01/2006 05:54)
Ny takelakareo
Mety mahaliana ve raha samy manana takelaka manokana ny namana tsirairay eto amin'ny serasera? Izay mazoto dia efa misy toerana azonao anaovana izany ao amin'ny [url]http://wiki.serasera.org[/url]. N... tohiny
hery ( 05/01/2006 05:42)
Iza no mahay php kely?
Iza no mahay php kely (na be) eto amin'ny namana eto ka vonona ny handray anjara amin'ny fanatsarana ny serasera.org ? Misy projets vitsivitsy an-dalana kanefa tsy araka ny mamoaka azy ao anatin'ny fo... tohiny
novalian'i hery ny 21/02/2006 07:54
hery ( 03/01/2006 09:18)
Fanavaozana ny wikianja
Havaozina tsikelikely koa ny wikianja amin'ity herinandro ity. Ny wikianja moa dia toerana ahafahanao manoratra malalaka zavatra izay tianao... dia tena malalaka tokoa. Amin'izao fotoana izao aloha di... tohiny
novalian'i hery ny 11/01/2006 22:05
hery ( 03/01/2006 09:06)
Hivoaka hono ny 207
Hivoaka amin'ny herinandro ambony io hono izany ny Peugeot 207. Ny endriny aloha dia mamono lolo... toa matanjaka ihany koa. Io indray izany ho hifampitady amin'ny clio-n'ny Renault [img]http://www... tohiny
novalian'i fasaly ny 09/01/2006 11:15
hery ( 03/01/2006 07:30)
Tandremo ny fisarahana :-)
Namaky tononkalo anakiray lalina dia lalina nosoratan'i randria aho. Aza mba misaratsaraka ihany fa samy migoka antsokosoko ny vokany. toa izao ny sombiny [i]Asiako raki-teny ny fahatsiarovana azy, ... tohiny
novalian'i memerz ny 14/01/2006 22:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1003